ravalo est un tiran !

21. pika ( 25/05/2005 09:19)
@ vahoaka izao rehefa mandeha ny fiainana rehefa misakafo, mitafy, mitsabo raha marary, mianatra ny ankizy, ... dia tsy ahoany na hiverina t@ .... aza
betsaka anie no mety ho kivy saingy efa fay ny vokatry ny grève lava e
sady izay migrève koa izao dia hainareo ihany ny hanaovandr azy
22. Chuan ( 25/05/2005 10:59)
Io ry zalahy tsy hisy màna avy any an-danitra na hoe fizaràna vola ho an`ny tsirairay ka ho lasa mpanankarena daholo isika rehetra . Tsy misy lanjany ny fihariana raha izay ary aiza izay vola ho zaraina isan`andro ? Mitaky asa goavana amintsika gasy rehetra tsy ankanavaka no hampanakarena antsika na tsia ary izany dia atao ao anatin`ny sehatra tsy miankina . Mila miasa mafy daholo raha tiana ny handroso . Ny anjaran`ny Fanjakàna dia ny manamora izay fihariana izay . Ny toe-tsaina gasy izany mila miova manaraka izay fa tsy ilay hoe \"moramora\" sy ilay hoe baranahany tahakan`ny nahafantarana azy teo aloha intsony . Tokony ho fantatry ny mpanao politika sy ny mpitondra , fa tsy ry zareo mihitsy no antoky ny fampandrosoana ny firenena , fa isika Vahoaka . Isika sarambabem-bahoaka no mila miasa mafy , sy tsara raha tsy izany tsy handeha io na dia ataoko hoe Prix Nobel amin`ny ekonomia avy any @ Univeristen`i Harvard aza ny olona atao Filoha eo . Be diploma be ny olona eto amintsika nefa toa tsy tafa ihany . Tsy resaka fahaizana intsony izany io fa tena toe-tsaina ratsy , discipline tsy ampy....sns ,ary izany dia mahakasika ny ankabeazan`ny gasy .Ny fametrahana an`izay discipline izay no somary henjana ho an`ny sasantsasany amintsika ka tsy mahagaga raha betsaka ny tsikera amin`io ary mahatonga ny namana hiteny hoe \" ravalo est un tyran \" . Mila henjana ihany kanefa raha tiana ny hanova toe-tsaina satria sarotra be ny miala amin`ny mahazatra . Ny zavatra tokony ho jeren`ny Fanjakana kosa anefa dia ny fametrahana mesure d`accompagnement amin`ny fanapahan-kevitra sasantsasany raisiny izay mandrava ny tsy nety teo aloha kanefa tsy mijery ny fomba hanazarana ny olona amin`ny vahaolana vaovao izay atolotra ka mety hanaratsy ny fifandraisana eo amin`ny Mpitondra sy ny Entina .
23. mariotia ( 25/05/2005 11:06)
Izahay mipetraka eto Dago tompoko de tia an-dRavalo ;
fa ianareo mipetraka any ivelany ireo ; ny taranakareo efa any mandrakizay ; izahay tsy maintsy mijery izay ho avin'ny taranakay eto ; maninona no apoaka ny tetezana efa misy de mitsoaka any ivelany avy eo ; ary aiza ireo olona nanapoaka sy voakarama hanapoaka izao tsy eto Dago ihany ; ny taranany no tsy afaka mivezivezy sy mandroso fa ny deba efa lasa vazaha
M,ba misaina ry Gasy kely an ; fa gasy foana no anaranao na mipetraka any ivelany aza ianao
24. majakely ( 25/05/2005 12:22)
F'angaha kosa refa aty ivelany dia heverinao fa tsy hahafaly anay raha handroso i madagasikara, na dia tsy any tsony aza 'zahay !!! aza masika fiteny toa izany e!Ary madagasikara dia tinay toa ni hitiavanao azy satria tanindrazana sy ny fianakavianay maro mbola any koa!!! fa efa aty no mba hiainanay dia zay !ok!
25. ralambo ( 25/05/2005 14:12)
