mandefa entana any dago izahay

21. Veloo ( 11/08/2005 15:13)
rojoniaina a ity ary ny email-ko e zavatra mbola tsy hinoko ilay izy azony efa tratran'ny fangalarana fona izahay aty fa dia hanomboka hanana finoana ao satria tena mila entana betsaka mihitsy ny oul any Dago kle.. nenyko7@hotmail.com.. Dia hiresaka ao isika eeeeeeee oy ny vaza ceux qui risquent gagnent... ka mba manantena oooooo
22. cutie ( 11/08/2005 17:14)
veloo lazao za refa mandeha le business. 8)
23. Veloo ( 11/08/2005 17:16)
cutie a ie ho lazaiko njy izy mbola tsy mamaly kle :-D:-D:-D:-*:-*:-*
24. rojoniaina ( 11/08/2005 23:58)
Misaotra anao namaly haingana ny antso.
Ary manatena ny olona sasny koa hanoratra e.
Misaotra tompoko
25. sipagasy ( 15/08/2005 08:55)
miarahaba anao

izaho aty lille tena manantena fiaraha miasa avy aminareo ry rojo annn afaka mandefa hafatra aty ianao, fa vonona ny hamaly hatrany za e!!
26. rojoniaina ( 15/08/2005 12:06)
Misaotra ny valinteninareo tompoko.

Miangavy indrindra re tompoko raha azo atao ny mba hicontactenareo ahy.
0625514511 na ny rrichara@yahoo.fr

Miandry ny ttsy na antsonareo tompoko.
27. vegas ( 25/08/2005 21:58)
entana kely ihany ngamba zao ra ny fahitako azy an? sa mandefa entana be koa nareo? tiko le hevitra, mafinaritra fa toizo.
28. rojoniaina ( 26/08/2005 12:53)
Miarahaba anao ry VEGAS
Mandefa entana izahay. Na kely na ngeza dia mety daholo e!!!
Raha mavesatra be dia mihena ho azy ny vidiny fandefasana azy.
Misaotra e
29. vegas ( 27/08/2005 00:24)
Tsy haiko na azonao ny tiko ambara fa ohatrany ny tsy azonao ngamba: fiarakodia no tiko iaviana. Sao mahita tataka nareo.Io amiko no atao oe entana lehibe fa aza omena tsiny ra diso aho, mba manontany.
30. rojoniaina ( 27/08/2005 11:32)
Miarahaba anao indray ry vegas
Ny amin'io aloha dia aleo tsorina fa tena lafo satria 2000e izao ny container andefasana azy. Manaraka izany dia maro loatra ny tsy atokisana ao amin'ny portn'ny Madagasikara ao. Satria dia tena mila misaosy daholo na kely na ngeza.
Anarana fotsiny no misy ny bianco!Manaraka izany NY taxe dia ho avy amin'ny 1 septambra dia aoka fotsiny.
Frais d'envoie fotsiny io, 2000 e io.
Ny securitén'ny entanao dia tsy azo antoka satria feno operation eny ambony sambo.
Tsy sanatria hoe manakivy anao aho fa
ireo rehetra ireo no nahatonga anay tsy hanao sambo hatramin'izao aloha.
31. boubounezy ( 26/09/2005 21:18)
aona kou zany? dé aona no afantaranay fa tena mazava ny ataonao? ra marina mantsy dé mba mi interresser ny tenanay nefa to mampatahotra iany zany ka!!! o ry zalah a! matoky anizany ve nareo e! ra matoky dé oméo preuve za fa tena itako interressant be lé izy ka!

rojoniaina:

0625514511, rrichara@yahoo.fr
6e ny kg andefasany ny entana ary alainay any aminao izanyentana izany. Ao Antananarivo sy Antsirabe ihany aloha no fandefasany eto am-boalohany.Tsy misy vola aloa intsony avy eo.
Raha toeran mora hita ao Tana sy Antsirabe dia ataonay livraison à domicile ny entanao.
Manorata ary aza misalasala miantso telephone.
Tena serieux io fa tsy vazivazy satria efa nandefa entana sahady izahay tamin'ny alakamisy farany teo ka tonga soa amantsara tsy nisy pentina ny entana rehetra.



