ireny fonksionera ireny wa an...

21. dadabe ( 28/06/2005 17:21)
jiro angah :-w:-w
22. yonikafopl ( 28/06/2005 20:52)
hahahahaha, mpitanjiro fa tsy joro dadabe kleeee, de rehefa reraka lah de omeo an'i sasa njay less tazominy aaaa, de mifandimby eo nareo mitsammm:roll::-w
23. dadabe ( 29/06/2005 04:38)
tsssssssssss inona ary ty le:evil:
24. sasa ( 29/06/2005 05:19)
bebe manahirana be izany miray vilia izany klé aleo hilamina hiala mangingina aho fa tsy lasa iza no hifandimby eo izany, rehefa vita ny adidy akia d miala an
25. ari.malala ( 29/06/2005 08:19)
dadabe, yonika, sasa, za tsy hinamana aminareo 3 intsony!:evil::evil::evil::cry::cry:
26. ari.malala ( 29/06/2005 08:19)
dadabe, yonika, sasa, za tsy hinamana aminareo 3 intsony!:evil::evil::evil::cry::cry:
27. dadabe ( 30/06/2005 01:35)
arimalala :oops:fa ahona kle !! araho aoha de ho hitanao hope inona no noteneniko
fa pounk kely jiaby klou e(l):°)8):P
28. sasa ( 30/06/2005 04:34)
ari.malala njy kosa e, aza manao an'izany akia an:cry::cry::cry::cry:
29. ari.malala ( 30/06/2005 13:46)
azafady ary dadabe ê! ao fa retiréko ny zavatra noteneniko t@ dadabe sy sasa, namako be nareo 2 lahy. :-* :-* :-* :-* :-*
30. sasa ( 01/07/2005 05:26)
ari.malala ekena ary e za ve akia efa saika hitomany
31. ari.malala ( 01/07/2005 06:06)
mangina fa nareo 2 lahy wa namako b! :) :-*:-*:-*:-*:-*
32. dadabe ( 01/07/2005 10:36)
Ppounk kley jiaby aza e(l):°)8):P
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5343