Mankafy ny fiainana
1. LazaRandri
(
03/08/2005 00:22)
Resaka mpanjono an-dakana (lakana): sy mpanjono manankarem-be amin'ny sambo (sambo):
(sambo): Maninona ianao raha mindram-bola dia mividy sambo?
(lakana):Dia atao inona?
(sambo): Anjonoana dia mba mahazo hazandrano betsaka lavitra kokoa
(lakana):Dia atao inona?
(sambo): Amidy dia mba mahazo vola be dia be
(lakana):Dia atao inona?
(sambo): Ho entina mankafy ny fiainana ka!
(lakana): Fa everinao fa manao inona aho izao? :lol:

répondu par Veloo le 10/08/2005 21:14