FIHAONANA T@ ANGIE

21. fijo ( 26/05/2005 23:29)
za koa te hoany izany le
22. Angie ( 31/05/2005 12:49)
Fijo> mandehana dieny malaina fa rehefa mazoto hono sao tsy afaka intsony.

Mahafinaritra kah: ao @ chat manao appel fa tonga zay maheno vaovao e.
23. naritsimba ( 01/06/2005 07:25)
marina zany ry angie, ary ho anareo zay ho avy @ manaraka aza dia atao tampoka be ohatran'ireny fa manjary tsy mahavita manomana zavatra ny namana aty e, nefa tokony mba hanome na dia zavatra kely ihany aza atao voan-dalana.
24. Angie ( 01/06/2005 08:30)
Naritsimba> ny fahitana anareo dia efa voandalana be tsy misy toy izany. Gaga mihintsy ny vazaha @ fifankatiavan'ny malagasy ka izay no zava-dehibe fa tsy voatery hoe ny zavatra atolotra.
Ny sary koa dia tena fahatsiarovana mahafinaritra kah.
za aloha faly be ary dia mamporisika ny rehetra zay ho any e. Tsy tokony hijanona eo @ virtoaly fa mba tokony hisy faly mahafantatra dia avy eo...boribory ny tany e tsy hay izay hiafarany ka aleo mifankatia, mifanaja ary ...oay marina lava loatra
biz daholo e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2219