nangarom-bava teny ambony fiaran\'ny tantsaha
1. Pseudo
(
27/06/2005 20:52)
sali dôôly an!
Tantara iray fotsiny...
Indray andro tafaraka teny ambony fiarabe mampitohy an\'Antanimbary sy ny renivohitra ireto Ramatoa sy Rangahy zay efa samy manam-bady avy.Lavitra ny lalana no sady ratsi² ihany koa samy mievitra izany analàna azy ny tsirairay.
Tsy naritra ary ty Ramatoa ka nila resaka no sady nialatsiny fatratra t@ndrangahy.
Ny vadiko hoy izy be volom-bava toa anao izao mihitsy
ary zah manana fahazaran-dratsy milalao ny volom-bavany fôna.Ny lalan ty lavitra ka mba miangavy anao re!ao mbô lôlôvoko ny volom-bavanao e!
hay ve!hoy Rangahy;tsisy tsiny Madama a! fa eo ataovy izay mahafinaritra anao!
...de niala liana tokoa Ramatoa ary rehefa afa-po de nisaotra sy nankasitra ery.Tsara fanahy ianao o!
Afaka km maro² de mbô niangavy kosa Rangahy.Zah Ramatoa hoy izy (somary sadaikatra) zatra milalao ny volon-jvtr\'ny vadiko ka ra mbô azo atao re etsy ho safosafoiko ny volon-jvtrao.
Eissh!hoy Ramatoa ze zany fôna a!ny anao ve navelanao nolalaoviko teo koa tsy maninn fa ao re!
De nanara-po tokoa Rangahy, naka fafiny ramatoa...
...tampoka teo anefa teha-maina mafy de mafy no niantefa teny @ tavany
ha!f\'aôna ah no felahanao hoy Rangahy nivaza²???
k\'za nga Rangah ty nangarona ny vavanao t@ nilalao ny volom-bavanao a!?
glooupsss!...

répondu par sasa le 13/07/2005 04:46
3. ari.malala
(
28/06/2005 06:03)
=))=))=))=))=)):-D:-D:-D:-D:-D iny ndray no tsy hitako!=D=D=D=Dmahay an!
4. ledada
(
28/06/2005 07:16)
Tena mahay elah, kah, fa ny tsininy kely, indro kely hoy ny mpandrafitra, dia efa tokony ho ela koa le ramatoa no voafelaka b hoe nahoana ny tanako no nasianao ivy, f'angaha enao t @ nilalao ny volombavako nasiako ivy ny tananao?
10. dadabe
(
28/06/2005 17:04)
rey razako oo,hiteny ratsy indray ireto kilonga marina :{:{, mamelah ny helony fa tsy fantany izay atony^:^