fiaretana
1. zefalah
(
19/07/2005 00:52)
za mpianatra...za misy sipa any hivelany..de za zany miteny hoe raha tena tia ahy marina io sipa io dia miandry zay ahavitako ny fianarako,satria miakina @ fianarako ny fiainanay..sa aona?
mba inona kay no ataonay mpianatra mba ahatonga anareo sipa hiaritre?
ary moa ve ianreo tsy mba mieritreritra ny ho avy.
fiainana anie hony mandalo e!! asa alo e..
fa de mangalata ny evitrareo za hoe: inona no antony mahatonga anareo vehivavy tsy maharitra,sy tsy mahandry tanana?

répondu par fijo le 09/08/2005 20:09
2. mandrindra
(
19/07/2005 13:10)
aleo ny sipa no hanome ny antony, fa amin'ny mha bandy ahy aloha dia rehefa tsy maharitra izy dia tonga dia soloy e, ianao indray ve no andeha hanambitamby.
3. fijo
(
19/07/2005 21:08)
zefalah an.misy banga ny sipa ka mila fenoina io.raha elaela enao tsy mameno ny banga dia mitady mpameno izy.
4. sasa
(
20/07/2005 10:47)
marina io tenin'i fijo io, misy ihany ny sipa miaritra saingy le kofa no tsy naharitra d mahita an'iny ny hafa d tsy te-hiaritra intsony
5. isrine
(
20/07/2005 14:37)
ny tsy azoko ry zefalah dia izao: inona no tena tsy aritr'ilay sipa: ny hanambadianao azy ve sa inona?
ny sipa maharitra foana fa mety enao no tsy mahay manazava aminy ny antonjavatra.
ny sipa maharitra foana fa mety enao no tsy mahay manazava aminy ny antonjavatra.
8. isrine
(
21/07/2005 14:20)
tsy fantatro izay poritra aloha na ny sipa na ny lehilahy.
fa tsy ho ary hitovy ny cas.
fa tsy ho ary hitovy ny cas.
10. fasaly
(
22/07/2005 08:22)
in ndray ary ity lavaka ho fenoina ity ry fijo, de ho fenoina in aloha e! zezika sa????
12. mandrindra
(
22/07/2005 12:51)
fasaly, tsy ampy ny zezika fa tsy maintsy tondrahana rano mahavelona, raha tsy izany tsy maniry tsara ny ahitra.
isrine, tsentsin'ny inona ahoana i fijo?
isrine, tsentsin'ny inona ahoana i fijo?
13. fasaly
(
22/07/2005 15:55)
io indray mandrindra sy ny ranomahavelona ny, fa marina tokoa fa plus hono ny lehilahy mamoaka rano mahavelona matetika plus izy tsy azon'ny cancer n'ny prostaty tena marina io an!
15. isrine
(
24/07/2005 08:48)
dia ianareo lehilahy zany no erany e, tsy aleo ve izany miaritra.
mandrindra: jereo tsara anie ny zavatra lazain'i fijo ambony2 eo io, raha tsy hoe izy no mpanentsika lava, koa tsy midika hoe tsentsina ve izy à izany.
fa rano mahavelona an'izany ilay rano e?
mandrindra: jereo tsara anie ny zavatra lazain'i fijo ambony2 eo io, raha tsy hoe izy no mpanentsika lava, koa tsy midika hoe tsentsina ve izy à izany.
fa rano mahavelona an'izany ilay rano e?
16. fasaly
(
24/07/2005 11:19)
sonwin:
non tsy azondry lay izy, tsy hoe mamoaka trop indray mandeha fa hoe "plus un homme a l'éjaculation moins il attrape le cancer de prostate" azafady amilay teny faran'ny tsy hay fa izao izy mazava kokoa!
izany hoe tsy trop indray mandeha fa , mandeha matetika. tena marina hono io an!

17. mandrindra
(
25/07/2005 09:53)
hitan'isrine amin'io lazain'i fasaly io fa ilay rano mahavelona dia mahaslama ny mpanondraka no sady mamapniry izay voatondraka.
19. mandrindra
(
26/07/2005 08:48)
fahafinaretana ka, :D
dia mety mbola misy tombony amboniny ihany koa :wink:
dia mety mbola misy tombony amboniny ihany koa :wink: