iza

21. fijo ( 15/08/2005 20:59)
rehefa eto aho razefa dia sambatra an
22. marozevo ( 16/08/2005 16:19)
Zefalah > Tsy mitovy aminao daholo akory ny olona, ka hoe tsy sambatra ianao dia tsy sambatra koa ny hafa. Tena misy ny mahatsiaro sambatra, ary izaho anisany.
23. stephan ( 18/08/2005 14:49)
iza re! iza iza no afakaaaa! hanambara รด, fa olona sambatra sa olona afaka moa? sao dia izay hirahira izay ary no tao an-tsain'i fetsilahy?
24. marozevo ( 18/08/2005 17:54)
Mety ho io hira io tokoa angamba.. nefa misy koa ny hoe : "Sambatra aho Jesosy, hanitrao no hanitro ... taratrao no taratro".
25. jentilisa ( 19/08/2005 08:52)
ILay fahasambarana tokoa ve fahatsapan'ilay olona ihanrany sa fijerin'ny olona hafa azy aloha? sao dia izay fomba fijery izay no tsara jerena voalohany?
26. deghany ( 19/08/2005 13:43)
majesty:

zefalah: raha za elah refa tsy mahatsiaro sambatra ihany de aleo mamono-tena :lol:


mamono tena @ aona ary!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!
27. deghany ( 19/08/2005 13:43)
majesty:

zefalah: raha za elah refa tsy mahatsiaro sambatra ihany de aleo mamono-tena :lol:


mamono tena @ aona ary!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!
28. marozevo ( 19/08/2005 13:58)
Tena marina ny famakafakana atolotr'i Jentilisa. Raha ny hevitro ny fahasambarana dia arakaraky ny fahatsapan'ny tena ihany, fa tsy miankina amin'ny fijerin'ny olona. Indraindray anefa misy miteny hoe : "Sambatra ianao fa....".
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1851