FIHAONANA T@ ANGIE
1. naritsimba
(
11/05/2005 13:08)
Miarahaba antsika namana rehetra.
Tanteraka androany 11/05/2005 ny fihaonana t@ namana iray angie.
nahafinaritra ny fihaonana tahaka ny olona efa nifankahalala efa ela. Ny irariana dia ny mba hisian\'ny fihaonana tahaka ireny @ namana avy any ampita sy ny namana eto Madagasikara rehefa tonga eto izy ireny.
Na dia tampoka aza ny fotoana dia maromaro ihany no tonga tao : ravatorano, capitou, voahirana, mcz, naritsimba, jaya, nisy ihany koa ireo olona hafa.
Nandeha ny fifankahalalana ary niaraka nisakafo ny rehetra, tsy misaraka @ namana ny vazivazy sy ny tsikitsiky.
Noho ny andro fiasana dia nisaraka t@ 2 ora ny rehetra satria maika hamonjy ny asa aman-draharaha ny tsirairay avy.
Maromaroa ny tahaka izany.
@ manaraka indray ô!

répondu par Angie le 01/06/2005 08:30
2. hery
(
11/05/2005 19:29)
Ary aza tazominareo maharitra any Angie fa tena mangina ny tanàna aty k'le :-D
4. iartistika
(
11/05/2005 20:52)
zà rehefa tona any de ho entin'i naritsimba mihinana mofo kitoza! :-D ,sa ahoana copain??
5. sasa
(
12/05/2005 05:37)
iartistika elah refa tonga aty dia ho entina mamangy an'ikalabozy kou klé
6. espion
(
12/05/2005 05:38)
Zà mou zany d tsy mba nahalala hoe tonga teto hono i Angie fa d tsy quoi zany fa kilalao mbola ho ela eh !
fa d salut salut fôna zany eh...
fa d salut salut fôna zany eh...
8. glou
(
12/05/2005 07:10)
de ialana tsiny ry angie raha toa ka tsy afaka ny tonga t@ ilay fotoana fa nisy nanahirana tampoka fa de mahafinaritra ny tsy fanadinoana ny namana teto antoerana fa @ manaraka ianareo izay any andafin' ny riaka any ka ho avy aty de teneno mialoha kosa ny pro anareo mora hifandaminananay ny rencontre eh!
9. glou
(
12/05/2005 07:12)

17. hery
(
20/05/2005 10:19)
Hitako misy ny sarin'ny namana tany ao amin'ny sarin'i angie... jereo ny mombamomba an'i angie dia jereo ny sariny.
18. jaya
(
26/05/2005 07:39)
le sarinay t@ fihaonana t@ angie aty amiko misy ze mila eh, de andefaso hafatra zah, de poutouzay nareo de maazo, hihihi
mianjy an\'i annie sy welie zay an, tongava malaky an

20. Angie
(
26/05/2005 10:25)
Dia misaotra ny namana zay tonga ary ny tsy tonga koa e. Na ny vadiko aza gaga @ faly mahafantatra virtoaly lasa namana tena izy. Dia mirary ny hitohizan'izany.
Amin'ny manaraka tena atao tsara fa iny tena fihaonana koropaka.
Bonne vacance izay ho any manaraka e.
NB: ao @ chat ihany no fiantsoana rapide sa tsy izany ry naritsimba?
Tsiky dia ampy hozy deba :)