Vita soa sy nilamina tsara ny fankalazana ny faha 45
1. ravatorano
(
28/06/2005 06:17)
ny fahaleovan tena-mpirenena iny.
Ny tena nanaitra ahy tamin ny kabarin Ingahy Ravalomanana tamin ny kabary fiarahabana ny asaramanitra dia ny filazany fa afa-trosa tanteraka i madagasikara ka tsisy na olona na firenena anakiray aza manana trosa amitsika na dia ariary na iraimbilanja aza.
Faly b ny tenako sy izahay rehetra nahare io kabary io fa tena nahavita ezaka lehibe ity fitondram panjakana ity ary dia hiadana amlin izay ny taranaka amamparafa tsy hibaby ny trosa b tokoa.
Eto anefa dia mba tianay hazavaina ny momba an io satria misy milaza fa ny tsy marina izany ary ny tena tsy mahay loatra ny lalana ara toekarena.Lazaian fa resaka politika fotsiny ihany izany fa fampandriana adrisa ny vahoaka tonga fety.
Farany raha tena voafafa tokoa ny trosa dia aoana ny vola natokana hamerenana ireo trosa ireo ? Ataon ny fanbjakana inn ireo? Ny famfana trosa no voalaza fa ny ampiasana ny vola tokony nanefana ny trosa koa dia tsisy resaka ? ? ? ?

répondu par ravatorano le 05/07/2005 07:06
2. ari.malala
(
28/06/2005 07:59)
efa hatr@ ilay resaka point d'achèvement anie no efa tsy nazava ê! jereo fotsiny t@ iny, nolazaina fa tratran y point d'achèvement nefa t@ ireny aza vao mainka nidina ny sandam-bola, niakatra hatrany @ 6000F ny 1kg t@ vary... fehiny dia vao mainka niha sarotra be ny fiainana ê!ka eo no tsy mazava oe, rehefa afatrosa ve dia vao mainka miha mhaantra sa ve tokony hisy akony any @ fiainam-bahoaka ve ilay trosa afaka?
3. ravatorano
(
28/06/2005 08:46)
marina tokony zany ry ari.malala fa tokony hisy akony any amin nyvahoaka ny fahafahan ny trosa fa kosa tsy avy die izao d izao angamba fa atsy aoriana satria tokony hampiasana amin ny tetik asa hampandrosoana ny firenena ilay vola tokony hamerenana ny trosa aminà miliara marob izay
4. mandrindra
(
30/06/2005 14:08)
tsy ho hita mivaingana mihitsy hoa izany famafana trosa izany fa resabe izany, misy fanazavana nataoko momba an'io atsy ambadika atsy. Omeko ohatra ianareo, nandritra ny tapabolana izay dia nodradradraina tetsy sy teroa fa voafafa ny trosa. Tamin'ny 26 jona dia nilaza i Ravalomanana fa firenena afa trosa i Madagasikara. Tamin'ny 28 jona anefa dia tapaka tao amin'ny BM fa ho ampindramina 18 millions de $ i Madagasikara hanatsarana ny fitsaboana. Dia mbola hitohy ohatr'izao ihany ireny vola ampindramina tsikelikely etsy sy eroa ireny.
5. fijo
(
30/06/2005 22:02)
ka tsy hafaka ny tsy hindrana izany e.la frantsa izao manantrosa 108 000 miliara d'euros.maninona ?za za milaza hoe raha sahy mindrana avy dia be dia be isika mety ho mora io fiainana io any.
6. ravatorano
(
01/07/2005 04:44)
marina tokoa izany fa tokony mba hazavaina amin ny vaahoaka marina ilay izy eh hoe ny tazloha no voafafa fa izao mbola mindrana foa isika.
7. fijo
(
04/07/2005 23:42)
eo no olan'io fitondrana io.manan paika mety mizotra tsara izy,nefa tsy misy fampahafantarana ny vahoaka izany ,hany ka lasa toa tampohana foana ny vahoaka.ilay voatampoka anie no tena tsy zakan'ny olona e.tsy adala ny gasy ka tsy ahalala fa hijaly mada taorian'ireny ady be sy blokagy be 2002 ireny.hain'ny gasy tsara izany,nefa dia nataony hatramin'ny farany.
fa mba nanatena kosa izy fa hizarana na hilazana sy hampahafantarana izay lalan kaleha fa tsy hotapohanafoana.eo ny olana misy any izao
fa mba nanatena kosa izy fa hizarana na hilazana sy hampahafantarana izay lalan kaleha fa tsy hotapohanafoana.eo ny olana misy any izao
8. ravatorano
(
05/07/2005 07:06)
izay ra fijo ah
marina io
ny resaka searsera aloha eto amitsika mbola tena lavitra b eh asa nefa fa isika raha hikabary tena henjana ihany koa:-D:-D:-D
marina io
ny resaka searsera aloha eto amitsika mbola tena lavitra b eh asa nefa fa isika raha hikabary tena henjana ihany koa:-D:-D:-D