fiaretana

21. isrine ( 26/07/2005 14:17)
mandrindra: mahita raha holazaina koa anie nareo zany e.
22. mandrindra ( 26/07/2005 15:48)
ka izany no marina ko
23. fijo ( 26/07/2005 21:22)
isrine,ny mpanentsina ve dia tsentsina???ndry izany raha manisy zezika dia zezika koa????
24. isrine ( 27/07/2005 13:28)
fijo: raha @ io resaka io dia eny: mpanentsina = tsentsina. satria rehefa ho lava ny resaka sy ny atao dia hafoezina à hoe tsentsina ny mpanentsina.
raha ohatra ka zezika no lazaina, dia inoako fa ny mpanisy zezika no mihetsika raha izay no ilaina. dia tsy misy hafa @ izay ihany e.
25. fijo ( 27/07/2005 20:55)
ka araka io resaka io anie za mety mpanondraka e.fa tsy tondraka
26. cocorie ( 02/08/2005 06:44)
Inona no idiran'ny mpanondraka sy tondrahana amin'le problèmen'i zefalah fiaretana e! hors jeux daholonareo vao manomboka. aza manao tsinontsinona hevitr'oll otsan'izao.
27. mandrindra ( 02/08/2005 09:24)
cocorie, tsosys hors jeu izany eo fa mbola nisy défense iray tao aorian'ny mpanafika. Tsy HS hoy aho satria ny mpanondraka dia ilay kofa lasa nandrato fianarana. Na dia lavitra aza izy dia tokony ho tondrahany foana ny fitiavany mba hitsiry aradalana. Amin'io ny halavan'ny tuyau fotsiny no miova. Ilay tondrahana koa anefa amin'izay tsy maintsy misadapte amin'ilay fomba fanondrahana vaovao.
Dia hitanao amin'izany fa rehefa mifanaraka tsara ny mpanondraka sy ny tondrahana amin'ny fomba fanondrahana dia maharitra ilay voatondraka fa tsy lasa mipà.
28. fijo ( 03/08/2005 21:53)
mandrindra tena naika fanina aho le.
29. mandrindra ( 05/08/2005 13:06)
fanina ahoana razoky ah ?
30. fijo ( 09/08/2005 20:09)
ka miverimberina be le resaka tondraka ,dia naika tsy harako.nefa le hevitra tohanako.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5584