LABOZIA
1. naritsimba
(
01/08/2005 09:45)
Indray andro tao @ tananan'dry Masera no niseho ny tantara.
Isaky ny alina dia misy mandoa foana @ ireto Masera.
Mahana ilay lehiben-drizareo fa hoe misy bevoka @ ireto Masera ireto ka nanapa-kevitra izy fa hampanao test de grossesse.
natao ny Test ka nalefa isaky ny efi-trano, natahotra ilay masera bevoka ka nampifamadihany ny laharan'ny efitranony sy ny an'ny hafa, ilay bevoka tao @ Chambre N°7, dia natakalony t@ chambre N°1.
Nony nivaly ilay test dia hita fa tao @ Chambre N° 1 no nisy bevoka.
Novorian'ilay lehibeny ny Masera rehetra ka hoy izy: Rehefa natao ny Test de grossesse dia hita fa ao @ Chambre N° 1 no misy Bevoka.
Taitra le Masera tao @ Chambre N° 1 ka nananga-tanana sady nanontany an'ilay lehibeny hoe :
Aza-fady masera, angaha maha bevoka ny Labozia?

répondu par Veloo le 02/08/2005 15:58
2. Mifenty
(
01/08/2005 10:18)
de tena attentat aux principes de l'aumônerie kosa lou zany ry naritsimba e.
mbola tsy renao angaha ilay hoe "rindrin'i mopera sy masera? " hihi
5. ari.malala
(
01/08/2005 11:11)
diso frapy ê! :)dain koa ty Naritsimba!!! tsy mba mamorona fa mamerina ze notantarain'ny hafa fts!;)
7. moi
(
01/08/2005 12:56)
Za zay vao mba naheno an'ity fa misaotra, indrindra amin'izao andron'ny délestage izao !
9. IPETASOA
(
01/08/2005 14:32)
hitanareo,eo akaikin'ny trano ipetrahan-dry mompera sy ry masera, tsy maintsy hoe misy centre d'orphelinat,au fait tsy orphelins mihitsy reo zaza reo
10. ari.malala
(
01/08/2005 14:53)
in no tian'i moi lazaina? mahabevoka nga ny tsisy jiro d hividy labozia v sa aôna? :-D
14. lanto
(
02/08/2005 08:15)
naritsimba> hay ve ianao mba manao resaka mandany....labozia e ! hihihi
17. Veloo
(
02/08/2005 15:58)
sasa a mba manararotra aloha lesy a tsy eo lery =))=))=))=))=))
fa nakaiza tokoa lery? lasa any Dago ve ry sasa i dadabe?
fa nakaiza tokoa lery? lasa any Dago ve ry sasa i dadabe?