Izao leitsy ry akama a! rehefa leon'ny miaina ialahy any ivelany any dia mipetraha tsara fa aza ny FILOHA milay aty @ ny TANANA no mba asiana sira. Ataovy izay hapetipety ny fiainan'ialahy any; tsy ampahafirin'ny nataon'ilay DADATOAN'ialahy lasa any an-dafy leitsy izao ; mba tongava kely ialahy aty dia ampitahao ny asa vita telo taona sy ny asa vita efa ho telo-polo-taona dia aiza ho aiza ny elanelan'ny zava-bita ry leiry e! Sao heverin'ialahy isany fa adala aza ny Banque mondiale sy Amerikana ary ireo firenena matanjaka maro ireo ka hanome vola an'ialahy toy izao. Afa leitsy ny t@ ny andron'i DEBA dia zatra ny lalan-dririnina ialahy ka fahavaratra avy no manao hitsin-dalana. Oviana no mba nisy izany hoe TANA renivohitra no nahazo ny voalohany eran'izao tontolo izao ; dia mba firy km no mba vitan'ialahy t@ ialahy teto fa izao efa manomboka afaka mifandray tsara ny gasy rehetra satria vita daholo ireo làlana manerana ny Nosy; tsy hanohy resaka intsony aho fa mba misaina ry akama fa tsy haiko hoe aiza ny anareo no mandinika sy mieritreritra OK!
RALAMBO
26. xxx ( 26/05/2005 02:17)
he he misaina @ vo... :?: lo
27. eh ( 26/05/2005 05:11)
za d manamafy ny hevitr'i ralambo fa tena marina,novidianay lafo b io fitondrana io, ary tsy avelanay ho tsinontsinoavina fa miandrasa amin'ny fifidianana manaraka!!!
28. pika ( 26/05/2005 05:56)
ny hevitra no miady fa tsy isika e,lesona efa notsoahina ny nanaovana girevy lava reny tsy tena hita izay tombotsoa azo ka aleo hihandry fifidianana fa kely sisa que le meilleur gagne
raha tena mihosina miaraka @ sarambambrbahoaka isika dia tsy misy izay tsy efa mikaikaika @ity fiaainana ity sy ny f...
izany hoe efa miha potika sy maty tsikelikely angaha ny mahantra dia ny mpanana sisa tavela eo e !!!!!!!
29. ralambo ( 26/05/2005 07:08)
resaka farany ho an'Ingahy Pwarkerry !
Izao ry akma a! aleo ho avy ny fifidianana @ ny 2007 dia hita eo ny hafitsokin'ny akamanareo ; fa raha hatr@ izao aloha dia mbola sûr ny tenanay fa ho lany foana ny filoha RAVALOMANANA ary raha ny tena mbola azo atao ary dia aleonay izy foana aloha no eo. Izahay tsy mba mpanindrahindra filoha ka asiana hoe "filoha hajaina" fa ny anay refa milay dia milay fa refa tsy milay dia tsy milay ; sa VONINAHITRA Jean Eugène indray no tian-drangahy atao eo sa ilay misatroka penjy izay tsy nahazo afa-tsy 5% iny sa maninona moa ra ianareo mihitsy no mitondra eo e! Efa zatra ny gaboraraka loatra ianareo taloha dia mbola te hanao izany ankehitriny nefa efa eo ry leiry ny BIANCO a! sa izany no nahatonga an'Ingahy taty an-dafy ? mahaiza letsy mihonona dia @ 2013 andron'i Pasteur Mahiol indray manarina a!
RALAMBO
30. sirika ( 26/05/2005 08:03)
iazo fotsiny no azo lazaina ny momba io zavatra io
zaho aloha tsy momba an\'iza na n\'iza fa tsotra be ny ahy ny valiny
1- isika malagasy de mbola mila \"Etat dictatorial\" satria isika tsy mandroso mihintsy raha mbola izany democratie democratie izany no reshana eto mbola be @ isika no tsy mety mahatsiaro tena ka ny zavatra tsapa de lasa resa-be fotsiny ny zavatra atao fa ny fanatanterahana aotra (0):twisted: ny tiako ho lazaina de izao
dictature hanerena ny olona hamokatra no politika tokony hapetraka eto sa tsy marina izany
\"politique dictatoriale à la production\" sao de hoe hamokatra olona no eritreretinareo:lol: fa hamokatra
sakafo \"produits alimentaire\"

