Mbô mtady lé hiran'i Rémi "tsy mikely soroka" lol

21. ravatorano ( 22/07/2005 07:57)
lava b kosa ny tonon'iny hira iny fa tsara ilay izy kah sady raha nisy niaraka nianatra tamin dry lerony ireny d nahatsiaro mihitsy ny sazy nahazo tamin izany fotoana izany hiohihihihih
22. ari.malala ( 22/07/2005 08:26)
Tsy nikely soroka aho namonjy sekoly
namerin-desona nazoto niari-tory
tsy maintsy manao eti-mody vaovao
reo madama marobe, demozely sy mise
na gasy na vaza de tsinysi ialana âs
namely avokoa tsy mba nisy indrafo...
raha tsay nahay tsianjery d voavelively
bedin'ineny nahatsiaro nahamay
ny mokondohanay voazeran'ny kibay
23. mamzelkely ( 22/07/2005 09:56)
de misy ko we:

lalalalalalalalala!!!:°)
24. sasa ( 22/07/2005 10:20)
:-D:-D:-D:-D:-Dnjy ity mintsy ry mamzel le mpilalalala
25. mamzelkely ( 22/07/2005 11:42)
ka refa ts hay anie le parole de atao lalalalala le izy e!!:°)
26. Dago ( 23/07/2005 01:52)
ravatorano
lava b kosa ny tonon'iny hira iny fa tsara ilay izy kah sady raha nisy niaraka nianatra tamin dry lerony ireny d nahatsiaro mihitsy ny sazy nahazo tamin izany fotoana izany hiohihihihih

marina zany ravatorano aaa! raha ts'izany dé colléééé

mamzelkely
lalalalalalalalala!!!

lalalalalalaaaaaaa :°)

ari.malala
nji ihany klou hatram'zao tena mbola mahay
27. mihanta ( 23/07/2005 07:56)
afaka ny bepc d nananika lycéé
nafoy ny fafa kabone
sy reo sazy marobe
sazy hafahafa kely no natetika namely



za kou mba omeo an'io hira io zay manana:-*
28. nanourand ( 23/07/2005 14:48)
ra misy mamé zavatsou anao
kingah miteny oué
sôtsa toutouttauuu!

Mihanta
[quote]za kou mba omeo an'io hira io zay manana/quote]
zah kounkou aza akia mbola tsy nisy nanome a! sa efao ao tonokira.serasera lé izzz?
29. ari.malala ( 25/07/2005 10:12)
tsongo sofin-dramose
Tehamaina mafy be, voatoraky ny lakire
Raha miseho basivava na mitodika ise fa hoe mitabataba...

Tsy misy fiatoana fa mianatra foana
Cartable am-babena feno boky sesehena
Ianarana avokoa fa we mitondra soa
Ny lesona rehetra atao hay avokoa
atao tsisy fetra
Ny misondrotra kilasy no atao tarigetra


EPP, CEG Lycee Universite
andalovana avokoa nandaniana rondoha
Nianarana avokoa fa we mitondra soa
Mety ho ratsy mety ho tsara ny ho vokatr'izany
sy ny mety ho fiafarany
Fa ny masaka ao an-tsaina d ny mianatra hatrany

Zay no tadidiko alo fa atambatambaro fa mety ho tonga hatr@ farany ihany miampy izay nmen'ny namana hafa ê! :) Dia mihirà finaritra ô!
30. mamzelkely ( 25/07/2005 14:02)
lalalalalala!!
31. fijo ( 25/07/2005 22:20)
lilili
32. ari.malala ( 26/07/2005 06:51)
hay d mbola misy koa we

vita ny @ firenena
efa tena mato-tsaina
io ilay trano be jerena
miandry eny Ambohitsina
eny ndray no andrandraina raha hanitatra ny saina
fa eny ndray d tsisy koa
tsy mba misy mpanontany
raha tsy miezaka ialahy
dia ihosina @tany
ireo mpampianatra @zany d mampianatra ihany

tsy misy fiatoana fa mianatra foana
polycope no lanjaina ampidirina ao an-tsaina
ianarana avokoa fa we mitondra soa
ny lesona rehetra atao hay avokoa
atao tsisy fetra
ny misondrotra kilasy no atao tarigetra

EPP, CEG Lycee Universite
andalovana avokoa nandaniana rondoha
Tsy natao kitoatoa fa we mitondra soa
Mety ho ratsy mety ho tsara ny ho vokatr'izany
sy ny mety ho fiafarany
Fa ny masaka ao an-tsaina d ny mianatra hatrany


Zay d manambatra sisa le nitady anle hira we ty andininy 1 ty andoininy manaraka ê! :)
33. fijo ( 26/07/2005 20:05)
io zany fa dia mahazotoa mihira e
34. scorpion ( 29/07/2005 07:01)
mivazo
35. mamzelkely ( 29/07/2005 08:05)
lalalalalalalala:°)
36. mandrindra ( 29/07/2005 14:28)
io ary fa takatr'i mamzellkzly ilay LA an'i sonwin
37. ari.malala ( 29/07/2005 14:39)
mifandray ny antson'ny fon'ireo ol ireo d mifandray hatr@ tondrom-peo ê!
38. mamzelkely ( 29/07/2005 15:29)
:°):wink:
39. mandrindra ( 29/07/2005 15:32)
ny fo, ny feo, ... dia ny inn koa ?
40. nanourand ( 29/07/2005 23:19)
miciiii ari.malala oonnn!

et mamzelllll : la la la la
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1099