"l'amour n'a pas d'ages"
21. kally
(
05/07/2005 14:37)
Andramo dia ho hitanao fa aza mitsara ivelany izay mety ho fiarahan'ny olona any.
23. marimar
(
06/07/2005 07:31)
Ka raha resaka interet ange no iarahana @olona tsy voatery hoe olona lehibe noho ny tena é,misy ny olona mbola tanora fa tafita tsara @fiainany izy,donc amiko dia tsy misy dikany ny anambadiana noho ny harena fa zava-poana daholo!!ka amiko rehefa tia dia mahafeno ny banga rehetra ny elanelan-taona
24. xxx
(
06/07/2005 07:38)
Za izao 27 ans ary ny vadiko dia 55 ans, roa ny zanako, iray taminy ary iray efa ahy taloha. Mikarakara tsara ny zanako ny vadiko ary tsy asiany fahasamihafana mihintsy izy roa ireo. Tsy fantatro aloha ny antsoinareo hoe fitiavana fa tiko izy satria tsara fanahy sady mitia ahy amin'ny nahitany ahy. Tsy hitako alo atramizao ny elanelataona misy eo aminay.
25. haingo23
(
06/07/2005 12:57)
xxx, @ izao aloha mbola tsy hitanao ilay elanelantaona fa rehefa hitanao fa tsy afaka miakatra intsony izy vao hitady ny banga ianao.
26. marimar
(
06/07/2005 18:15)
haingo23,aza hakiviana hoatra izany ny olona fa izy aza mba tia ny vadiny,raha mananbady ianào dia izay itiavanào azy hatào
28. fijo
(
06/07/2005 21:11)
marina nen'i haingo 23 ka.hafa ny resaka nofinofy ,fa rehefa tena tongale izay,miova ihany e
29. yonikafopl
(
07/07/2005 06:45)
:-w:-w mahay miteny doly fa raha sendra tratrany re mba inona no hataonareo eee???tsy aminao manko ny lelo de hainao ny miteny we ahisino.
30. marimar
(
07/07/2005 08:47)
marina ny an'i yonikafopl,izay no tsy mba hi juger-na be fahatany ny mety ho fiainan'olona raha manambady olona be elanelan-taona toy izany!!
31. xxx
(
07/07/2005 09:06)
eny akia ry marimar a! ilay raindranako voalohany tanora fa sady tsy manaja ahy no tsy hitako e! tsy sambatra zany aho niaraka taminy. eny e; ho hita eo fa izao aloha dia hitako mety ny momba anay e na dia eo aza ny elanelantaona. sady afaka manoro ahy ny tsy mety ataoko izy.
32. yonikafopl
(
07/07/2005 09:12)
marimar, ka zay waaa, mi wawawa ny sasany fa mbola tsy sendra izany we tena tia na dia misy aza ny elanelantaona.
xxx aleo zandry nefa manaja sy mitia anao
xxx aleo zandry nefa manaja sy mitia anao
33. fasaly
(
07/07/2005 16:05)
amin'iny koa izy sady tsy mitily tanora tsony fa enao efa tanora lalalndavany knou!
34. marimar
(
08/07/2005 19:12)
xxx,courage akia fa fiainana daholo izany a!!dia mahareta hatr@farany!!
35. xxx
(
09/07/2005 07:54)
marimar za nge sambatra zao e, taloha za no nijaly fa misaotra akia amle courage na izany aza
36. dadabe
(
09/07/2005 09:50)
Mpandefa : yonikafopl [ Valio ] 07-07-2005 11:12:33
Lohateny : Re :
marimar, ka zay waaa, mi wawawa ny sasany fa mbola tsy sendra izany we tena tia na dia misy aza ny elanelantaona.
xxx aleo zandry nefa manaja sy mitia anao
ndry angaha efa tratran'izany ry cherie?? :cry::cry: