mandefa entana any dago izahay
1. rojoniaina
(
09/08/2005 00:11)
0625514511, rrichara@yahoo.fr
6e ny kg andefasany ny entana ary alainay any aminao izanyentana izany. Ao Antananarivo sy Antsirabe ihany aloha no fandefasany eto am-boalohany.Tsy misy vola aloa intsony avy eo.
Raha toeran mora hita ao Tana sy Antsirabe dia ataonay livraison à domicile ny entanao.
Manorata ary aza misalasala miantso telephone.
Tena serieux io fa tsy vazivazy satria efa nandefa entana sahady izahay tamin'ny alakamisy farany teo ka tonga soa amantsara tsy nisy pentina ny entana rehetra.

répondu par angelastela le 10/10/2005 15:02
2. ainaheri
(
09/08/2005 06:25)
tsara kosa zany ka fa l mankany @ aéroport mitsy no tsy misy fotoana, tena mety ny hevitrareo,ny any dago alo mazava iny fa ny aty france ndray aona akaiky doly sa misy limite iany we atretsy ny farany,oh zao we misy mipetraka any toulouse sy ny manodidina eny d aona??
3. vahiny2004
(
09/08/2005 08:27)
interessant izany ! misy minimum sy maximum ve ny lanjan'ny entana ? Hafiriana eo ny fahatongavany any sa misy hoe isak'izao andro izao ny départ ?
4. rurik
(
09/08/2005 08:30)
Dia ohatranay aty Belgique dia ahoana koa mety mba misy hevitra koa ve?
5. rojoniaina
(
09/08/2005 10:33)
Misaotra anareo rehetra, namaly ny resaka rehetra.
Voalohany, tsy misy limite ny lanjan'ny entana alefa;
Faharoa, ho anareo rehetra any amin'ny province na any antoerankafa , dia alefaso paositra ny entana dia alefanay rehefa avy eo.
Raha vonona ianareo dia antsoy ny numero io hanaovana rdv.
Fahatelo, Ny faha tongavan'ny entana dia herinandro raha be indrindra.
Raha alefa alakamisy ohatra dia aterinay ny alatsinainy na talata ihany.

6. felampaiso
(
09/08/2005 12:47)
misaotra anareo fa ny toy izao no tena mahampinamana, ny ahy ny mahaliana ahy izao dia ny boky sy ny bande dessinée, vitsy mihitsy izy ireny eto dago, dia raha ohatra hoe lazaiko anareo any an-dafy any ny titra an'ireo boky ilaiko, dia mety ho possible aminareo ve nu mandefa azy aty antsirabe ? ireny boky na magazine ireny mantsy toa misy tarif moramora raha tsy diso aho...
7. rojoniaina
(
09/08/2005 15:19)
Misaotra anareo rehetra e!
Tsy misy famerana, izay zavatra rehetra tianao dia mety daholo . Izahay no mandefa azy amin'io tarifa io.Na boky, na fitaovana, ..... mety daholo.
NY hiangavinay tompoko dia ny mba hiantsoanareo haingana hiconfirména ny entana sy ny vidiny.
0625514511 rrichar@yahoo.fr

8. diamondra27
(
09/08/2005 16:35)
tetsy ambony toa rrichara@yahoo.fr ary eto ambany rrichar@yahoo.fr ka iza amin'ireo no tena izy
9. tafita
(
09/08/2005 19:36)
Tsy mazava e.
Aiza io N° io no antsoina fa tena tsy azoko e, ary inona marina ny Adiresy imailaka anao .
Satria hoe mandefa entana any Dago , fa départ avy aiza ilay entana .

12. isambilokely
(
09/08/2005 21:44)
De ahoana klo ny lafiny assurance ?
So de miala maina toa ny takotra raha ... misy ny indro kely ... toy ny patsa iray tsy omby vava (Langouste moa zany fa tsy crevette lehibe intsony)
Mbilo
Youpiiii

13. rojoniaina
(
10/08/2005 00:07)
Misaotra amin'ny fanontanianareo rehetra tompoko,
1- Ny entana tompoko dia misy assurance, tsy misy very ao na ny iray aza. Ny entana nalefanay tamin'ny herinandro lasa teo iny izao dia efa tonga daholo ,tsy nisy very. Raha sanatria misy very dia manao ny remboursement ny valeurn'ny entana aho.
2-ny adresy mail mazava dia rrichara@yahoo.fr manao azafady indrindra fa diso tsipelina ny iray. Io no tena izy.
3-Avy aty frantsa io num io dia miainga eto izany ilay entana no mankany tana na Antsirabe.
4- ho avy tsy ho ela koa ny Madagasikara makaty frantsa ka izahay ihany no manao ny livraison à domicileny.

14. diamondra27
(
10/08/2005 10:06)
sao de mbola mila mpiasa nareo fa za zao mitady.
Tsy moramora manko ny mandamina zany entana zany atsy ho atsy refa tena mande ny tel arabo. tsy mifidy asa

15. diamondra27
(
10/08/2005 10:25)
sao de mbola mila mpiasa nareo fa za zao mitady.
Tsy moramora manko ny mandamina zany entana zany atsy ho atsy refa tena mande ny tel arabo. tsy mifidy asa
Tsy moramora manko ny mandamina zany entana zany atsy ho atsy refa tena mande ny tel arabo. tsy mifidy asa
16. fanogasy
(
10/08/2005 13:45)
izho koa mba miombokevitra amin'ilay olon airay io;mba manontany raha mbola mandray mpiasa ianareo;Izaho aloha amin'izao mbola aty Dago fa ho avy tsy ho ela any frantsa ary mahafinaritra ahy izany asa izany;
17. MCZ
(
10/08/2005 14:34)
Tsara ilay hevitra fa raha tena mandé tsara ny aféra de mety hoatrinona ny frais ny entana @ manaraka, io zao no mila mazava tsara satria ianareo tsy hiasa maina @ zao kosany aaa mila hazavaina tsara io alony sao de voavitaka ny kil ka mitsoka rehefa tonga ny fotoana andoava-bola sa ny akama tsy mandoa vola raha misy ny fiaraha miasa :D :?::!:
19. Veloo
(
10/08/2005 18:09)
ary ny anay aty zamerika angaha tsy mba misy maka? :cry: zay mandefa entana fa very doly dia tsy nanao intsony.
20. rojoniaina
(
11/08/2005 13:51)
Manao ahoana daholo tompoko ?
Lazaiko marina mazava etoana fa mila olona aho mipetraka any amin'ny province frantsay na firenena eto eropa. Ianareo olona ireo no hametrahana ny entana , mba tsy hanano sarotra ny mpandefa sy ny mandefa izany.
0625514511 io ny tel ary efa io koa ny mail, rrichara@yahoo.fr
Ny tarifa aloha dia tsy mbola misy fiovana. Tsy sanatria ka kilalao izy ity ka hifamitaka eto isika.
Ny olona any Madagasikara izao dia efa nandefa commanden'entana aty daholo; Ka maniry ny fiaraha miasatsika rehetra e. Ho anareo any zamerika dia ianao manoratra io no mba irianay ho masoivohoonay ka hanangona ny entana rehetra any amin'iny kontinanta iny. Raha mety ianao dia alefaso ny emailnao hifampiraharahana.
Mazava ho azy koa izany fa mila ny tel sy ny mailn'ireo rehetra tia hanao agentnay izahay.
1 na 2 isaky ny departemanta no ilaina.
Dia miandry antsika rehetra.