lò sy mamy

21. booboo ( 18/05/2005 14:44)
rpk>fa tantely ihany ve klou ny valiny ?
22. rpk ( 18/05/2005 15:11)
booboo:

rpk>fa tantely ihany ve klou ny valiny ?

zao e! tsy mety ra lazainareo fotsiny valiny fa azavaina tsara mitsy. Mety hisy valiny maro, asa??? fa azavao tsara...

23. booboo ( 18/05/2005 15:53)
tantely ve ôa lé valiny ? zà tsy tia manazava fa lé valiny fotsiny kah
24. rpk ( 18/05/2005 20:11)
:lol:azavao kalou wa ze hevitrao...
25. fijo ( 19/05/2005 04:36)
rpk lazao aloha sao diso ko le lazainao ko
26. annie ( 19/05/2005 07:32)
ary io xxx io an!tena mahita sujet hafahafa foana?
Za mahay an'io fa omenao an'io 999,999 io tokoa ve?
ao anatin'ny vehivavy no lazainy fa lo,de ny mamy tiany lazainy dia mamy hono e!
27. rpk ( 19/05/2005 07:55)
:-D:-D:-D hevitra hafahafa awona ary???:-D:-D:-D tena disou kalou le eritreritrao. Diso ny valiny...efa nampakariko anie le tontona eh! euro1000,01 le izy...fa azavao tsara ny hevitrareo:-D:-D:-D

28. fijo ( 19/05/2005 21:48)
lazao aloha sao tsy hainao akory ko
29. rpk ( 20/05/2005 08:11)
ka nareo angeh mitady ny valiny eh!!!...aza ampifamaihana ny toerana...:-D:-D:-D
30. rurik ( 16/06/2005 07:59)
izaho aloha:(:(:(:(miandry ny valiny:wink:
31. fijo ( 22/06/2005 22:20)
ampifamaihana ngah?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2024