Manifestation anti-avortement

1. aristar ( 05/05/2005 06:57)
Eritreritra mandalo momban'ny manifestation anti-avortement hitako matetika any Etazonia sy eto Europa
Considérer l'avortement comme un geste criminel revient, si l'on pousse plus loin la réflexion, à considérer une branlette comme un génocide...et la fellation comme de l'anthropophagie !
Ny hevitrareo satria ny spermatozoïde dia être humain potentiel
répondu par fijo le 15/06/2005 04:29
2. sonwin ( 05/05/2005 11:19)
Saika haneho hevitra za saingy indrisy fa ts de mahay teny frantsay loatra: inona ny dikan'ny hoe branlette?génocide? fellation?anthropophagie?
3. kally ( 05/05/2005 15:49)
Dia mametraka tanteraka ny olana @ "statut"n'ny foetus indray io resaka io,ny olana moa dia ny lafiny lalàna,rahoviana no atao hoe "zaza" ny zavatra vao miforona,nefa ara-tsiansa dia mazava angamba io ny spermatozoïde tsy embryon ary ny embryon tsy foetus ary ny foetus tsy zazakely ,mandeha arakaraky ny dingana hivoarany no hisokajiana azy.
Dia angaha moa ny spermatozoïde irery mahavita inona raha tsy miaraka @ ovule!ka tsy hitako izay hanaovana fihetsiketsehana izany fa efa olona lany asa koa angaha kah!
4. saotra ( 05/05/2005 19:20)
za kou tsy mahazo lay teny frantsay de tsy afaka maneo hevitra satria toa maro lotra le teny tsy haiko ao.
5. cutie ( 05/05/2005 20:58)
amiko alou tsy geste criminel ny avortement e.
Rehefa tsy zakan'ny tsena de esory.
BDB anefa ny olona tena tsy mankasitraka an'io.
6. fijo ( 05/05/2005 22:11)
araka ny lalana ry kally dia nisy jurisprudence roa hitako mifanipaka.
ny iray milaza fa raha vao hita ny "foetus" dia efa afaka mandova.raha toa ka maty ny dadany ohatra.
misy iray vao haingana nefa milaza fa raha namono olona bevohoka iano dia olona iray ihany n maty fa tsy roa.izany hoe tsy mbola olona ny "foetus",ka tsy ita intsony izy ity.
fa amiko aloha ny fanalana zaza tsy famonoana olona e.raha mbola tsy ary ny taovany rehetra.
7. aristar ( 05/05/2005 23:22)
sonwin>Raha tsy mahay teny frantsay ar rangahy dia hadikako teny anglisy hihi
To regard the abortion as a criminal gesture, if one pushes the reflexion further, regarding the masturbation as a genocide... and the fellatio as anthropophagy!
8. cutie ( 06/05/2005 03:35)
manin raha tsy adika teny gasy mitsy ry aristar :D
9. aristar ( 06/05/2005 06:12)
cutie>Tsy izany ange faha ingahy Sonwin mody voambolana efatra fotsiny no tsy fantany
10. dadabe ( 06/05/2005 08:16)
adikao teny sinoa rangaha fa zah kou tsy mahazo a
Wo shou ,wo bu ming bei! :cry:
11. cutie ( 06/05/2005 19:42)
adikao teny rainiboto mitsy ranga a. :d
12. booboo ( 06/05/2005 19:42)
hihihi
13. pitchou ( 07/05/2005 03:03)
cutie> adika @tenim-boto? 8O :D :-D
14. cutie ( 07/05/2005 04:23)
teny in njay zany , mbola tsy fahenoko . :d
15. yonikafopl ( 07/05/2005 06:44)
hihihihihihi, ataovy teny arabo mihintsy eh

ilay fanalana zaza aloha raha izaho manokana koa dia tsy manaiky eh, fa maninona anefa raha tsy manaonao foana e! misy ange ny an\'ny sasany dia efa ataony kilalao mihintsy ilay manala zaza e!,
nefa misy fanontaniana iray mahalasa ny saiko ihany, fahotana ve ny manala ilay zaza, sa ny mamela azy ho teraka nefa hijaly(misy karazany maro ilay fijaliana eto, indrindra eo amin\'ny fahantrana).Malahelo ihany manko aho indraindray mahita ireny zaza tsy nateraky ny fitiavana sy faniriana ireny hanaovan\'ny reniny azy.

