"l'amour n'a pas d'ages"

1. fasaly ( 04/07/2005 17:53)
izaho aloha mino, fa mba mipetraka ny fanontaniana hoe amin'ilay olona mivady misy elanenlan-taona be ireny ve tena marina io voalaza io ohatra hoe ilay rangahy 60 taona nefa lay ramatoakely vao 30 taona na mbola zandriny aza.... na ilay ramatoa 50 taona de lay tovolahy 30 taona ......tena fitiavana ve????sa misy zavatra hafa?
répondu par fijo le 13/07/2005 21:57
2. niry01 ( 04/07/2005 18:18)
tsy miaina ny fianany isika tsy afaka hitsara. Fa mino aho fa misy fitiavana aloha matoa miaraka sy mivady mihintsy aza:P
Mety tara ilay vintana vao nifanojo , retard de 30 ans fotsiny hehehe:lol:
3. akamatiana ( 04/07/2005 18:24)
Eny tokotrany wa:-w:-w fa marina ny an'i niry01 an:wink:
4. fasaly ( 04/07/2005 18:39)
amiko ilay retard 30 ans be loatra de manjary tsy mitovy ny onde ko! de miteraka olana be tsy haiko alony e!
5. Lov ( 04/07/2005 18:50)
Amin'ny lafiny iray de mandeha foana raha tena fitiavana no mitondra, fa le lafiny pratika, eo a@ vie an-davanandro no tsy mety lotra. Ohatra hoe mba ndeha fifampitantana eny Analakely,....:@
6. marimar ( 04/07/2005 18:52)
Arakaraky ny olona ihany io,fa misy ny elanelan-taona no manampy ny olona hahay hifampy comprendre fa rehefa mifanakaiky ny taona dia hitanareo hoatra ireny zaza mifanarakaraka ireny?enfin çà dépend ny tsirairay io
7. Lov ( 04/07/2005 19:01)
Marina zany !Za zaho mahita mpivady roa mielanelana be ny taona nefa misosa tsara la vie! Le lelahy teraka 1975 taona fa le vehivavy kosa mbola vao 30 taona ! gravy be !
8. booboo ( 04/07/2005 19:04)
euh...aiza lé elanelan-taona @ zany ?
9. zandrikely ( 04/07/2005 19:06)
amiko aloha dia tokony tsy hisy blem io rehefa tena mifankatia , e ,fa betsaka ko ny misy blem @io indrindra rehefa ilay joba no zokiny , satri lasa kizitina ilay joba
10. Lov ( 04/07/2005 19:08)
koay tokoa le ! marina zany e! =))=))=))=))
11. mira ( 04/07/2005 19:29)
raha ny hevitro aloa dia lay misy elanelan-taona kely no tsara @ zay mety tsara, ohatra hoe 5 ans na 10 ans koa nie mbola tsy olana izany fa ny bandy no mila zokinilay sipa,fa ny sipa manko mora matotra ihany dia miankina @ zareo ihany ko e!.
12. xxx ( 04/07/2005 20:05)
niry01,blavooo=D=D=D=D
13. STONG ( 04/07/2005 21:54)
Ze ti adala,(l)(l)(l)=((
14. zefalah ( 04/07/2005 22:06)
ra amiko manokana alo le hoe ze tia adala..marina
nefa mila fitandremana...satria ny zavatra rehetra misy fetrany...sa enao ande anopo ny olo-tianao?
:? io tsy mety..nambarany baba baba baba baba baba nay,raha io no mahavoa-sika tanora ankehitsiny.
refa tia dia otrany reny tsisy olona afa akotrany lay olotiany tsony eto an-tany..fahaverezana.
le hoe taona ambony sy ambany.
tsy mahagaga,satria efa maro ny jaloky..efa maro koa reo vehivavy manaiky anambady lehilahy nohony vola sy arena.
Fitiavana..ataoko fa afa de afa ami-sika ny anambara hoe tsy tena fitiavana..matoa izy roa niaraka nisy dikany ao..na fitiavana marina..na zavatra afa.
fa za kosa alo tsy ande anambady zokiko zany e..
ie..mety hijanga nefa mangataka @zanahary za ndrako
mbo omeny tsaiky managny ely..kara za to.
zay izy..kely no tsara @vehivavy na tsy tianao aza.
ary bebe ny bandy no tsara @ vehivavy na tsy tianao aza
nefa mo ze tia adala e..ze adala manala akanjo.

15. xxx ( 04/07/2005 22:08)
zefalah,mapné,ze ti manala akanjo aona ko?=))=))=))
16. fijo ( 04/07/2005 22:17)
fasaly ny ahy izao ny hitako sy haiko dia lahy 59 ans ary ny sipa 17 ans no niaraka taminy.fa sipa aloha mbola mihodina kely ihany e.mitady ny banga
17. lebaba ( 05/07/2005 01:09)
fijo so de elah ihany no nanodina anazy tao klé =))=))
18. fasaly ( 05/07/2005 05:00)
fijo:

ka zay mintsy lay kestion, tena fitiavana ve sa zavatra hafa fa zany kosa efa toy ny zafikely e!
normaly be raha hiodina ny sipakely amzany knou!
19. ari.malala ( 05/07/2005 06:50)
ny fahalalako azy za manokana aloha dia misy zavatrakendren'ilay kely taona ao ê! mety io harena, mety io traikefa.... fa matetika ny lehilahy miaraka @ vehivavy zokiny dia haka traikefa fts. Ho ahy manoka,a za tsay tia miaraka @ lehilahy zandriko zany! Ampy ahy tsara ny fitaizako ny anadahiko ao natrano kle! :)

20. kivy ( 05/07/2005 11:06)
Lov:

koay tokoa le ! marina zany e! =))=))=))=))

dcvcxvbdsvcvcvcfygfgdlkjhnb

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0094