ireny fonksionera ireny wa an...

1. ari.malala ( 22/06/2005 14:09)
Nisy fonksionera 2 ony zany te handeha congé mafy de mafy fa tsy avelan'ny deba mande mintsyzany zareo fa satria oe be ny asa, de laozan'izy mitsam misento fts ao @ birao
Tampoka teo de ozy le 1, za mahita fika andehanana congé de ozy le namany: ahoana ary?
De nijerijery la vôlohany nilaza fa nahita fika raha mipotra any ny deba, de niakatra teo ambony latabatra ingahy de nanala plaques t@ faux plafond de niakatra ato ambony tao de nihantona nikiraviravy teo lery, ny lohany no nataony ambany de tonga zany ny deba, niditra de gaga nahita ny nataon'le mpiasa de ozizy : odry, fa in ty ataonao? de ozy le mpiasa, za jiro! tonga de ozy le deba, tena mila vacances enao, ndana aorony ny entana de ndeha mody, ary tsy te hahita anao aty alohan'ny2 andro za! Nahita an'iny le fonksionera 1 de mba naorony koa ny entany de ndeha hody koa de nanontanian'ny deba lery oe hoaiza ianao? de ozy lery tsy taitra, tsy afaka miasa ao anatin'ny maizina aho pata! :)

répondu par dadabe le 01/07/2005 10:36
2. eh ( 23/06/2005 05:09)
marina ny azy ko! mahafinaritra ilay blague tsy masira foana ohatra ny mahazatra!
3. Kintanakely ( 23/06/2005 06:34)
:-D:-D:-Dmsôtr e! mlay kah.
4. pissoa ( 23/06/2005 09:05)
milay an!~ :-D
5. sasa ( 23/06/2005 10:06)
ari.malala chérie milay le blague njy an=))=))=))=D=D=D(l)
6. sonwin ( 23/06/2005 12:55)
nahazo tehaka ari-cherie an sasa klé hi hi hi,milay e:-D:-D:-D
7. welie ( 23/06/2005 20:33)
=))=))=)) Hahaha... mahita ka! lol be!
8. fijo ( 23/06/2005 20:53)
i ari malala anie io e.
9. sasa ( 24/06/2005 04:20)
frera ary izay elah vao hita an! taiza foana elah! sa variana nampifana:-w:-w
10. ari.malala ( 24/06/2005 09:23)
:oops::oops::oops::oops::P:P:P
11. sasa ( 24/06/2005 10:40)
ari.malala fa manin njy
(l):-*:*
12. iartistika ( 24/06/2005 13:27)
:@ misy zava-vaovao ato zany klé!!
13. mishou ( 24/06/2005 21:44)
ari.malala> hi hi hi, maka tsy lem le faharoa fa tsy mahita fika mihitsy
noheveriko hoe de nanao jiro koa lery kay tena zavatra hafa mihitsy:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-P
14. dadabe ( 25/06/2005 14:23)
:idea:
15. sasa ( 27/06/2005 04:43)
mishou njy an jiro ahoana kou en
iartistika tara be elah izany
16. ari.malala ( 27/06/2005 09:58)
i dadabe zao no manao jiro eo fa asa izy io na hanazava na hanetroka handitsoka fts! :-D
17. sasa ( 27/06/2005 10:13)
dadabe jiro :-D:-D:-D:-D
18. DotMG ( 28/06/2005 07:31)
:* :-*=))^:^=D=))=D=D=D=D=D=D=D=D

Manararaotra mandefa saritsiky fanampiny aho io fa mba mahita Mozilla version ambonimbony. Fa amin' ny Mozilla version taloha ange ka tsy mety mivoaka ilay saritsiky e! @ ity version ity aza dia mivoaka ihany saingy misy avertissement :

Avertissement : La propriété non standard « document.all » a été utilisée. Veuillez utiliser la propriété standard du W3C « document.getElementById() » à la place.
Fichier Source : http://forum.serasera.org/index.php?rub=message&msgid=m42b9711733e92
Ligne : 1116
19. sasa ( 28/06/2005 10:42)
DotMG mampmé kou elah
20. ari.malala ( 28/06/2005 14:05)
DotMG fonksionera fa mazoto miasa be ko! lol

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3921