fa inona marina ary io
1. majesty
(
29/06/2005 12:55)
tsy hita moa ry izy mianakavy fa ny ankamaroan'ilay blague de ohatry ny manodidina eo amin'ny resaka fananahana eo daholo ka dia mba tsy isalasala koa izahay mba hitantara.Niresaka hono ireto tovovavy anankitelo indray andro ,nanontany hoe fa hono ho aho ry ireto fa inona marina io pénis io e ,hozatra sa nofo sa inona ? Dia namaly ny iray nanao hoe nofo akia io a,ny faharoa ndray namaly ka nanao hoe ozatra akia io a,ary ilay fahatelo niteny hoe taolana akia io a.Dia tsy nisy leo dohika izy telo vavy ka tapa-kevitra fa hitady lehilahy de ho jerena mintsy hoe ny valin-tenin'iza no marina.Dia nahita izay notadiaviny izy telo vavy ka nanomboka ny fanadihadiana,ka hoy indrindra izy ireo tamin'izany :Itan-ndry fa nofo io ,malemilemy be ;de hoy kosa indray ilay faharoa ;itan-ndry fa hozatra io fa ilay izy ary mihamafy ,dia nony tonga teo @ ilay faha-telo dia hoy izy hoe ;diso daholo ianareo fa sady tsy nofo io no tsy hozatra,fa taolana itanareo fa mivoaka tsoka an !
répondu par akamatiana le 24/07/2005 20:06
2. Kintanakely
(
29/06/2005 15:58)
Ise manao teny mamoafady a! Bedin'Andriamanitra ise!:-D:-D:-D:-D:-D De mazotoa mihinana tsoka miaraka am izy telo vavy ary e!
3. akamatiana
(
29/06/2005 20:25)
wadray majesty ve io:roll::roll: fa na zany =))=))=))=)) mamay be le kozy kle:-w
7. akamatiana
(
30/06/2005 03:57)
dadabe wajayy lah ve io:roll: fa maninn tsy ietsika kle , sa niombona tsiaketsika mou:P
10. akamatiana
(
30/06/2005 05:04)
majesty hummmm tena tsy njy kle:roll::roll::-w de tsiky kely klou ary we:) :-*
14. akamatiana
(
30/06/2005 10:15)
majesty:wink: fa nga zah miodina kle??zah tsy miodina fa mora fannn :-P
weliko=))=))=)) mi-lol-lol eo ty njiko:-P
weliko=))=))=)) mi-lol-lol eo ty njiko:-P
15. akamatiana
(
30/06/2005 10:15)
majesty:wink: fa nga zah miodina kle??zah tsy miodina fa mora fannn :-P
weliko=))=))=)) mi-lol-lol eo ty njiko:-P
weliko=))=))=)) mi-lol-lol eo ty njiko:-P
