lò sy mamy

1. xxx ( 15/05/2005 09:09)
Inona ary izany:” ao anatin’ny fahaloavana (lò) no misy ny mamy???” ze mahita de omeko Euro999,99!!!
répondu par fijo le 22/06/2005 22:20
2. sonwin ( 15/05/2005 10:39)
bozi zany e :^) :^)
3. rurik ( 15/05/2005 13:51)
tena marina ve aloha fa omenao io 999,99euro io fa mety maro ny hahay ny valiny??????????????????
4. sonwin ( 15/05/2005 14:27)
:@ za koa za eto maminavina sao mapiesona io mpametraka fanotaniana io :@
5. xxx ( 15/05/2005 14:32)
ampakariko euro1000,01 mitsy ho an'ze mahay e! :lol:
6. maditra ( 16/05/2005 04:17)
valiny> xxx!
hahan, samy hilalao x ihany ve ka tsy hovaliana x
7. sonwin ( 16/05/2005 17:27)
marina leisy zany maditra :D
8. rurik ( 16/05/2005 17:34)
na ny anarany aza ry reto tsy hay ka inona moa no azo hatao raha tsy mandoa izy??????fetsy lery an =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
9. saotra ( 16/05/2005 23:00)
:@ :@ :@
10. dom ( 17/05/2005 08:32)
:}ny nifin-drazoky loù nefa razoky manao bisou @ le sipany dia mahita mamy ilay sipa.:-D8-)Te hanao aminy eo ny ratsy nify ?????????
11. xxx ( 17/05/2005 08:51)
[quote=dom]
beurk, tsy marina!!!
12. mamzelkely ( 17/05/2005 11:07)
tsy haikoooooooooo!!!:roll:
13. angelinlove ( 17/05/2005 14:14)
tantely, azoko ve le vola?
:wink:
14. rpk ( 17/05/2005 15:21)
angelinlove:

tantely, azoko ve le vola?
:wink:


azavao tsara aloha e!!!:D
15. booboo ( 17/05/2005 16:14)
waaaaaaaaa! tsy te-hanome lé 100euros ndray rpk hihihihihihihihi.
16. rpk ( 18/05/2005 06:43)
booboo:

waaaaaaaaa! tsy te-hanome lé 100euros ndray rpk hihihihihihihihi.


alefako seky fa aza matahotra...minoa fotsiny ihany
17. angelinlove ( 18/05/2005 13:10)
tantely (miel) satria io azo avy amin'ny jabot social-n'ny tantely (abeille) hamelomana ny reine: manangona sakafo any amin'ny voninkazo ny ouvrières rehetra dia rehefa avy eo déverser-ny ao amin'ny jabot social ahazoana tantely (miel).
Fa angaha lasa 100 euros indray ilay izy?
18. rpk ( 18/05/2005 13:42)
ouahhhhhh diso tanteraka mitsy...tsy mety ny fizohikevitrao fa diso be...tena diso...diso...diso hi hi hiiiiiii
19. rurik ( 18/05/2005 14:24)
resaka mikasika y vehivavy ve aloha ilay izy e:?::?::?::?:
20. sonwin ( 18/05/2005 14:42)
mampiresaka vehivavy i rpk klé hi hi:P
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.164