gasy tsy misy taratasy ao france

21. kally ( 05/07/2005 17:04)
Tena marina io Fasaly.raha vao tratra dia angoniny dia rehefa mahafeno rôplanina miaraka @ ireo any @ firenena hafa dia lasa.
22. fijo ( 05/07/2005 22:35)
indrisy fa fanapahankevitra niaraha vao tapaka io,ary dia mety hanomboka ny fanenjehana ny tsy misy taratasy.ny mpangataka visa koa izao dia efa manomboka halaina daholo na ny dian tondro ,na ny fitsiriana ny maso.ka dia tena efa hiasarotra izany e.
23. fasaly ( 06/07/2005 05:27)
tena lalina mintsy wa! ko tsy hamplahelo zany zay tratra!!!aza mba tratra ihany aloha e!
24. fijo ( 06/07/2005 19:54)
tsimaintsy ahitana fika ihany io e.
25. zandrikely ( 09/07/2005 08:42)
grave be aloha fa atao akory e , ireo tavany sy ny sasany miseho milay ireo ihany no mahatonga izany e , tsy mahay miaina fa ny gasy ndray toa tsy dia antaondry zalahy satria mahay mipetraka ko , sendran'ny olona tsara fona e
26. fijo ( 09/07/2005 22:18)
ie ,ny gasy tsy dia mahasarotiny azy,fa raha tratra dia tsy misy fanavahana ,ka aleo ihany mitandrina kle
27. bichette ( 12/07/2005 07:19)
raha misafidy ny hody ny olona tsy antaratasy fa tsy ny fanjakana no mandroaka dia mora kokoa ve ny hahatafaverina ao andafy indray
28. fijo ( 12/07/2005 21:01)
an an ,tsy mora izany mihintsy,satria ny dossiers nao any efa hita io klandy taty io.ary ny klandy dia heloka aty fa aza hadino.ka na mody aza ianao ,dia efa diso izay amin'ny fitondrana.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2072