mba andramo hoe........

1. ari.malala ( 28/06/2005 08:17)
Niditra t@ magasin mpivarotra lamaody ony zany le rangahy anankiray, de nanontany anle vendeuse, manja kely le vendeuse an, "mba naika hividy gants ho an'ny vadiko anie za azafady fa ny olana zao tsy haiko ny habeany" de ozy le vendeuse " aleo andramako ary e!" de naklainy le gants de nampidiriny t@ tanany de ozy le lhl, ie sady ny tanany kelikely toy izao anao izao mintsy, ao fa vidiako io ê! :) de nanontany ndray le mpivarotra oe tys misy ilainao intsony? de ozy le lhl, hay, de mbola hividy soutient gorge sy slip ho anazy koa ah fa ny habeany ..........



répondu par sasa le 14/07/2005 10:08
2. jentilisa ( 28/06/2005 08:58)
De namaly ilay vendeuse hoe taille standard vidiana?
3. sasa ( 28/06/2005 10:34)
ari.malala cly :*:* d nasainy nandraman'ilay vendeuse kou ve akia le slip sy soutien sa ahoana?=))=))=))=))=))
4. mandrindra ( 28/06/2005 12:21)
5. mamzelkely ( 28/06/2005 12:36)
ari.malala
6. Kintanakely ( 28/06/2005 12:53)
:D:D De tohizo ihany aloh fa mbola tsy tapitra...
7. mandrindra ( 28/06/2005 13:10)
ny tohiny ve, rehefa tafiditra ny gant dia raikitra ny combat avy eo :D
8. ari.malala ( 28/06/2005 13:53)
:-D:-D:-D:-D
9. dadabe ( 28/06/2005 16:59)
:@:@:@okay malala a:@:@
10. yonikafopl ( 28/06/2005 19:22)
:-w:-w
11. dadabe ( 29/06/2005 03:27)
:°):°)
12. sasa ( 29/06/2005 04:43)
dadabe an'ahy le ari d an'alah le malala ve? otran'ny tsy manaiky za fa an'ahy doly kou, sa an'lah ny be d an'ahy kou ny be mety an
13. dadabe ( 29/06/2005 04:53)
hehehe mety less zay atao zama a:roll: pounkely klou e:°)
14. sasa ( 29/06/2005 04:57)
dadabe le ari aloha ekeko fa le be za tsy haka mintsy fa aleo ho an'lah mitambatra iny
15. dadabe ( 29/06/2005 04:59)
:-D:-Dpounk kely aza e:}
16. sasa ( 29/06/2005 05:13)
:-D:-D:-D
17. jentilisa ( 29/06/2005 06:19)
Ary ny an'i ari.malala taratasy azony avy ao amin'ny jememarre no tonga dia ampitainy ato an! eny e! fa navadikao teny gasy aloha ilay izy!
Fa ny anareo vehivavy tokoa va dia misy taille raikitra ny tatinono sy ny silipo?
18. ari.malala ( 29/06/2005 08:14)
jentilisa:

Ary ny an'i ari.malala taratasy azony avy ao amin'ny jememarre no tonga dia ampitainy ato an! eny e! fa navadikao teny gasy aloha ilay izy!


De inona kay no olana? Fiririry akory moa no manao anzany? sa v tsy azo atao zany? :evil::evil::evil:

[/quote]
Fa ny anareo vehivavy tokoa va dia misy taille raikitra ny tatinono sy ny silipo?
[/quote]


asa! manontania eny @ mpivarotra!
19. ari.malala ( 29/06/2005 08:15)
dadabe sy sasa ve zazakely ê! :) inona ary no iadivana?!:) samy namako aby fa aza miady ê! :) ao fa samy ataoko anzao :-*:-*:-*:-* daolo! zay de mitsiky daolo @zay!
20. Dezy ( 29/06/2005 09:05)
amby aty ari.malala refa miady reo an!!:@:@
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1485