Rajako
1. sasa
(
07/07/2005 13:18)
Koto : Dada, Dada mba omeo ny sarin'i Dada ho entina any am-pianaranay fa ilain'i Maitresse
Dadan'i Koto : Fa ataon'i Maitresse in ny sariko?tiany be angaha hono za sa, mahafinaritra azy ny mijery sariko?
Koto :Ka tsy izany mantsy Dada fa nasain'i Maitresse nitondra sari-na Rajako izahay kou
répondu par lilbon le 26/07/2005 11:11
4. sonwin
(
07/07/2005 14:06)
:-D:-D okay leisy sasa a:-D:-D..ary misy mitovy endrika amiko ihany kay sana a:°)
5. mishou
(
07/07/2005 14:10)
sw>inn ary ty milaza tsy anontaniana ity
sasa> ny lelà ange hono tsy mba ratsy e
:-D:-D:-D:-D:-P
sasa> ny lelà ange hono tsy mba ratsy e
:-D:-D:-D:-D:-P
6. cocorie
(
07/07/2005 14:51)
aiza kôs'e!!! bogosy koa izany i Tahitsy Gilbert!!! aoka fotsiny!!!, ry Zafy, ry Mamy Gotso koa ve? lelà anie ireny e! aleoko ihany Fijo, dadabe, nikopol, lepetitbeau, mandina
7. akamatiana
(
07/07/2005 15:10)
=))=))=))=))=))=)) bandy wa bogany fona houno kouu, nitampina mason'i koto kle:^)
9. dadabe
(
07/07/2005 15:39)
Mpandefa : cocorie [ Valio ] 07-07-2005 16:51:20
Lohateny : Re : Rajako
aiza kôs'e!!! bogosy koa izany i Tahitsy Gilbert!!! aoka fotsiny!!!, ry Zafy, ry Mamy Gotso koa ve? lelà anie ireny e! aleoko ihany Fijo, dadabe, nikopol, lepetitbeau, mandina
:oops::oops:
pounk kely klou e
12. mishou
(
07/07/2005 19:50)
ny ahy kalongany mifenty bogosy be na de lazainy fa nivoaka avy t@ rajako aza izy e, zany mo cly o :*
ato koa tsy misy émoticon na lélà bogosy be fa raha tsynasehoko teto mihitsy we ohatran'io lery:}:}(l):-P
ato koa tsy misy émoticon na lélà bogosy be fa raha tsynasehoko teto mihitsy we ohatran'io lery:}:}(l):-P
15. sasa
(
08/07/2005 04:22)
o lety frera an aza tantaraina nama ny kilemantsika fa mitsoaka eto doly ireo sipa ireo fa.....:-D:-D:-D:-D
mishou hi hi hi njy mampmé
mishou hi hi hi njy mampmé