Tena fitiavana ve ny hasarotam-piaro sa aretina?

21. ari.malala ( 24/06/2005 13:37)
hita b njy we saropiaro r'i mamzelkely! :) mba matokisa anle tina wa fa matoa anie saropiaro manao adala,na zany ê! ny mpanao ihany no mahana manko!

22. mandrindra ( 24/06/2005 14:19)
yonikafopl, tsy azoko tsara ilay tianao lazaina : any amin'ilay tiana ilay fanafody hoy ianao , ary efa manao effort mihinana ianao. Dia inona ao amin'ilay tiana ilay hohaninao sa ilay tiana mihitsy ? Mba atoroy an'izay mila fa sao dia mahasoa andry zalahy.
23. zefalah ( 24/06/2005 22:19)
zo anao ny tsy ray ray avy zany.
zany hoe olona tsy saropiaro tsis enatra amiko
fa ny vadiko refa any aorina any tsy ampiresahako na @ iza na iza zany...ny bandy refa tsy saropiaro zay dia tsarovy fa misy sipa afa miaraka aminy any ambadika any..toizany koa ny sipa.
ka de azy le izy zany.
fasarotapiaro tsara @ sika olombelona.
nefa maro ny olona tsy tia an'zany...
za alo saropiaro e..trop ko ngamba.
fa de tsy aretina le izy fa efa naturel zany e.
zay nvalin'le fantanina
24. felicia ( 24/06/2005 22:36)
ARETINA!!!!tsy hfahatokisan-tena sy faharatsian-tsaina...
25. eh ( 25/06/2005 10:49)
rehefa tafahoatra na inona2 d ratsy daholo ka ny fijeriko azy ny hasarotapiaro tafahoatra no aretina! fa ny olona rehetra tsy maintsy saropiaro fa ny fisehony no samy manana ny azy! tsy fahatokisana no tena marina ê! rehefa tena mahatoky tsy tafahoatra izany! ao @ dose tsara!miresaka koa no tena fanafodiny!
26. keviin ( 27/06/2005 06:25)
mandrindra kally le izy anie tsy ny saina mihintsy fa le fitiavana an'le olona tafhotra no tena matonga azy na koa oe tsy fahatokisana fa tonga oazy le izy na miezaka ny tsy anao izany fa miverina ihany indraindray sady ozy zefalah oe naturel le izy
yonikafopl de innn le hohaninao kle sao mba mety aminay^^
27. kally ( 27/06/2005 07:34)
Sao heevrin'i Keviiin fa fo vato tsy mitepo fitiavana be ary ny fonay(l)
Izahay koa mba tia be fa amboary ny saina fa ilaozan'ny olona sy ho very amin'io hasarotam-piaro io ange ianareo ry Keviin e!
Ilay olon-tianareo mahatsiaro sempotra ka na saika hijanona aza izy voatery miporitsaka mitady lalana ahazoana miaina kokoa.
Ny mpiara-monina mahafantatra fa saro-piaro ianao tsy dia te-hanantona loatra anao fa sao mahita raha eo.Ka tohizo fa rehefa votsotra ve ny eo tsy hitaraina eo ihany!na koa mahita solony haingana.
28. mandrindra ( 27/06/2005 08:38)
marina izany ry kally a
29. ari.malala ( 27/06/2005 12:38)
zefalah:

zo anao ny tsy ray ray avy zany.
zany hoe olona tsy saropiaro tsis enatra amiko
fa ny vadiko refa any aorina any tsy ampiresahako na @ iza na iza zany...ny bandy refa tsy saropiaro zay dia tsarovy fa misy sipa afa miaraka aminy any ambadika any..toizany koa ny sipa.
ka de azy le izy zany.
fasarotapiaro tsara @ sika olombelona.
nefa maro ny olona tsy tia an'zany...
za alo saropiaro e..trop ko ngamba.
fa de tsy aretina le izy fa efa naturel zany e.
zay nvalin'le fantanina



oups! naika tsisy azoko ze tian'ny mpanoratra holazaina!

Tena tafahoatra loatra kosa ilay oe ny vady refa any aoriana any sty hahazo hiresaka @ iza na iza kle! de raha enao no ataon'le vady oe tsy mahazo miresaka na @ mpampiasa anao eny fa na ny RAD sy ny iray tampo aminao aza de hahazo aina v enao? trop loatra kosa! Tena raha ohatr'izany no ho vady aleo ihany celibataire kle! Tsy marina mintsy zany oe tsisy henatra ny olona tsy saropiaro! De tsy marina mintsy koa le oe refa tsy saropiaro de misy miaraka any! Ireny mpampirafy reny ndrindra no tena saropiaro satria mahina @ ataony ko!

30. mandrindra ( 27/06/2005 14:29)
Ny an'i zefalah kosa angamba ny olontiany ho hidiany ao antrano tsy hivoaka mihitsy amin'izay tsy mifanerasera aman'olona. Raha izany ve tsy aleo mividy fanaka fa olona no atao an'izany e? Raha tsy hoe hiaraka hihidy ao angaha ianareo.
31. fijo ( 28/06/2005 23:05)
zefalah sy yonika za wa tsy saropiaro. nefa za koa mety mba tia ihany,
ary marina ilay voalazan'i kally hoe manempotra be le izy.za aleoko za no manempotra toa izay za no semporina ka;
32. keviin ( 29/06/2005 06:49)
kally aka kalouha kle zah anieh tsy saro-piaro eh fa le olona miaraka amiko no tena saro-piaro de mba mitady hvtra zah kle
Zah aloha tena sepotra mihintsy zay aleha rehetra anotaniana indr1ndr1 aza miady mihintsy
fa ny fitiavana kalouha samy manana ny fitiavany eh
33. dadabe ( 29/06/2005 12:20)
soa ihany zah fa mbola seliba kle (fa tsy virja ohatran'i zandry :-D)
34. fijo ( 29/06/2005 20:19)
soa aho fa virja kle.fa tsy seliba toa an'i zoky.
35. dadabe ( 30/06/2005 01:10)
:-D:-D:-D
36. clerahari ( 30/06/2005 10:39)
ahoana moa ilay tena fitiavana aiza ny fahatokisan-tena ny an'ny hafa ,
37. ari.malala ( 30/06/2005 13:28)
tsy azo le fanontaniana ô!

38. fijo ( 30/06/2005 20:57)
inona no tsy azo ry malala
39. mandrindra ( 01/07/2005 09:11)
ari.malala, enjeho fa sao dia tratra ihany :D
40. fijo ( 04/07/2005 22:36)
za samborina dia azo ka
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.819