Mbô mtady lé hiran'i Rémi "tsy mikely soroka" lol

1. nanourand ( 18/07/2005 22:43)
Manahoana daholo e!

Mba mitady ilay hiran'i Rémi iny na tsy aiko hoe i Mami Basta ilay hoe "tsy mikely soroka aho mamonjy sekoly ...":D Iny re raha mba misy manana e.

Dia misaotra betsaka e!

Indrisy mantsy fa efa nilaozana ny sekoly :(

Raha toa moa misy tsara-sitrapo manome hatram'i tondropeo dia isaorana betsaka tokoa ary ho valiana rehefa mahatsiaro.

Mandrampihaona ry Namana isany.
répondu par fijo le 08/08/2005 20:53
2. sonwin ( 19/07/2005 09:44)
tondrom-peo..Sol, raha ambany loatra de La takarina
3. sasa ( 19/07/2005 10:41)
sonwin he he he he elah mampmé foana :-D:-D:-D:-D

Tsy nikely soroka aho namonjy sekoly
namerin-desona nazoto niari-tory
tsy maintsy manao eti-mody vaovao
4. sonwin ( 19/07/2005 11:07)
tohiny....
Rehefa any an-tsekoly
Foana hatreo ny alavoly
Karatable ambabena
feno boky sesehena
Ianarana avokoa
Fa hoe mitondra soa
...
5. ari.malala ( 19/07/2005 11:20)
d misy koa we

rehefa any an-tsekoly afoy hatreo ny amavoly
Maotimaotina hendry be eo ambodin'ny cahier
Ny miteny d raràna mihaino ny fanazavana...

6. fijo ( 19/07/2005 20:13)
milay marina iny hira iny kle
7. nanourand ( 19/07/2005 22:57)
Ny lesona rehetra 8O
atao hay avokoa
atao tsisy fetra.
...
...
...
Ny misondrotra kilasy
no atao tarigetra aaaaaaa:-D
8. nanourand ( 19/07/2005 23:01)
tondropeo zany LA takarina :

So? Mi La Re Fa Mi Do Do?

Tssss
9. cutie ( 19/07/2005 23:45)
ataovy htramin'ny 1 ka hatramin'ny farany ze mahay fa za efa tsy mahatadidy tsony . :cry:
10. sasa ( 20/07/2005 04:51)
cutie samy tsy mahatadidy fa samy manao izay hainy aloha d rehefa avy eo atambattra kou
11. ari.malala ( 20/07/2005 06:16)
refa mba lehibebe de nahazo CEG
d tsy ay tsony njay fa refa tadidy mandefa ihany ô! :)
12. sonwin ( 20/07/2005 09:03)
haiko ihany io hira io fa version hafa mihitsy klé...ohatran ts sahy manoratra za sao mamay be, sa...ataoko ihany?:roll:
13. sasa ( 20/07/2005 10:40)
ataovy lesy an
14. fijo ( 20/07/2005 21:18)
tairo zandry an
15. ari.malala ( 21/07/2005 06:39)
refa mba lehibebe de nahazo CEG
nahalana ny karavasy nihatra tao an-dakilasy
fa sazy hafahafa kely no natetika namely
raha tsy nahay francais
na tsy nahay ni conjuguer temps passé composé
d namafa gabone, gabone maloto be raha tsay zany d collé

hatreo ndray alo ê!

sw ny anao anie spécialité anao le mamadika tononkira pe sa tsy zany?;) alefaso fôna fa mety ef ahenoko koa izany hiranao zany! :-D
16. chipie1 ( 21/07/2005 20:34)
fa ny masaka ao antsaina dia ny mianatra iany ...
nisy anzay kou le hira
17. fijo ( 21/07/2005 21:19)
lazao moa zabdry an
18. nanourand ( 21/07/2005 22:37)
Mahay i ari.malala oonnnnn!
vitantsika eto ihany ity ny farany fa nareo
angaha ahona,

EPP, CEG, université,
Andalovana avoko
Andaniana ron-doha
fa hoe mitondra soa
...

io ary mino zah fa efa misy diso
Tairo zandry a tairo

:wink:
19. fijo ( 22/07/2005 04:41)
tairo fa aza avela handositra an
20. sasa ( 22/07/2005 04:51)
Ny lesona rehetra atao hay avokoa
cartable babena feno boky sesehena
ianarana avokoa fa hoe mitondra soa
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.493