otrany hoé zay vao tena tena "tia" (amoureux)...

1. niainaharison ( 23/05/2005 18:50)
tsy izany fa nisy ihany ireo olona noheverina fa tiana tany aloha tany, ka mihevitra fa mahalala tsra ny tena fitiavana....nefa nisy olona vao fantatro izay, ka tena mahalasa ny saiko, fa otran'ny mahatsiaro zavatra hafa noho ireo teo aloha ny tenako...otran'ny mahatsiaro sambatra kokoa...mahatsapa "sentiments" tsy mboa tsaroako teo aloha...sa izay ve vao tena tonga amin'ily hoé "amoureux"? zay zany zaho vao tena tia pour la première fois???...possible ve hoé hay tsy amoureux velively zaho teo aloha teo????
lasa miova mbamin'ny fiainako arapitiavana...miova daolo ny fihevitro teo aloha...otran'ny nahita zava baovao zany ny tenako...mahafinarira bé...otran'ny tsy voafehiko izay zavatra ataoko...
PS:ty fiovan javatra ty no tena fototr'ireo loha hevitra narosoko ireo...fa tsy tantara atsangana araky ny hevitry ny sasany...
répondu par sasa le 01/06/2005 05:38
2. Mandamina ( 24/05/2005 05:29)
zavatra mitombona tanteraka mihitsy alo ny hoe, tsy mitovy daholo ny tantaram-pitiavana efa nolalovana, satria tsy mitovy ny olona rehetra, mety nisy tokoa ny oe tsy tena fitiavana no niarahana tam olona iray tany aloha tany, mety ho mahafinaritra fotsiny ny miaraka aminy, fa tsy ilay fitiavan'olondroa fa dia mety hoe finamanana fotsiny, mety ho filàna ara-nofo fotsiny ihany koa, zay mety hiafara amin'ny fitiavana ihany mao,ankehitriny zany dia tonga amin'ilay hoe tena fitiavana, ka miaina zavatra hafa mihitsy, tsara izany raha zay tokoa no tena tsapanao, tandremo anefa tsy ho sondriana loatra!
3. rpk ( 24/05/2005 08:59)
:roll::roll:ka tsy hiafara @ fampirafesana ve ra 'zany???
4. majakely ( 24/05/2005 12:35)
Ary toa ohatry ny mitovitovy foana ny dinika atao'ialah an:D!
5. xxx ( 24/05/2005 13:28)
marina io ary tena misy , hoatran'ny mandeha ho azy izany zay atao miaraka @ ilay olona , na eo @nao aza tsy misy fisalasalana intsony @ zay atao fa mandeha ho azy , za ko manko efa tratran'io fa tena hafa mihintsy ilay sentiment e
6. hery ( 24/05/2005 15:40)
Ny somary mampalahelo fotsiny indraindray dia tsapanao hoe tena lany morse tamin'ireo teo aloha enao de mampalahelo ilay tena sentiment :-)

Ohatra fotsiny le fomba fiantsoana. Ny sipa voalohany nataonao hoe chérie, ny faharoa nataonao hoe malala, ny fahatelo nataonao hoe sns... de rehefa tena tonga ilay tena izy de mba tiana ho original... fa tsisy anarana intsony :-)
7. mishou ( 26/05/2005 18:00)
hery> antsoy @ anarany de iangolao fa mandeha io
niainaharison> tsy coup de foudre fa tena izy, zay vao arako ilay resaka tato @ ity forum fitiavana ity e.

lasa izao izany raha tsy misy manakana

mampijaly ange hono ny mitia e, aleo hono tiavina sa mandeha double sens ilay izy

mirary soa indrindra e:}
8. fijo ( 26/05/2005 23:41)
lasa tokoa ve ry mishou hummmmmmmmm
9. poupounesana ( 29/05/2005 08:04)
mishou ah, rah ny fahitako an'i niainaharison alou d toa tsy mijaly vely2 mihitsy eh!:lol: double sens zany ngamba le izy
:wink:
10. niainaharison ( 30/05/2005 10:45)
raha ny tena marina angaha de ndé hatao hoé: hitako akehitriny fa hay zaho ty manana fitiavana bé diso mitobaka ato ampoko ato...ka nisy olona "nanokatra" tampoka ny foko...ka rehefa tena nanokatra ny foko pour de bon zaho, de nahatsapa izany koa ny manodidina ahy, ka lasa nahatsapako, fa hay maro ny olona manam-pitiavana ahy (namana, havana, sakaiza sns...)...compliké bé....nefa mino za fa azonareo tsara...
un fois mivivre ao anaty fitiavana marina eno, avy de tsapanao koa ireo olona hoé tena manana "fitiavana" aminao....tena marina é!ary misy olona tsy ampoizipozinao mihitsy an! zao enao vao tonga saina hoé kay ty olona ty tena "tia" ahy...il faut vivre l'amour pour le connaitre pour de bon!
mampitorina koa zany fitiavana zany...ssshhhhhhh!!!!!
11. niainaharison ( 30/05/2005 10:46)
le connaitre, mais surtout le reconnaitre....saika adinoko!
12. ari.malala ( 30/05/2005 11:31)
:) tsy mampitorina ny fitiavana r'ise â! milay be io! :)
13. fijo ( 30/05/2005 22:28)
adala ny fitiavana an.maha hendry ny adala io ary mahalasa adala ny hendry.
14. sonwin ( 31/05/2005 14:50)
ato kay no tena misy mis....:)
15. sasa ( 01/06/2005 05:38)
hummm izany kay ny resaka ato
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3741