Voin-kava-mahatratra

1. ds ( 10/08/2005 17:39)
Sent: Wednesday, August 10, 2005 8:02 AM
Subject: Grave accident a Madagascar. Une fillette entre vie et mort, une jeune femme décédée, de nombreux blessés.

Appel à la solidarité.
Merci de rediffuser, de publier sur le Web et dans la presse, radios, TV, etc.

Grave accident a Madagascar. Appel à la solidarité Une fillette morte, trois femmes décédées, de nombreux blessés
La compagnie de paysans - artistes mpihira gasy TARIKA RAMILISON FENOARIVO a été
victime d'un grave accident de la route : Le véhicule qui transportait la troupe a
été percuté par un camion sur la route d'Ambatolampy. L'une des chanteuses lead
a été tuée sur le coup, deux autres le furent à l'hôpital, une fillette de 6 ans
(qui fait l'apprentissage de l'opéra Hira Gasy) est aussi décédée. On compte une
dizaine de blessés graves.
Pour contribuer à sauver la fillette et aider à soigner les mpihira gasy,
toutes les contributions et dons sont les bienvenus (ayant le minimum pour vivre,
les paysans - artistes n'ont pas les moyens de payer des soins hospitaliers).

Contacts :
. Téléphones :
(00.261). 033.11.61.615 & 033.40.184.97 & 032.04.18.732.
. Adresse :
RAMILISON FENOARIVO Lot IVO 215, Antohomadinika atsimo,
Antananarivo 101 Madagascar.
Imailaka : andoniainaj@yahoo.fr
répondu par ds le 14/09/2005 11:20
2. booboo ( 11/08/2005 06:08)
oups ! hitako androany io raha io. Mirary fahasitranana tanteraka ho an'ny naratra sy fiononana feno ho an'ny fianakavian'ny maty.
3. ravatorano ( 11/08/2005 06:37)
tena feno alahelo tokoa ny tenanay raha nahare io vaovao io omaly satria isan ny sangany amin ny fiangaliana ny Hra gasy io tarika io ary ny tenako dia isan ny mankafy azy ireo.
Miombon alahelo amin ny tarika Ramilson ny tenako sy ny namanadao rehetra aty ary koa mirary fahasalamana tanteraka ho an ireo mbola maratra.

ravatorano
4. booboo ( 11/08/2005 06:46)
ds >andoniainaj@yahoo.fr ve sa andoniana@yahoo.fr ilay mailaka azafady ? Sôtra.
5. ds ( 11/08/2005 10:32)
booboo:

ds >andoniainaj@yahoo.fr ve sa andoniana@yahoo.fr ilay mailaka azafady ? Sôtra.


andoniainaj@yahoo.fr angamba satria toa
ANDONIAINA Jeanne Bernard no tena anarana.
Izay no misoratra amin'ny hafatra voaraiko.
6. booboo ( 11/08/2005 11:00)
Voaray fa misaotra.
7. vancleef ( 11/08/2005 13:44)
Tena feno alahelo tokoa aho ary miaram-pahorina @ fihanankavian'ireo izay nisy nandao azy nefa mba misy zavatra kely tiako mariana na dia tsy eto aza ny toerana tokony hilazaina azy. i Doc Strange dia anisan'ny mpiandraikitra eto @ serasera nefa nohon'ny misy fahoriana tahakan'izao dia miteny anglisy sy frantsay nefa misy olona sasany voafafa rehefa miteny teny vahiny na any @ Hatsikana sy lalao aza. Misy lafiny roa ve eto ? Ny mpiandraikitra sy ny mbambajombona rehetra ?
8. ds ( 14/09/2005 11:20)
vancleef:

(...) i Doc Strange dia anisan'ny mpiandraikitra eto @ serasera nefa nohon'ny misy fahoriana tahakan'izao dia miteny anglisy sy frantsay nefa misy olona sasany voafafa rehefa miteny teny vahiny na any @ Hatsikana sy lalao aza. Misy lafiny roa ve eto ? Ny mpiandraikitra sy ny mbambajombona rehetra ?


Miala tsiny fa izao vao hitako ity.
Marina tokoa fa tsy tokony hisy teny vahiny eto kanefa raha novakianao tsara ny hafatro, dia tsy izaho no nanoratra fa mpampita hafatra fotsiny aho. Efa misy toerana vaovao azo hametrahana hafatra amin'ny teny vahiny izao ka any izany amin'ny manaraka no hametrahana azy. Dia miala tsiny amin'izay tohina fa ny fahoriana indraindray (na tsy mahakasika ny tena aza) maha tafandika lalàna.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5052