Ka tsy tokony handany fotoana hanaovana manifestation angamba, fa ny tokony hataon\'ny RAD dia ny mandray andraikitra eo fitaizana ny zanany, maninona moa raha vao manomboka eo amin\'ny taona hahafantarany izany atao hoe fitiavana ny ankizy dia hampahafantarina sy ampianarana azyny tokony atao rehetra.Ny lafitsara sy ratsy momba ny fitiavana sy ny firaisana, ny lalana tsara tokony hizorany, eny fa na hatramin\'ny fomba fanisana andro aza.
HOy ny soratra masina hoe: \" zaro amin\'ny lalana tokony alehany ny zaza, fa na efa antitra aza izy tsy hiala amin\'izany.\"

Mba eritreritra ny ahy iny nefa...
16. mishou ( 07/05/2005 23:06)
yonikafopl>dadabe ny andry no efa nahazohazo taona de miafy indry koa izahay no tadiavin-dry tsy hano sport malefaka!!!! :-P :-P :-P :-P

fijo> tsy any koa no andraisako azy raha za

mamanay ohatra marary reins(voa) de tsy mahazo miteraka fa tsy mahazaka mitondra zaza ny reins taty aoriana, de voatery nalaina ilay zaza satria nisy antony maro hoe na izy na ilay zaza de aleo ny ainy mazava hoazy, raha any ilay izy de tsy olana amiko na antony ara-pahasalamana hafa isan-karazany

raha azonao nosorohana ilay izy, t@ fampiasana kapaoty ohatra na méthode contraceptive hafa de tokony ho nataonao satria raha ara-siansa de tsy misy fiatraikany @ vehivavy ny avortement raha avant 8 jours satria mbola tsy tonga teo @ phade de nidation ilay foetus (miala tsiny fa tsyhaiko izay dikan'ireo @ teny gasy) fa raha vao nipetraka ao @ tranon-janaka ilay foetus de niova daholo ny fianana ankapobenilay vehivavy ka raha azo atao de tokony ho tsy esorina ilay zaza
Raha tsy izay moa no fandehany tsy aleo ve esorina toy izay hijaly.
Ny amniosynthèse ohatra rehefa bevohoka aorian'ny 40 ans ilay vehivay de manao risque zaza sampona na ohatran'izany de atao ilay amniosynthèse de raha izay no trange de tsy olana amiko raha hesorina

Ka amiko ilay fanalana zaza ohatrann'y zavatra rehetra ihany, misy lafiny tsara misy lafiny ratsy fa de lanjalanjaina amim-pahendrena de izay mety no atao

Fa hafa indray raha hoe ny sipa tsy maintsy mi roule fa ny kibo no tsy asiana olona de raha sendra misy de esorina bêtment fotsiny, tena habibiana izay amiko :wink: :wink: :wink: :lol: :lol: :lol:
17. sonwin ( 08/05/2005 10:50)
cutie > ts azoko mitsy ilay kozin-dry zalahy eto. Vao maika koa nataony teny angilisy..io akia hazavao amiko cly an :* (l)
aristar> tena ts koboko ireo mots ireo r'ise an 8O ..mamaky izay voasoratry ny namana za vao miha-mazava
18. kinaoly ( 12/05/2005 12:35)
aristar> =)) =)) raha être humain potentiel ny spz, kou zany ve tsy crime contre l'humanité kou ny fadimbolan'ny vhv, satria ny ovule koa être humain potentiel :!: :?:
na izany aza, amiko, normal any raha misy le manifestation anti-avortement, mba misy mametraka arofanina eee
yonika> raha vitan'ny fanabezana tokoa moa ny resaka ka maninn :idea: , ngamba de tsy hisy mpangalatra tsony etc.... maro ny zavatra nampenarina ahy fa zaho mitsotra fa maro koa ny tsy narahiko :twisted:
efa nande teto ny resaka grossesse involontaire (viol, abus sexuel, rupture de préservatif etc..) amiko tafiditra ao anatin'ny zon'ny vhv ny fahazoana manao avortement, tsy amin'izao fotoana izao ntsony ngamba no mbola hisy reny 15 na 16 taona nohon'ny hetraketraky ny fiainana. aleo mba hanantsafidy ny vhv.
19. fijo ( 12/05/2005 20:21)
amiko aloha aleo esorina toa izay hateraka hijaly e.
misy koa anie ry kala isany ilay fotoana mihitsy no tsy ampy ka hadino le mametraka le fimalo e.efa samy entimpofona iny ve handany nadro amin'izany hoy ilay namana iray ato,fa avy dia lasa aloha,avy eo mahita izay hoatao.
20. sonwin ( 13/05/2005 10:22)
:^) :^)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3329