ravalo est un tiran !
1. pwarkerry
(
24/05/2005 16:52)
manahona daholo ry gasy liana amin'ny politika !
mampalahelo tokoa ny manjo an'io firenena malalatsika io .ravalo d mitovy amy sadam hussein . manavakavaka ,manao rapadango ny harena malagasy , tsy tia démocratie sns .
ity misy fanotaniana !
tsy fanonganampanjakana aman-kery ve ny vahaolana farany azo atao ? aiza daholo reo officier gasy maro be reo ?
miandry olona hitarika fotsiny anie ny olona de lasa e!

répondu par fijo le 20/07/2005 05:26
2. iartistika
(
24/05/2005 17:14)
kalma fotsiny fa in ar ty!! vao miha mikrosfahana ny firenena raha mbola misy gidra eo! miandrasa am fifidianana de am zay izy bôtina!
4. rapopla
(
24/05/2005 17:50)
sali daholo!
Za aloha tena nirevy Ra8 be mitsy taloha e! fa tenakoditra aho mahare fa lasa nitombo avoefatra heny ny mpitsinjoka zoridira eo akaikin\'ny Rasalama nalainy vozongo sary koa moa ilay izy.Aleo hoazy mianakavy daholo Madagascar e! tsy misy maharitra ny miaina eto zany na iray aza e! nefa zao koa no tadidio fa ny ratsy maharitra an!sady mateza.

5. xxx
(
24/05/2005 18:16)
Dia raha mitovy @ sadam hussein dia ho avy ve izany ny amerikanina ? sa hanao coup d'état ? Dia handroso kokoa ve i Madagascar avy eo ? Satria ve i pwarkerry tsy afaka manedy ny henany @ Lesieur na tsy fantatro avy dia hanao coup d'état !
Tadidia fotsiny faha mora ny mivarian'kady faha sarotra ny miala avy eo ary raha matoa tonga @ izao isika gasy dia ny be ny ambo-mpo an'ilay ry niala tao @ zone franc !

7. Tanala
(
24/05/2005 18:52)
pwarkerry an,
Raha i Ra8 no olanao de mamono tena de vita e tsy mila officier zany.
Iza no mpanavakavaka? Mba lazao kely amiko hoe iza no filoha gasy tsy nanaratsy ny foko ny adversairany no niakatra teo @ fitondrana?
Mpanao rapadango ny harena malagasy: sao de mba ianao no tsy navela manao rapadango de zao no sisa aza atao, ndana manao declaration ny fananao raha ty firenena tokoa enao.
Ratsy tenenina fotsiny ty fitiava-tanindrazana koa, enao ve efa mba nanao mpangataka rehefa manao vancace aty.

8. Tanala
(
24/05/2005 19:01)
Maninon'ianao raha mitarika fa tsy miandry olona hitarika e. Mihevitra ny gasy ho misaina @inona enao.
Hanongana fanjakana de ahoana? ela any an-dafy mitazana @ Tf1 ny olona mihinana tay maty voatifitra, avy eo crise ny vary, ela McDonald, avy eo tsy manjary ndray lay filoha vaovao, adala mantsy ny banque mondiale hanome vola an'la lava eo.
Omeo vola zahay hanamboranay lay tetezana notapahanay.

9. Akama1
(
24/05/2005 19:19)
O ry pwarkerry a sao .Fohy loatra ny tadipoitranao ka minia manadino ny vao nitranga tamin'ny 2002.
Zao fotsiny iahany hoa .Efa manao izay ho hafany Ra8 fa raha mafy be dia amin'ny manaraka indray manao fa tsy ilay misatroka penjy akory io ka hanaiky ny hanalanareo azy amin'izao ny pokona.Tadidio fa toerana ifandimbiasana io ka avelao hiasa izy fa firy taona ilay iraika lahy taloha tsy nahovokoa fa izay vao olona tsy ampy mandat iray ve dia efa haratsiana tahak'izany.

11. zandikely
(
24/05/2005 20:49)
Ry zareo a!
Ohatriny mahagaga ahy fa saika mahagaga ihany ny fahitana ny fomba fijerinareo ny zava-misy, tendances roa mifanohitra be :
-Voalohany dia ao ireo mpanohitra milaza fa tsy misy zavatra mandeha mihitsy. Misy zavatra mba tsara ihany kosa aloha e, ataoko fa mandainga raha izay hilaza fa ratsy daholo izay zavatra nataony R8 eo aminy fitondrana.
-Misy koa ny mpanohana ny fitondrana tsy mihita na zavatra ratsy na tsy mandeha na dia kely amin"io fitondrana io. Zaho koa dia mihevitra fa fomba fijery tsy mitombina ihany koa ny an"ny sasany tsy mahita na hoe koa mody tsy mahita zavatra tsy mandeha.Ny mpitondra dia azo tsikeraina, raha tsy mahatanty tsikera koa izy tsy tokony ho eo, fa raha mitsikera mba atao araka ny lalana.
Tiako ho lazaina dia jereo aminy jery tsy miangatra ny zavamisy fa ataoko fa karazana tsy mahita ny zavamisy raha izay tianareo na ny tsy tianareo ihany no jerenareo. Jereo daholo izy e!

