lainga
21. deghany
(
19/08/2005 13:28)
zefalah:
aleo hony mifanena @ mpamosavy toizay mifanena aminy mpandainga..hiresaka laingapitiavana sika.
ny olona ray dia mandaiga....ary ainao foana ny fomba fiteniny refa mandainga izy...tsara lahatra sy be problemme...voaloany io...refa aty aorina @zay izy mitady zavatra maro aminao...tantarainy anao daholo zaho tantara niainany zao..sy e..ery e..
efa ao le lainga tsara lahatra @io.
le hoe misy karazany firy ny lainga..satria mantsy ny tena mpandainga dia tsy mantsy mahay an'lay karazana..misy karazany bedabe ny lainga.
lainga tsaralahatra...lainga fataorana..lainga te ho dokafana..lainga te halaza..lainga te ho ita sy ahazo voninahitra..lainga masina..lainga fitiavana..:-D lainga an'zefalah...lainga politika sy ny fikafika..maro e...fa arakara'lay fitenin'lay olona foana no ahaizanao fa mandainga izy.
oka zay
omenao 'ny téorigany mintsy an!! :@
22. diamondra27
(
20/08/2005 07:12)
za lou nahafantatra mompera tany dago mandainga satria imason'anyn olona izy de mpopera fa aty ambadika izy nisipa t@ namako vavy, de tena secret an! tsy ambarako anareo ny details, ...
De nisy pasitera ihany koa miaraka @ tovovavy mandalo ao aminy ao, de mandainga @ vadiny izy izany;
De taloha koa refa tsy tiana dérangé-na ny RAD de teneniny oe: lazao ranona fa tsy eo hono izy hoe!!!
De le mandainga mba tsy handoa frais de transport ny zaza rehefa @ transport en commun na mba ahazoana reduction any @ parc d'attraction
Le lainga masina aona izany?
Le manomana surprise @ olona koa ve de mandainga?
De nisy pasitera ihany koa miaraka @ tovovavy mandalo ao aminy ao, de mandainga @ vadiny izy izany;
De taloha koa refa tsy tiana dérangé-na ny RAD de teneniny oe: lazao ranona fa tsy eo hono izy hoe!!!
De le mandainga mba tsy handoa frais de transport ny zaza rehefa @ transport en commun na mba ahazoana reduction any @ parc d'attraction
Le lainga masina aona izany?
Le manomana surprise @ olona koa ve de mandainga?
23. xxx
(
20/08/2005 07:15)
ny vehivavy koa ve misy mpandainga fa toa ohatran'ny lehilahy foan no re matetika.
24. fasaly
(
20/08/2005 10:17)
misy vehivavy tena totakely mandainga mintsy kou!
aleo marina mifanena amy mapmosavy raha tratran'izay an!
aleo marina mifanena amy mapmosavy raha tratran'izay an!
25. zama91
(
20/08/2005 15:09)
Ka tena vehivavy mihitsy no tena be histoire ry fasaly an,za mahafantatra betsaka,fa zany ve moa ho tantaraina anao eto doly,fa ny lhl misy histoire ko fa tsy betsaka raha mihoatra ny vitan'ny sipa,indrindra moa ilay sipa rehefa mapmpifilafila sy le mampitomany iny mihitsy,voatery ianao mandaingalainga kely ,ka izay angamba ilay laiga masina
27. Veloo
(
22/08/2005 18:12)
atsangano ny tanana raha mbola nisy tsy nandainga... pandainga doly isika olombelona eto an-tany tsisy akanavaka...ka hita fa fahotana iray eo amin'ny fahotana maro io ko.
29. akamatiana
(
23/08/2005 03:04)
zah tsy nandainga fa nanafina waaa , mba sekile ange eh d tsy maintsy tenenina veuuuhh?:roll:
31. fafa
(
25/08/2005 08:41)
misy zavatra tsy maintsy andaingana raha ilaina mo misy ko olona efa mpandainga foana fa lainga no avoakany vavany isan'andro! le mpampiesona reny e!
33. Herimiafina
(
25/08/2005 20:20)
Izaho tsy mandainga faha tsy miteny ny marina indraindray
Entre époux on ne doit pas dire la vérité, entre amis on ne doit pas mentir.
[/quote]
Amiko mitovy daholo ny lainga rehetra. Ny mahasamihafa azy fotsiny dia ny antony nahatonga ny olona iray handainga.
34. Herimiafina
(
25/08/2005 20:24)
Izaho rehefa mandainga dia milaza ny tena marina foana avy eo (tandremo fa tsy mety io fika io indraindray). Ny antony dia satria mety tsy hi-comprendre ilay olona resahako raha amin'iny fotoana iny aho no milaza ny marina, ka aleo miandry kely aloha mba tsy hanimba zavatra. Fa tsy maintsy teneniko ihany avy eo ny tena marina rehefa fhitako fa afaka hahatanty ny marina amin'izay izy.
Ny olona hono tsy mihaino afa-tsy izay tiany ho re, ary ny marina mampangidihidy sofina indraindray, izany no tsy itiavan'ny olona ny mpitondra fivavahana sasany satria milaza ny marina momba azy ka mangidihidy ny sofiny. Ny nandehanany tany ampiangonana anefa hihaino izay zavatra mahafinaritra ny sofiny.
Ny olona hono tsy mihaino afa-tsy izay tiany ho re, ary ny marina mampangidihidy sofina indraindray, izany no tsy itiavan'ny olona ny mpitondra fivavahana sasany satria milaza ny marina momba azy ka mangidihidy ny sofiny. Ny nandehanany tany ampiangonana anefa hihaino izay zavatra mahafinaritra ny sofiny.
35. Veloo
(
25/08/2005 21:13)
marina aloha fa toute verite n'est bonne a dire fa tsy midika oe mila mandainga. Mila manana diplomatie fotsiny eeeee aza mandainga ry reto a :-P:-P:P:P
36. fijo
(
25/08/2005 21:49)
hoy herimiafina:"ny olona tsy mihaino,hafa tsy ny tiany hoe re"izay dia tena marina tokoa.
37. Herimiafina
(
25/08/2005 22:40)
Ampiako kely, indraindray koa ohatra ilay olontianao no mi-forcer anao hiteny izay tiany ho heno fotsiny, dia lasa mandainga ianao indraindray.
38. fafa
(
26/08/2005 08:20)
herimiafina> ohatra ve oe taiza ndray enao? nampiaraka tany ndray an!..... de eo @zay toi fa sosotra de mamely ny hoe: zay mihintsy ka haninn? sa tsy zany?:twisted: