isika vehivavy oa!

1. felicia ( 06/05/2005 23:34)
:( fa maninona ary no rare ny fifankatiavan-tsika vehivavy...généralement tsy maitsy misy fialonana sy gidra afinafenina...fa naturen'ny vehivavy ve izy toetra izay sa ahoana no fijerenareo azy e?
répondu par pitchou le 23/05/2005 19:37
2. vegas ( 07/05/2005 00:22)
de mahagaga tokotrany e?
3. pitchou ( 07/05/2005 02:37)
mba hafa kely koa izany toetran'i felicia izany an! d tsy manana namana vehivavy tokoa izany ndry? voa mafy indry raha izany satria tsy misy complices otran'ny vehivavy mpinamana! :D
4. pika ( 07/05/2005 05:31)
io ry felicia arakaraka ihany a ao aloha ny fiteneanana hoe ataovy maro ny namana fa 1 ihany no hatokiso e
5. yonikafopl ( 07/05/2005 07:31)
za mbo gaga ry pitchou :roll:
6. hery ( 07/05/2005 10:21)
Fa laingalainga kosa aloha fa moramora sy souple kokoa ny fifandraisana na ny fifandirana eo amin'ny samy lehilahy toa izay eo amin'ny samy vehivavy.
7. ainaheri ( 07/05/2005 11:29)
Ny samy bandy tsy mba miaina ao anaty fiatsarambelatsihy sy laingalainga ny an\'ny leh
tonga d maitsy ny azy fa ny anareo veh tony fosa2 nareo tony no fositra
8. pitchou ( 07/05/2005 17:07)
ainaheri> enao izany ange mpiara-mifosafosa @ vehiçvavy namanao e!
hery> izay angamba no fijerinao ety ivelany @maha-lehilahy anao, dia tsy mijery ze tena ao ianao! ny vehivavy rehefa namany dia namany! fa rehefa tsy namany d tsy namany! tsy otran'ny anareo mody tsara imaso fa kobay an-kelika ihany otranareo lehilahy ny vehivavy! sa tsy izany? hany ka mahatonga ady eran'izao tontolo izao indraindray! d nareo samy lehilahy no miady!
nefa izany tsy midika akory hoe tsy misy ny otran'i felicia an!
9. rurik ( 07/05/2005 21:16)
ny toetra ihany no mitondra an\'io .arakaraky ny toetran\'ny tsirairay .fa misy koa ny lehilahy manao io.
10. mishou ( 07/05/2005 22:44)
za manokana aloha de tena mirevy bandy aho e
vitsiana ny vehivavy tiako izany
satria marina amiko hoe ny lehilahy tsotra, hafa fomba fijery mihitsy, tsy haiko izay antony fa vitsiana ny vehivavy tiako ny toetrany aloha ary matetika izy izay tiako satria misy toetrana vehivay tsy tiako maizina bedebe tsy hitako ao aminy, izany hoe somary bandy toetra izy de milay izay izy amiko fa raha vao miseho ilay toetram-bavy izay de tena ppussy aho kaloungany
miala tsiny fa tena vevavy aho fa tena tsy mirevy toetram-bavy mihitsy sady tsy maniry hanana toetram-bavy mihitsy
11. isambilokely ( 08/05/2005 02:59)
Ka efa hatrany amboalohany io ry reto dia tsy mety ahitsy intsony. Jereo fa izy no nalain'ilay bibilava fanahy fa tsy Adama velively satria izy no mora fitahina raha atao hoe izay ilay izy.

Sao dia efa olo-boahozona aza izany ny vehivavy ? Tsy mora fitahina mo izany fa kely ilay QI dia mahatakatra. Raha hipitsopitso-dresaka dia mahavita fa raha hanao zavatra hafa dia tsy hita be ihany ary toa lalina aza raha ny fandinihana.

Mbilo
:lol:
www.amontana.com
12. booboo ( 08/05/2005 08:27)
mahatsiaro ho ambany dé ambany angah ny Qi-nao no ny hafa koa no lazainao fa mitovy aminao ? minable !!!
13. felicia ( 08/05/2005 23:38)
isambilokely....ny anao kosa dia efa loza :twisted:
14. majakely ( 09/05/2005 07:30)
Isambilokely!aza hadino fa izy io no nitondra anao sivy volana ankibo !Aza hadino io!!! :D
15. mamzelkely ( 09/05/2005 07:41)
zay mitsy!!!! raha za ny reninao ry isambilokely de menatra be mitsy za!!! mampalahelo lôtra ny toetranao!!! kivy za!!! na de vavao eto am serasera aza!!!
16. ari.malala ( 09/05/2005 12:08)
ny an'isambilokely dia kely manaraka ny pseudo any ny lohany! tsy maintsy mahay vava foana! faly hanaoizay hahatezitra ny hafa foana! ratsy toetra loatra ka!

17. mamzelkely ( 09/05/2005 13:46)
ary manin mo ra tsy valina izy e!!! :lol: fa avela hiteny eo fôna!!! tsy rarahina!!!
18. felicia ( 09/05/2005 18:42)
pitchou an...manana namana vehivavy aho,raha izaho manonkana dia sarotra aho hoe hiady na hila disadisa,fa mahaliana ahy fotsiny hoe maninona isika vehivavy no matetika tsy miray hina,betsaka ny jalousie sns...betsaka ny sipa tsy mahatanty raha ny akamany manja kokoa noho izy,na hoe mahay kokoa ,na be mpikaoty kokoa...exemple io an!fa na izany aza tena tsy azoko hoe inona no antony...
19. pitchou ( 09/05/2005 20:23)
felicia> ny vehivavy mitovy toetra aminao hoe! dia mazava ho azy fa ny vehivavy tsy tia an\'izany toetranao izany tsy ho tia mifanerasera aminao mihitsy! satria izaho vehivavy ary dia maro namana vehivavy mihitsy fa d tsy misy otranao izany mihitsy izahay! Andramo ovay @izay heverinao fa tsara kokoa ange ny toetranao e! d ho hitanao fa hihataka tsy ho ela aminao ireo namanao rehetra manana ireo toetra ireo! dia ho olona tsy manana ireo toetra ireo indray no hifanerasera aminao!

Fa gravy ny anareo raha isaky ny mahita sipa manja nareo d hiakatra tosi-drà ka! marina e! d manenjika mianatra ity rehetra tsy tiana ity koa izany nareo ve noho ny fialonanna? hihihi!

mishou> kay! tsy lasa izany sipa mitomban-dahy izany! izany ve tsy le we \"mal dans leur peau\"? hafa ihany aky ny namana vehivavy a! misy zavatra azon-dry zaraina sy resahana @ naman-dry vehivavy fa manahirana ny hiresaka amin\'ny namana lehilahy! io ilay complicité
20. fijo ( 11/05/2005 21:20)
hita kosa fa marina io voalazany ioko pitchou ko mba be safary tssss
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.673