12. xxx
(
24/05/2005 20:51)
Ary inona nohon'i tsikitsikanin'i Veloo sy hitehafana eo ? i pwarkerry hanao coup d'état ve ? Hantenaiko mba ho matotra isika malagasy ka tsy hanao kitoatoa aohatran'ny togolais dia hiandry 25 na 30 taona voa hatsiharo tena indray. Efa be izay vitanan'i lery izay atraminy 1975
13. maditra
(
24/05/2005 21:41)
xxx> Aza miteny matotra izany aloha raha mbola tsy sahy miseho masoandro otran'io.
Miombon-kevitra amin'i zandikely zah :wink: . mavandy isika raha milaza fa tsy misy zavatra mandeha eto amin'ny firenena, fa vandy be koa raha hilaza fa mahomby izao toe-java-misy izao. zah aloha tsy dia mbola mahita hoe, inona no tena vahaolana amin'izao fa angamba fotsiny hoy aho tsy fanonganam-panjakana. Tsy omeko tsiny ireo olona tsy te hahita grevy intsony. Ny tamin'ny 2002 aza tsy tantiko. Fa tokony fotsiny ny fanjakana ho sincere. Izany hoe, manaiky fa mijaly ny vahoaka, ary mampiseho endrika fa miara-miafy aminy. Ilay fijaliana ange (na nisy aza ny fampanantenana) efa zavatra hita fa tsy maintsy ho avy e! Manentana ny fanjakana ny tenako (raha ho henony), ny mba ho sincere izay. Dia miara-midinika tsara amin'ireo vondron'olona mietsiketsika mba hisian'ny vahaolana.

14. amiral
(
25/05/2005 05:42)
Zay ary ny anareo tsy aleo zà ihany :P. Tsy mila apoka zanyio fa mipokaho azy eo 8O
15. xxx
(
25/05/2005 05:42)
izao ihany e!!!
mivavaha mafy Jesosy Kristy no fiainana ho antsika!!
na ravalo no eo na rasivy tsy ahitanao fiainana izany fa ny manana foana no hanana ny mahantra ihany no mifafa ka mivavaha dia mahereza e!!!

16. nampo
(
25/05/2005 06:10)
Raha ra8 aloha dia tsy ho voaongana izany eo e! ary mbola hisy mandat faha roa aza eo, efa mikarakara mafy izany izy izao. Mandeha ve sa tsy mandeha? mandeha ila fa tsy araka ny tokony ho izy, izany hoe marina fa arakaraka ny toerana misy anao izay mijery no ahitanao fa manadeha na tsia, za izany mino fa raha i Sylla no miala eo dia mandeha tsara io, mila olona sahy, mahay, mahintsy, entitra io toerana PM io amiko, i Sylla ve manana ireoi rehetra ireo, tsy ampy hoy aho satria tsy sahy izy, hany ka manaiky fontsiny izay rediredy rehetra avy any ambony ka mahatonga ny minisitra hiteniteny foana, ohatra tao @ senat, nilaza ny minisitra iray fa mitaraina ny vahoaka fa tsy ampy ronono dia nafarana ny omby vavy be ronono!!!! nafarana velona koa @ izay, izay efa voarara ny lalana iraisam pirenena izany!!! izany hoe mila olona mahavita manintsy izay rediredy rehetra avy any ambony, nefa asa na hanaiky ny hihaino sy hidinika marina @ izay olona izay koa ra8? hehe!!
17. stephan
(
25/05/2005 06:33)
Zah aloha miaro an\'i xxx e, izay nomba tiany atao pseudo dia aza enjehina amin\'izany izy. Fa inona aloha ilay didy jadona ataon-dravalo fa mba liana aho?
19. nampo
(
25/05/2005 07:49)
Raha ra8 aloha dia tsy ho voaongana izany eo e! ary mbola hisy mandat faha roa aza eo, efa mikarakara mafy izany izy izao. Mandeha ve sa tsy mandeha? mandeha ila fa tsy araka ny tokony ho izy, izany hoe marina fa arakaraka ny toerana misy anao izay mijery no ahitanao fa manadeha na tsia, za izany mino fa raha i Sylla no miala eo dia mandeha tsara io, mila olona sahy, mahay, mahintsy, entitra io toerana PM io amiko, i Sylla ve manana ireoi rehetra ireo, tsy ampy hoy aho satria tsy sahy izy, hany ka manaiky fontsiny izay rediredy rehetra avy any ambony ka mahatonga ny minisitra hiteniteny foana, ohatra tao @ senat, nilaza ny minisitra iray fa mitaraina ny vahoaka fa tsy ampy ronono dia nafarana ny omby vavy be ronono!!!! nafarana velona koa @ izay, izay efa voarara ny lalana iraisam pirenena izany!!! izany hoe mila olona mahavita manintsy izay rediredy rehetra avy any ambony, nefa asa na hanaiky ny hihaino sy hidinika marina @ izay olona izay koa ra8? hehe!!
20. xxx
(
25/05/2005 07:56)
i pwarkerry ngamba voakaraman'i Nga be molotra sy savony vava de manjary miteniteny foana.