2- tsy miady ity monopolisation ataon\'ny mpitondra ity satria tsy mampandroso antsika io ny heviny mantsy hono de \"mba hisy fitantanana tsara rehefa izy no mandray antanana ny raharaha\"
de hoy ny hevitra hoe ohatry ny diso ihany izany satria a-fanangonan-karena ankitsorano
b-fiheboheboana (raha tsy ianao irery
no mahay mitantana ko)
c-mamono ny hafa
HEVITYRA IHANY AHY INY AN hihihihihihi

31. annie ( 26/05/2005 09:38)
wawawwa daholo ny sasany!
Ry zalahy tapaka fihinana ireo mitabataba ireo
Za aloha Ra8 foana !Izy no hitako fa hampandroso ny tanindrazako,ny teo aloha saika hamarotra ny tanindrazako ny tanjony,aiza ka varin\'alika no fahanana ny malagasy?Boky mena no halentika ao antsain\'ny malagasy?
Sao dia hadinontsika ary ireny rà mandrika teny mavoloha (10aout 91) reny?
Sa enao manenjika @ zao fotoana io anisan\'ny nitifitra ireo vahoaka milanja baiboly sy fihirana ireny?
32. pika ( 26/05/2005 11:57)
isika gasy tena hita hoe olon'ny fo tanteraka, ry zalahy ambonimbony ao anie toy ny tanalahy ka mahay miova loko nefa isika no ampiadiny eo
ary aza dia mitompo teny fatratra hoe izahay aloha ranona foana e tsy Atra anie ireny e ary izay ihany no nahadiso ny fiangonana t@ ireny fotoana ireny
sady aza dia mijery ny tombotsoan'ny tsi11 fa ny an'ny vahoaka majinika jerena
:twisted:
33. maditra ( 26/05/2005 16:54)
Misy mankaleo be ny mahita fomba firesaky ny namana sasany ato. Marina raha mba hahay politika izany mihitsy. :!:
34. welie ( 27/05/2005 21:45)
Dia mba aoka asiana fifanajana kely kosa refa miresaka mou e!
:-) dia ampy...
35. mariotia ( 30/05/2005 11:40)
Tsy raharahanay izay lazainareo tsy mipetraka eto ireo fa mba mila mandroso izahay ; maninona moa raha ntionalité frantsay nareo ireo ; maninona tsy ny fitondrana frantsy no kianina ; sa matahotra ny ho voaroaka avy any ; de aleo aloha manaratsy an .
Ny fitondrana inona no eto na inona de zakan'ny gasy izay mbola eto izany ; ny teo aloha aza vita ihany koa ; manaova indray ny manaraka raha mahavita e
36. maditra ( 30/05/2005 18:27)
marivo be izany fisainana izany ry mariotia an! Tia ny Tanindrazana ny Malagasy, ary izay indrindra no mahatonga azy mbola mivazavaza na dia any an-tany lavitra aza, sao mba misy dikany ihany ny zavatra teneniny. Mianatra tompoko (raha ny tenako manokana), no ataoko aty ivelany. Fier amin'izay zah, fa tsy midika izay fa nanadino Tanindrazana izahay (au contraire). Tsy midika izay fa mikatsaka nationalite hafa izahay. Aza dia tampenam-bava tompoko fa tsy dia mety izany.
Maditra
37. fijo ( 30/05/2005 23:20)
asa aloha fa vao namaky gazety aho teo,dia gaga nahita tao fa kivy tamin'ny fihetsiky ny mpanohitra ny olona tamin'ilay fihaonana'ny gouvernementa sy ny solombavambahoaka.tapohan'ny nahazo fahalalahana ny mpanohitra ka tsy mahatsapa fa resaka firenena no atao ao fa tsy zesta.
38. xxx ( 18/07/2005 15:54)
Ahoana aloha ireny tetezana hapaoka ireny e?
Iza no naka ny vola tao @ BCRM Tamatave?
Iza no nanao barrage tsy ahafahan'ny Olona ao Antananarivo (Gasy io fa tsy hoe Merina ihany akory) mivaoka?
Iza no nanao ady poko fa tsy nahavanona?
Iza no namono merina sy betsileo, eny fa na gasy hafa koa aza, tany Nosy-Be sy Diego?

Mazava ny valiny, tsy i Ra8 velively akory?

Deba sy ny tariny no valiny, i Pierrot koa izany ao anatiny, logique izany.

Aza hadino ny tantara ry zala à!
39. fijo ( 20/07/2005 05:26)
io voalazan\'i chuan io ambony io,dia tena marina ary efa mba nasiako resaka koa.
ny filazako azy dia izao.isika gasy te hiova fa tsy tia miova.mitaky fiovana isika,fa rehefa tonga tokoa ny lalana hanova zavatra dia kredy atsy sy eroa satria efa zatra le mandea hoazy foana
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1255