Tena fitiavana ve ny hasarotam-piaro sa aretina?

1. bebeto ( 23/06/2005 05:50)
Izay tia adala fa pozina ho an'ny fitiavana ny hasarotam-piaro na ho an'ny lahy na ho an' ny vavy, misy anefa ireo tena tafahoatra ka mahatonga ay hiteny hoe: aretina izy io.
répondu par fijo le 12/07/2005 21:57
2. audoo ( 23/06/2005 06:39)
tsy aretina ny tena fitiavana, tsy hasarotam-piaro fa fiainana tsy maintsy arindra milamina sy fifandeferana amin'ny olona tianao sy tia anao.
3. rurik ( 23/06/2005 08:03)
ny fahafatarako azy ny asarotapiaro dia misy heviny 2 eo angamba
1- ny fitiavana an'ilay olona be tsy tiany zaraina @hafa.
2-ny tsy fahatokisana ny tena.
4. rurik ( 23/06/2005 08:11)
hadinoko =))=)):-@izay no mahatonga ny olona saropiaro^:^
5. rvoulah ( 23/06/2005 12:06)
mitovitovy hevitra amy audoo ihany aho
6. yonikafopl ( 23/06/2005 12:09)
hummmmm resaka efa nandeha ito kleeeeee
rurik inn aky ty maha tapa tsinay anjy???

Voalohany kalou de tia matoa saro-piaro, fa ny fahaizana mandanjalanja ilay hasarotam-piaro no hampirindra ny fitiavana. Raha tsy saro piaro njay mampieritreritra:-w, fa tsy misy olona milaza kosa aloha fa tsy saro- piaro amin'ny tiany kosa aloha eee.
Aretina ve :-w:-w:-w humm raha trop de aretina, ilana mpanasitrana.
7. mandrindra ( 23/06/2005 12:50)
Ireo izay miteny hoe aretina io no efa manana hasarotapiaro diso tafahoatra ka ireny angamba no marary ka tokony ho tsaboina. Matetika rehefa io no resahina dia hoe fitiavana izay zavatra tsara izany, fa mba jereo ny ao ambadika fa hevitra ratsy daholo no miaraka amin'ny hasarotapiaro : fialonana, fiahiahina, fitiavantena, fandrarana ....
Dia ho an'izay saropiaro tohizo ihany fa hiakatra ny tosidranareo izay vao tena aretina no azo.
8. dadabe ( 23/06/2005 15:39)
Aretina ve humm raha trop de aretina, ilana mpanasitrana

de aveo koa
Ireo izay miteny hoe aretina io no efa manana hasarotapiaro diso tafahoatra ka ireny angamba no marary ka tokony ho tsaboina


de omaeo aza ny fanafodin'ny hasarotapiaro fa aza faly ny hilaza hoe tsaboy tsaboy fotsiny e:-P
9. fasaly ( 23/06/2005 16:41)
ka mila mandeha any amy psycho izy izany fa tsy misy fanafody omena zany e!
10. pisoin ( 23/06/2005 16:47)
io oa fitiavana ihany rehefa tsy trop loatra! raha tsy izany mantsy dé lasa fangejana an'ilé tina lé izy dé tsy miendrika fitia intsony fa mahasosotra bé sy mankaleo indray
11. fijo ( 23/06/2005 20:25)
amiko dia aretina ratsy io ka tsy misy hilana azy
12. keviin ( 24/06/2005 06:47)
amiko aloha raha voalanja le izy de fitiavana fa raha tafahotra efa tsy izy tsony fa efa aretina
:-D
13. yonikafopl ( 24/06/2005 06:48)
fijo hihiihihihih, fijo ve zany tena tsy saro piaro mihintsy, ntsss aza be ambo waaaaaaaaa:wink:

dadabe ka ilay tiana ihany no afaka manasitrana kouuu, tsy misy hafa afaka manome fanafody afa tsy ilay maha saro piaro.:wink:
14. keviin ( 24/06/2005 07:47)
yonikafopl de inn le fanafody kle :?: sao mba mety amiko :lol:
15. mandrindra ( 24/06/2005 08:13)
yonikafopl, tsy hoe ilay tiana ihany no mahasitrana fa raha ianao no saropiaro dia ny ianao irery ihany no afaka mampivoatra ny sainao rehefa mahatsapa tena hoe inona ary ity hadalana ataoko ity, fa maninona no saropiaro amin'ny tsy antony. Dia izay ilay fanafodiny ry keviin. Rehefa tena mifankatia tsy ilaina ny hasarato piaro.
16. yonikafopl ( 24/06/2005 09:17)
mandrindra ka any amin'ilay tiana ilay fanafody no alaina de za manao effort mihinana ilay izy ohatra ka
17. routa ( 24/06/2005 12:30)
fa zao an mamono mihintsy ny hasarotapiaro an!
18. kally ( 24/06/2005 12:34)
Ny fanadiovana ny saina no fanafody ho an'ny saro-piaro diso tafahoatra,maloto saina loatra ka vao miainga ny olona iray dia lazaina fa hanao ratsy foana.Izaho dia miombon-kevitra @ Mandrindra e!aleo hiakatra any ny tosi-dràn'izay saro-piaro ary ho fay rehefa ilaozan'ny olona noho ny hasarota-piaro.
19. ari.malala ( 24/06/2005 13:14)
dadabe:

de omaeo aza ny fanafodin'ny hasarotapiaro fa aza faly ny hilaza hoe tsaboy tsaboy fotsiny e:-P


Ny fanafodiny dia ny fifampitokisana sy ny fifanajana tsotrabe!

20. mamzelkely ( 24/06/2005 13:29)
tsy aretina zany ranga ny hasarota-piaro fa fitiavana an!!!:lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 2.0934