Indray andro...
1. jhouhlambout
(
12/07/2005 13:31)
...sendra tafaresaka izy mirahalahy zanaky Rakoto. Efa antintratitra ihany Rakoto satria irony olona talohan'ny ady 1947 irony. Tafaresaka hoy aho izy mirahalahy zanany, ka gaga nahita an-drainy nivoaka ny trano somary manao fandeha misabakabaka. Lasa saina izy roalahy ka nifanontany.
-Zanaka 1: Fa hono hoa letia, i Dada letia toa lasa manao fandeha hafahafa tsy tsikaritr'ialahy ve? Lasa saina letia aho hoe mety ho vokatry ny ady t@ 1947 leitsy io a, voadona tany angamba ny tongony ka lasa takaitra mandraka androany, sa ahoana hoy ialahy?
-Zanaka 2: Non, letia, izaho indray aloha tsy dia izay ny eritreritro e, angamba hoy aho mety nianjera tao amin'ny tohatra tao izy ka voadona ny tongony ka lasa niova ny fandehany fa naharary loatra ilay fianjerana.
Niady hevitra teo izy roalahy, ka farany raikitra fa hanontany mihitsy an'i Rainy ny tena antony fa tena misy tery ity zavatra ity.
-Zanaka: Fa hono hoa ry Dada? Lasa ihany ny sainay roalahy ka niady hevitra hoe, maninona moa i Dada no manao fandeha hafahafa? Izaho nieritreritra hoe angamba vokatry ny ady t@ 1947, dia tsy mino ahy i lery, ary i lery mihevitra hoe angamba nianjera ka izay no antony, ka tsy mino an'izany aho, ka izay no antony anontanianay an'i Dada.
-Dada: He ... (sady misento) ... samy DISO FANANTENANA isika telo mirahalahy.
-Zanaka: Fa ahoana izay ry Dada?
-Dada: Diso fanatenana ianareo roalahy fa tsy ireo antony voalazanareo ny antony. Fa izaho koa aza mba diso fanantenana satria:"mba nihevitra aho ny HAMOAKA RIVOTRA(peter) fotsiny, hay nanara-betiny ilay izy"
:-D:-D:-D

répondu par Veloo le 29/07/2005 18:16
3. booboo
(
12/07/2005 16:44)
:-D:-D:-D
ari.malala > tsy nisy ifandraisan'ny t@ 1947 ilay fandeha fa t@ izy nivoaka ny trano teo no ni-prouuuuuuut.

5. missNirina
(
13/07/2005 11:25)
andray !!!! soa ihany za fa tsy avy nikaly raha tsy izany efa nidegoba be!!! :-D
6. missNirina
(
13/07/2005 11:39)
andray !!!! soa ihany za fa tsy avy nikaly raha tsy izany efa nidegoba be!!! :-D
7. missNirina
(
13/07/2005 11:52)
andray !!!! soa ihany za fa tsy avy nikaly raha tsy izany efa nidegoba be!!! :-D
9. sonwin
(
13/07/2005 20:11)
:-D mampiné ny hatsikana fa izao....
o leity herytae a! jereo nge ny ps n'ialahy fa ohatran misy ventiny manaraka koa e:)

20. sasa
(
18/07/2005 04:56)
sonwin aretin'lah taloha le mamerina in-3 kan, fa efa sitrana izany elah io kay
akamatiana efa maharaka njy kan satria efa miroll