iza

1. zefalah ( 05/08/2005 16:31)
iza no afaka manambara ny tenany fa sambatra eto ambonin'ny tany?
répondu par marozevo le 19/08/2005 13:58
2. zozefa ( 05/08/2005 19:26)
ito misy fa tsy haiko raha io no fahasambarana notadiavinao
Sambatra ny malahelo am-panahy; fa azy ny fanjakan'ny lanitra.
Sambatra ny ory; fa izy no hampifalina;
Sambatra ny malemy fanahy; fa izy no handova no tany (Sal.37.11).
Sambatra ny noana sy mangetaheta ny fahamarinana; fa izy no hovokisana.
Sambatra ny miantra; fa izy no hiantrana.
Sambatra ny madio am-po; fa izy no hahita an' Andriamanitra.
Sambatra ny mpampihavana; fa izy no hatao hoe zanak' Andriamanitra.
Sambatra izay enjehina noho ny fahamarinana; fa azy ny fanjakan'ny lanitra;
Sambatra hianareo, raha haratsian'ny olona sy enjehiny ary asiany izay teny ratsy rehetra hitenenany lainga anareo noho ny amiko.
Mifalia sy miravoravoa hianareo, fa lehibe ny valim-pitianareo any an-danitra; fa toy izany ihany no nanenjehany ny mpaminany izay talohanareo.

