isika vehivavy oa!
21. mamzelkely
(
12/05/2005 07:03)
tsara vintana zany njy ry pitchou nahazo namana vevavy honnète fa raha zay namako vevavy rehetra zay de angamba ny 95% dia namadika ana dôly na izy nifosa ana na izy naka ny sipako na izy mialona de za zao ny namako vevavy de azo isaina am ratsatanana sady ataoko zokiko be dôly amzay ry zareo tsinona matotra!!!
22. kally
(
12/05/2005 07:18)
Izaho mba vehivavy nana-namana vehivavy fa toa tsy mba nahita olana tamin'ny namako izany,matoa tsy niresaka firy dia nosarahin'ny fiainana,nefa raha vao mifankahita dia ohatry ny hoe vao omaly no nisaraka.Marihiko kosa aloha fa izaho tsy ilay mifampitaritarika marain-tsy hariva @ namako ireny e!misy ny fotoana iarahana,iresahana,dia misy koa ny fotoana mba handehanako irery fa tsy io reehtra io dia iarahana atao sy iarahana aleha daholo!mba asiana fiatoana kely sy lanjalanjaina e!
23. majakely
(
12/05/2005 12:31)
Ny finamana samy vehivavy dia sarotra ihany, fa izany tsy midika hoe tsy possible , toy ny finamana samy lehilahy koa e!Noho izany ilay finamana dia tena zavatra manahirana ;satria misy koa ny mpinamana lehilahy izao matetika dia mifangalatra sipa na vady koa anie e;na bandy aza mialona ny namany tsotra izao fa, mahazo sipa milay foana ilay namany de tsy tiny ,mbô kôzy e !
24. kinaoly
(
12/05/2005 13:02)
hoy isambilokely "Sao dia efa olo-boahozona aza izany ny vehivavy ? Tsy mora fitahina mo izany fa kely ilay QI dia mahatakatra. Raha hipitsopitso-dresaka dia mahavita fa raha hanao zavatra hafa dia tsy hita be ihany ary toa lalina aza raha ny fandinihana"
de hoy aho we ary mba firy ny QI-n'i Adama nihinana ny voankazo nomen'i Eva azy, izay olona zay mbola manana Qi kely no izy, raha be Qi noho i Eva ve izy tsy tokony ho takany we tsy azony nohanina ilay voankazo ?
ny mahatonga ny ady eo amny samy vhv miitatra na mafy kokoa nohon'ny eo amny samy lhl de ny fiantefan'ilay izy ao am-po, ny vhv manana fo "sensible" kokoa nohon'ny lhl, marihiko eto fa tsy ny ady amny samy vhv ihany no mafy fa na lhl sy vhv koa aza

25. kally
(
12/05/2005 16:49)
isambilokely:
Sao dia efa olo-boahozona aza izany ny vehivavy ? Tsy mora fitahina mo izany fa kely ilay QI dia mahatakatra. Raha hipitsopitso-dresaka dia mahavita fa raha hanao zavatra hafa dia tsy hita be ihany ary toa lalina aza raha ny fandinihana.
Mbilo
:lol:
www.amontana.com
Naterak'olona kely QI angamba itony olona itony!
26. majakely
(
13/05/2005 10:10)
amin'izany izy mbola mikakakaka , f'angaha dia mampihomehy izany r'isambilokely ?
27. pitchou
(
13/05/2005 22:35)
hita hoa ry kally! izaho aloha dia misy fotoana tena mifampitaritarika mihitsy izahay mpinamana samy vehivavy fa tsy mbola nahitanay olana e! nisy ihany kosa aloha ny sendra nandalo mitovy toetra @ izany resahan\'i felicia izany, saingy tsy ela akory dia mitsoaka anay satria tsy otran\'izany izahay!
mamzelkely> raha voa in-1 enao d possible fa raha voa matetika ianao d tokony angamba mba hieritreritra ihany sao dia sahalahala @zay koa ny fijeriny anao?
fijo> be safary angah? tssssssss! nahita hirika ndray enao an!

28. mamzelkely
(
14/05/2005 07:45)
eny e!!! tsy matetika zany fa in-1 kanefa mba bandy tena tiko be le izy de akory atao fa de nalainy e!!! fa le izy za olona tsotra be sady tena tia namana de manararaotra ry zareo de ra vô miova kely de fosain-dry zareo na ny ankizy miaraka amiko ary mibedy fôna we \"enao mba tia tena draidray fa enao araraotin\'ny namanao fotsiny\" de zay le izy!!! fa tsika njay cool fôna tsika tsy very zany 8)
30. pitchou
(
14/05/2005 20:56)
mamzel> ka izay le olona voasariky ny toetranao izany! d raha tianao hiova ny olona mifanerasera aminao dia ovay ilay toetranao!
34. mamzelkely
(
18/05/2005 11:34)
ra azoko tsara zany ny tian'i pitchou lazaina de tokny hanao ratsy loha zany??? sa ve diso za??? satri za diso tia namana lôtra de tokony hovana zany zany toetra zany?? aitsio za ra diso aky a!!!
39. pitchou
(
20/05/2005 21:15)
mamzelkely> tsy hoe tokony hanao ratsy loha! vao maika indry perte @zany! fa tsy manaiky atao an\'izany e! (ne te laisses pas faire!) mety le olona maharaiki-pitia an-dry no tsy izy fa tsy le naman-dry! mety samy tsy izy izy 2! d raha vao hitan-dry fa manova fihetsika d masahia miteny sy manontany, ary aza misalasala miala @ namana otran\'izany e! homboy marna araka ny tenini booboo! ngah ndry raha lasany ny sipan-dry ho afa-bela eo koa fa tsy mbola hataon\'ny olona hoe \"eisy! mpifanao an\'izany ireo! eisy ny an\'ireo mifampipasipasy sipa ...\"? d voa double ndry! ny namana ange azo atao tsara ny misafidy azy fa tsy ze te-ho namana d ekena daholo nefa tsy mety @ saina le fanaony e!
Asa fa hoy le olona izay hoe: misy olona raha vao jerena dia tonga d misarika, na tonga d mahasosotra, na tonga d mampitahotra ... Misy olona tsy mila mibedy na manao teny mahery na mampiaka-peo akory fa vao miteny d mifitsaka ze diso! ...
dia izay no mahatonga ahy miteny andry hoe mety ilay taratra hitany @ndry no asahiany manao andry an\'izay! matetika manko rehefa trop gentille dia misy mahasahisahy! d eo le we homboy sy bôtio any izay manao ratsy toetra amin-dry!

40. pitchou
(
20/05/2005 21:19)
mamzelkely> azo atao tsara koa ny mampiseho na namana io na olon-tiana io hoe misy fefy tsy azony oharana! matetika koa manko rehefatia tena tia dia jamba na mandefitra @rehetra e! d eo koa no mety hahatonga ny disadisa satria mety hanararaotra ny hafa