gasy tsy misy taratasy ao france

1. xxx ( 19/06/2005 19:51)
toa maheno zà hoe maro ihany ny gasy tratra ireny tsy manana papier ireny ao france amzao fotoana izao ka nohazaina izy ireny ary tsy maintsy haverina mody, misy tena mahalala ny resaka marina ve nareo e! de ahoana sy ahoana de rehefa tonga any dago indray hono de gadraina kely raha tsy manome caution ny famille any! tsaho sa teana marina????
répondu par fijo le 12/07/2005 21:01
2. amelie ( 20/06/2005 11:42)
Lainga iznay gasy tsy misy taratasy tonga aty france izany! satria ny fialana eto Mada dia efa misy olana betsaka raha tsy en règle ny papier ka diso iznay fiheritreretinao izany! ary tsy mora2 ny mipetraka eto France sans papier an!
3. rurik ( 20/06/2005 12:18)
sady mba ahoana koa ny hatongavany raha tsy manana taratasy izy???sa hoe lany ny fotoana hipetrahany angamba dia mijanona any foana izy nefa sarotra hinoana ihany an:roll::roll:asa aloha e!
4. ainaheri ( 20/06/2005 12:23)
Mety ho marina ihany io lazainao io nefa kosa mety diso satria tsy ny gasy irery no tsy mipetraka tsy misy taratasy eto fa ra atao ny fanisana angamba any
2% ny tsy misy taratasy eto frantsa ny gasy zany we mbola lavitra noho ny sasany ary tsy fanenjehana zany fa matoa izy zany enjehana nisy adalana nataony
ankoatry ny tsy fananany taratasy oh tsy mandoa frais
manao fihetsika manintona polisy, sns!!
Ny any dago ndray tsy haiko w eatao aona lay ol any! fa manin ianao miafina ao ambadik'ilay xxx alo eee??
5. xxx ( 20/06/2005 14:25)
misy tokoa ireo gasy aty an-dafy tsy manana papier tonga @ visa touristique dia tsy mody intsony ao paris no tena betsaka raha tratra alou dia avy antrany dia ampodina dia interdit de séjour eto an dafy avieo any dago dia tsy aiko
6. fasaly ( 20/06/2005 16:50)
amelie:

Lainga iznay gasy tsy misy taratasy tonga aty france izany! satria ny fialana eto Mada dia efa misy olana betsaka raha tsy en règle ny papier ka diso iznay fiheritreretinao izany! ary tsy mora2 ny mipetraka eto France sans papier an!


an an an! zà mahalala gasy betsaka tsy manana papier ka! rehefa mahazo visa mivoaka lmandeha any ivelany tsy midika hoe en ordre daholo rehefa tonga andafy.
fa betsaka ny miady ny amy fahazoana papier. manana havana akaiky mintsy zà.
7. xxx ( 20/06/2005 16:52)
ainaheri:

Mety ho marina ihany io lazainao io nefa kosa mety diso satria tsy ny gasy irery no tsy mipetraka tsy misy taratasy eto fa ra atao ny fanisana angamba any
2% ny tsy misy taratasy eto frantsa ny gasy zany we mbola lavitra noho ny sasany ary tsy fanenjehana zany fa matoa izy zany enjehana nisy adalana nataony
ankoatry ny tsy fananany taratasy oh tsy mandoa frais
manao fihetsika manintona polisy, sns!!
Ny any dago ndray tsy haiko w eatao aona lay ol any! fa manin ianao miafina ao ambadik'ilay xxx alo eee??


izaho anie tsy manenjika fa naheno tsaho ka liana te hahazo vavao tena marina ka izany no hi lancé-ko ny fanonatniana ato.
8. xxx ( 20/06/2005 16:57)
ainaheri: afaka miafina ambadika ny xxx anie e! zay tianao ihany matoa omena io safidy hoe " tsy lazzaina io " de azo ampiasaina ato zany afaka mi maské raha tiana ka! tsy ho voatery hisehoseho foana akory, ary tsy milaza fa fanaovana ratsy izany na hoe inona akory!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!
9. fijo ( 20/06/2005 22:06)
misy toy ny rehetra ny gasy tsy manana taratasy fa ady amin'ny fiainana daholo izany e
10. bichette ( 23/06/2005 13:27)
raha tsy manana papier tokoa , efa klandy izany ka hoe tena tsy maintsy mody nefa tsy te hody, fa tsy maintsy dia ny tena ihany ve no mandoa ny frais hodiana any dago sa ny fanjakana frantsay
11. fijo ( 23/06/2005 19:48)
hafaka manantona ny fanjakana ianao,"maison de l'etranger" dia izy no miantoka ny fodianao.
12. sipagasy ( 25/06/2005 07:53)
marina io ry fijo, fa betsaka koa anie ny gasy no miklandy nefa tsy tratra izany e! hih izany hoe milalao @ polisy eny ihany aloha e!!! indrindra fa ny mpanao livraison ireny dia tena miaiky aho kannn, tena sahy ihany lisany kannn fa dia kourazy e!!!! ny fiainana mandalo fa araraoty e!!!
13. bichette ( 27/06/2005 13:19)
marina aky izany ry sipagasy a ! ka te hiaina frantsa kosa koh, milamina kokoa nohony any antanindrazana dia soa aza fa misy irony boite mandray o noir irony
14. fijo ( 27/06/2005 23:52)
fiainana daholo izany e.ady io ka izay ahitana aloha atao,fa ny vavan'ny sasany iny mangina ihnay rehefa mandeha ny ataonao.
15. Ralay ( 02/07/2005 19:31)
Korazy foana fa tafavoaka ihany ny farany refa tsy sendra ny vitan-dratsy
16. sipagasy ( 02/07/2005 20:43)
izay manko mr ralay , ary elaela enao tsy hita annn
17. fijo ( 04/07/2005 21:16)
eo izy fa tsy miseo ka
18. kally ( 05/07/2005 14:22)
Mahimahiana ihany fa efa nanapa-kevitra Italie,Espagne,Allemagne ary Frantsa fa hanofa charter itambarana handefasana an'ireo tsy misy pap's mody.
19. fasaly ( 05/07/2005 15:30)
kally:

tena mba kozy ve zany e!....?
20. xxx ( 05/07/2005 15:58)
Aleo zay hiafina ary e :P
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1338