Val: Censuré
1. hery
(
10/05/2005 15:41)
aristar:
Censuré !!! J'ai été censuré sur sera². C'est tout à fait leur droit et je ne conteste pas. Ce que je ne comprends pas c'est que quelque temps avant que Hery ait répondu à mon post et le sujet ait disparu du site !!! Je ne pense pas que çà soit Hery sinon il n'aurait pas pris la peine de répondre avant. A chacun de penser ce qu'il pense en particulier les modératieurs
aristar> http://serasera.org/forum/index.php?rub=policy
Vao nampatsiahivina tao amin'ny forum ho an'ny admin ilay ezaka tsy hampiasa teny frantsay ranoray... araka ny fitsipika ihany.
Fitsipika Lah.3 teboka 6:
Mba hisian'ny fifampitaizana amin'ny Teny malagasy dia ezahina ho teny Malagasy ranoray no ifandraisana ao amin'ny forum.serasera.org. Azon'ny mpandrindra ny lohahevitra esorina ny hafatra tsy mifandraika amin'izany. Azo leferina kosa ireo vaovao nalaina tamin'ny loharano hafa ka tsy voadika amin'ny teny malagasy.
répondu par kitjo le 14/05/2005 17:34
2. hery
(
10/05/2005 15:53)
Jereo ihany koa ao amin'ny dinika iray eto ny hetahetan'ny namana momba ny hampiasana teny gasy.
5. mishou
(
10/05/2005 21:25)
tsy hoe faly aho fa voa i aristar, fa faly kosa aho fa mba ho fianarana ho an'ny rehetra izay
site gasy ity, gasy ka manja de aleo andeha @ izay
mitenena gasy ry aristar fa "censuré" nareo fa tsy "radié" ah. Zavatra mbola azo hifanamboarana izany e
site gasy ity, gasy ka manja de aleo andeha @ izay
mitenena gasy ry aristar fa "censuré" nareo fa tsy "radié" ah. Zavatra mbola azo hifanamboarana izany e
6. fijo
(
10/05/2005 22:14)
marina izany.gasy isika ,natao ahitana namana gasy eto,ary natao hifanakalozana vaovao momba ny gasy sy ny fiainany koa.ka aza menatra fa tsy tenyratsy anie ny teny gasy e
7. kally
(
10/05/2005 22:50)
Dia isaorana i Hery nampihatra ny fitsipika.Fa tena mba mampalahelo anie ry reto e! izahay moa dia tsy afenina fa efa kivy hoe mba niteny gasy ihany ity takelaka ity teo alohaloha nefa taty aoriana dia lasa teny frantsay no betsaka.
10. hery
(
11/05/2005 05:37)
olona mahay teny gasy tsara i aristar ary amin'ny takelaka hafa izy dia anisan'ny mpanindrahindra ny teny malagasy. Ataoko fa rariny raha toa izany ihany koa eto amin'ity takelaka ity.
12. kally
(
11/05/2005 07:14)
Izaho mino fa nofanahy inian'i Aristar ny nanaovany teny frantsay nisesisesy teto mba hisian'ny fiovana.
13. sasa
(
11/05/2005 08:07)
izay rehefa mba misy fitsipika le site dia tokony harahana fa tsy atao fanahiniana; tokony hiezaka isika hanaja ny hiteny gasy foana; fa ny teny vahiny koa hay foana iny e tsy adino mintsy iny na dia miteny gasy aza; tsy dia hoe filana vaniny mantsy le fangatahana hoe ataovy teny gasy fa mba milay koa anie isika gasy e
aleo hisy censure fa tsy maninona izany
Hery misaotra
aleo hisy censure fa tsy maninona izany
Hery misaotra
15. kitjo
(
14/05/2005 17:34)
afaka manokatra dinika manokana i aristar na ireo tsy mahay teny gasy hoe \"Fianarana teny malagasy\", d manontany kely ao aloha raha tsy mahay fa tsy misy mahamenatra ange zany e.
Bdb ny namana afaka manampy
Bdb ny namana afaka manampy