32. rojoniaina ( 27/09/2005 23:42)
Miarahaba anao ry namana.
Miantso ny telephone 0625514511 dia hamalyanao avy hatrany aho.
Tsoriko mazava etoana aminao fa efa 10 mahery izao no olona nandefasanay entana hatramin'ny nanoratana ity ttsy ity.
Tsy nisy pentina ireo nany 1 aza.

Misaotra tompoko
33. Oully ( 29/09/2005 08:47)
Tsy fantatro hoe fahafiry amintsika nandefa entana tamin'i Rojo aho? Fa afaka manome toky 100% aho fa tonga soa amantsara ny entana. Mety mbola mikaviavia ry zareo satria toa asa vao tsy ela izy ity no natomboka nefa dia tonga soa amantsara tany amin'ny toerana nifanarahana ny entana nalefako tamin'i Rojo.
Tsy mbola nahalala an'i Rojo aho sy izay fomba fiasany fa nantsoiko izy, dia tonga naka ny entana tany an-tranoko (entana sarobidy sy lafovidy ary navesatra ihany), dia nolanjaina ny entana dia nandoa vola aho.
Tsy nisy facture, na assurance. Tsy nanana afatsy io numéro de tél io ambony io aho ary ny confiance, mazava ho azy.
Sanatria aho manao pub fa deraiko kosa ny malagasy miendrika ny fitokisana tahaka izany sy mitàna ny teny nomena.
Ny fiovàn'ny asanao any aoriana no tsy fantatro ry Rojo fa hatreto aloha dia mendrika ny zava-bita.
Misaotra.
Miora.
34. bichette ( 29/09/2005 08:53)
tsara fantatra, misaotra an'i oully nijoro vavolombelona bizzz njy !!!!! ela tsy hita njy
35. bozimanga ( 29/09/2005 13:53)
ho anay aty dago mba te hanafatra entana izany dia ahoana?
Mba azonao hazavaina ve?
36. rojoniaina ( 04/10/2005 23:38)
Miarahaba anareo rehetra.
Raha tia hanafatra entana avy aty ianao ho any Dago dia alefaso ao amin'ny rrichara@yahoo.fr ny resaka fa tsy ho vita eto akory.
Manao an'io mihitsy izahay. Izany hoe tadidio fa tsy maintsy aloanao aty izany ny vidin'entana sy ny sara'ny fandefasan azy. Ianao koa no miantoka ny douane raha misy izany.
Misaotra tompoko
37. estine ( 07/10/2005 08:54)
tena tsa io hevitra io 'zany ko otrina anefa 'zao ny saran'ny entana isaky ny kg,ny frais de doine-ko za mantsy tena mila boky maro ka mety amiko io
38. rojoniaina ( 10/10/2005 01:26)
estine:

tena tsa io hevitra io 'zany ko otrina anefa 'zao ny saran'ny entana isaky ny kg,ny frais de doine-ko za mantsy tena mila boky maro ka mety amiko io


Miarahaba anao EStine ary manao azafady aminao be indrindra rahaizao vao mamaly ny antsonao.
Amin'izao isika miteny izao dia 8e ny kg andefsako azy.
Ny fraisn'ny douane amin'ny boky dia tsy fantatro mihitsy satria ao amin'izy ireo samy manampahefana ao ihany no misy an'io. Io koa moa tsy misy resak mazava marina fa rehefa tia anao izy dia asiana.

Alefaso tsikelikely ny boky raha azo atao.
Amin'izay mantsy no sady manandrana ilay sefvicenay ianao no mahita tsara ny ho hetra aloan'ny bokinao.

Misaotra tompoko

39. estine ( 10/10/2005 07:42)
misotra fa voaray ny hafatra ka de hanoratra @ mailaka iny aho 'zany @le tittre boky.mora hita doly ny boky fa aza matahotra nareo e!:lol:=D=D .
40. estine ( 10/10/2005 08:42)
misotra fa voaray ny hafatra ka de hanoratra @ mailaka iny aho 'zany @le tittre boky.mora hita doly ny boky fa aza matahotra nareo e!:lol:=D=D .
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.9184