Matio 5:3-12 ihany io ka

3. vaovao ( 06/08/2005 07:25)
Za sahy miteny e! sambatra aho satria tsy maniry olona ary mahay mionona @ zay ananako,ary idd sambatra aho mbola nomen'Andriamanitra tombon'andro foana hatramin'izao,d nomeny saina hahaizako manavaka ny tsara sy ny ratsy ary hitarihako ny mpiara-belona amiko hanaraka ny sitrapoNy!
4. routa ( 07/08/2005 09:55)
ny ahy ndray ny ahatsiarovako hoe sambatra aho rehefa avy mampita ny zavatra zay avy nahazahoako soa
ndrindra eo @ tenin'Andriamanitra .De ny ohatra koa misy olona niady tamiko de tsy namaly aho fa miresaka aminy fona de henoko hoe feno fifalina aho ary mahatsiaro sambatra ery
5. zefalah ( 07/08/2005 13:39)
Ny Tompo iany no tena sambatra..
olombelona tsy mitrahatra ny mikaroka..tsy ho sambatra velively zany...mandainga maty enao ry routa.
enao sambatra ?
tsssssssss
6. routa ( 08/08/2005 04:10)
zefalah>andray fa ahoana ray zany hihihi
enao ve maninona e?fa naninona anao aryyyyy za!
sambatra aho ry zefalah iriko mba ho sambatra ko enao ,ary hono hoaho mikaroka inona kay de ahoana kay mandainga ve zany Andriamanitra manome reo toko sy andininy maro hahasambatra antsika de aza masika kou moa e!:D
7. majesty ( 08/08/2005 05:24)
zefalah: raha za elah refa tsy mahatsiaro sambatra ihany de aleo mamono-tena :lol:
8. bichette ( 08/08/2005 06:58)
piege ve io fanontaninao io zefalah ? manontany enao dia rehefa misy mamaly dia lazainao fa mandainga maty
9. xxx ( 08/08/2005 07:08)
tsy hitako hoe inona no hamaliana ny fanontaniany f 'hita fa zefa !!!!:evil:
10. zefalah ( 08/08/2005 18:36)
hahahahaha
11. zefalah ( 08/08/2005 18:39)
za alo maita fa tsy ny olona rehetra no maha miresaka amiko,satria zao,.
za malama fitenenana. fa mety mazafa fo a? tsy aiko
resaka routa>> mialatsiny fa reny no atao hoe fijerena evitra satria mety hitsanga aminy sira ray zany..olona anakiray oatra matsiro ny tenany fa sambatra avy eo manadino an'Andriamanitra, tsy eto antany rery no fiainana..fa any lay fiainana mandrak'izay..any no tena misy fahasambarana.
ok merci xxxx mety le izy e..tiako raha averinao ndray,satria sika tonga ato mifananatra sy manoro zay tsy mety.
12. felampaiso ( 09/08/2005 13:00)
" Sambatra ny olona izay voavela ny helony ary voasarona ny fahotany, saambatra ny olona izay tsy isain'Andriamanitra ny fahotany " , izany teny tao @ Salamo izany no mahafehy azy HO AN'IZAY KRISTIANA MINO, ka manaiky an'i Jesoa ho Tompo sy Mpamonjy ny fiainany.Tena iveloman'ny mpino kristiana sy iainany izany saingy sarotra @ tsy mino kosa ny mandray azy.
13. zefalah ( 09/08/2005 23:26)
felapaiso>> mahafaly be anay ny maita an'lay resakao
nefa mampalaelo be anay iany koa ny milaza aminao fa tsisy olona sambatra zany ra mbola mande ety amboniny tany..na voavela aza ny elony,satria andriamanitra dia ampiditra ny tsy ray ray ao amparadisa @ sitrapony..fa tsy @ asanao..eny izy naniraka anao iasa tsara nefa kosa..apiditra olona zay tiany ao amparadisa..zany akory tsy miteny hoe manaova ny ratsy fa mety ho anisan'lay olona tian'Andriamanitra ianao dia apidiriny..TSIA.
manaova ny soa..satria soa atao levenambola mo ratsy atao lova miantona.
misy tantara ray ty.
zazalahy iray nanampo an'Andriamanitra 99 taona.
refa nalain'Andriamanitra @zay ny fanahiny dia hoy izy..Hiditra amparadisanao aho Tompo o! satria nanao tsara sy nanampo anao 99 taona.
Hoy ny tompo>apidiriko ao amparadisako ianay ,tsy @ asanao fa @ fitiavako anao manokana..nanda izy..ary nilaza hoe: hiditra @ asako aho..refa nirahan'Andriamanitra ny anjely ray naka ny asa sy ny fanopoana nataony tety ampilanjana t@ masony ray
lay maso no tafiaka ambony..zany hoe ny asa nataony rehetra reny 99taona dia tsy mavita maso anakiray monja.
14. zefalah ( 09/08/2005 23:29)
asa na mazava le malagasy motamo na tsia.:-D
Ny Tompo iany no mba afaka. milaza fa hoe Tena sambatra.
15. zefalah ( 09/08/2005 23:31)
za alo tsy Kristianina fa mahay tsara ny zavatra ato hoe katezizy e..sady mahay Kristianina tsara koa.
tao mantsy zefalah no nianatra talo ko..aiza no tsy ahay an'io..mba mahay iany anie zefalah ndray ndray e:-D
16. Veloo ( 10/08/2005 19:00)
raha eto an-trany no mitady ny fahasambarana dia tsy mahita mihitsy. Fa rehefa manana an'i Jesosy enao sy manaiky azy ary mino fa nitondra ny fahotako rehetra izy dia tena sambatra za zao. Tsisy afatsy eo akaikiny ihany no ahitana ny fahasambarana.
17. zefalah ( 11/08/2005 18:21)
:roll: nga jesosy efa namela ny elokareo?
de na mijangajanga aza ve nareo de ho sambatra refa any @ andro farany?:roll: ra za alo le olona mievitra fa jesosy efa namela ny elo'kizao tontolo zao ..de ee ..anao faotana bedabe za..
efa voavela ka..:-D
18. xxx ( 12/08/2005 09:10)
fa ny silamo inn no mamela heloka ry zefa ?:-D:-D refa manambady firy tsy mijangajanga ?:-@:-@
19. aliotsy ( 13/08/2005 06:27)
mila tsiny ah zefa a rà otran'elà ny fisainani silamo dé aloko kristian otranà iani fa tena tsi temwagnag élà
20. zefalah ( 13/08/2005 22:13)
zay filazanareo azy e.
silamo tsy mamela heloka,sady tsy mampanao konfesy...andriamanitra no hitsara an'zay nataonao.
raha ratsy dia miomana fa Afo miandry anao.
raha tsara dia mifalia fa paradisa no miandry anao.
ny silamo dia tsy nisy namela eloka..fa samy mijinja n'zay nafafiny avy..zay namafy rivotra hijinja tadio.
ie...fa ianreo kosa no manantona mopera rehefa sabotsy ariva..hikonfesy..amela eloka..
tsara zany ka..tsy ho arasiko..ary za tsy manaratsy zay kristianina..tsara ny manana finoana.
tsara ny mitana an'lay finoana.
resaka fanambadiana..tantara be io..fa aleo @ manaraka..ra mila fanazavana de manatona @ adresse
zefalah .com
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2429