Manifestation anti-avortement

21. majakely ( 13/05/2005 11:08)
zah mitovy hevitra amin'ny kinaoly amin'ny resaka safidy ho an'ilay vehivavy ,fa tsy tokony hisy resaka fanerena io !
22. aristar ( 13/05/2005 12:26)
kinaoly>Ny fadimbolan'ny vhv ange naturel sady ovule iray ihany sady @izay tsy misy mamono azy faha ny milalao-la... irery sy ny mitsetsitra sy mitelina antampotsisany noho ripaka sady f aninina :lol:
23. hery ( 13/05/2005 12:31)
Avela hanan-tsafidy ny vehivavy?

Fa ilay olona tokony ho teraka zany tsy avela hanana safidy ho teraka.
24. kinaoly ( 13/05/2005 12:45)
hery> mbola adihevitra hatramzao ary mbola tsy nisy famaritana we refa inn no "olona" ny ilazana ny ao ankibon'ny vhv ; misy milaza we refa 3 volana de efa olona, misy milaza fa raha mbola jamba (foetus aveugle) de tsy mbola olona. ary nisafidy ho teraka fa hijaly aza ve reny zaza tsy niriana reny ? firy moa ireo ankizy no mahavoaka amny RAD we tsy sitraponay anie no ho ety an-tany .... :snif:
25. kinaoly ( 13/05/2005 12:48)
aristar> fa 01 ao amny anapitrisany ihany koa anie no tafiditra ao anaty ovule e, zany we ttes façons tsy maintsy maty aby doly ny sisa rehetsa =))
26. aristar ( 13/05/2005 13:16)
Ary ianao ange ry kinaoly misy havaly faona ê hi hi ! Na dia iray fotsiny aza noho tafita ny sisa dia maty teo amin'ny kianjan'ny fandresana na nitady faha tsy nahita. Ireo hafa kosa dia nanan'tsafidy faha tonga dia voatelina sy notsifin'ny drap :lol:
27. hery ( 13/05/2005 13:33)
kinaoly> ho an'ny Fiangonana Katolika ( :-) ) dia raha vao miforona ho atody (mandritra ny conception) izany hoe mitambatra ny tsirinaina lahy sy vavy ka vanona ho atody... dia efa etre humain. Ny foetus herinandro izany dia efa olombelona ka tsy azo vonoina... ary tsy safidin'ny vehivavy ny manapaka izay mety ho aviny. Marina fa raha tsy entin'ilay vehivavy amim-pitiavana sy amim-po feno fandraisana andraikitra io zaza io dia mety hanome tsiny azy.

Ny safidy izany dia mipetraka alohan'ny conception (raha tsisy safidy dia accident tahaka ny accident rehetra).

Ny resaka hoe tsy feno sy feno dia vitsy olommbelona feno tanteraka (raha misy)... fa andalam-pivoarana hatrany... Ka raha ny tsy maha olombelona feno no amonoana ny zaza 1 andro ao ankibo dia miverina @ nazisma izany... hoe izay tsy feno dia vonoina.

28. aristar ( 13/05/2005 14:05)
Ka tsy izany ange ry Hery faha tokony tsy homenin'ny Fiangonana Kataolika tsiny ireo izay mampiasa fingotra ê satria ny fanalan'djaza dia tsy tokony moyen de contraception faha dernier recours. Ary dia ahoana indria aza ny pilule du lendemain (RU 486) satria mbola tsy tena foetus ilay izy fa cellules valo na enina ambinin'folo na roa ambin'ny telopolo fotsiny
29. kinaoly ( 13/05/2005 14:08)
hery> raha izay ny famaritana ho an\'ny fiangonana katolika, ho an\'ny lalana kosa tsy mbola hita mazava.
ho an\'ilay accident kosa aza, inn ny vahaolana, de eo no mipetraka ilay we safidy hiteraka na safidy hanao avortement mba tsy hitombon\'ny ol mijaly.
amiko manko ny tanjon\'nireo manao manifestation reo dia ny hametrahana ny avortement ho \"acte illegal\" voire \"criminel\" (hommicide volontaire). ka hono hoy aho ho vitan\'ireo ol reo aby ve ny handray an-tanana ny fiainan\'ireo zaza tsy nirina fa tonga teto an-tany ihany ka miaina tsizarizary :snif: , tsy ho an\'ireo zaza irery ihany fa ny renin\'izy reo koa.
30. kinaoly ( 13/05/2005 14:18)
aristar> il y a un prix à payer pour tout hono, ka raha ny toerana ahafatesan'ny spz anapitrisany (latsaka 1) ve no ahitan'ny sasany fahafinaretana.... de zay zany =)) , ataoko fa samy mahazo ny toerana efa natokana ho azy fona izy reo refa maty satria na ho an'ny olombelona aza, tsy ny toerana ahafatesana no antoky ny fandehanana any amny paradisa na tsia =)) . ataoko fa matoa manao masturbation na fellation ny ol de zavatra natoraly koa zany (sahala amny fadimbolan'ny vhv) asa aloha e =))
31. hery ( 13/05/2005 14:24)
Mikasika ity ihany dia misy personnage kely anakiray atao hoe Umbert miha-malaza (Umbert ilay tsy mbola teraka?)
http://www.umberttheunborn.com/
32. kinaoly ( 13/05/2005 14:32)
iza ary no afaka hanome antoka fa tena te "hateraka" tokoa reny "zaza" reny ? :?: :?:
momba ny we fiankinany amny RAd ndray , ekena fa miankina tanteraka amny RAD ny zaza mandrampalehibeny ka izay ndrindra no mahatonga ny we raha tsy nirin'ireo farany reo izy de hiankina amin'iza aza ? :?: :?:
33. aristar ( 13/05/2005 14:40)
Inona aloha no dikanin'ny hoe RAD ry kinaoly faha tsy fantatro ê :( . Raha informatika dia haiko RAD = Rapid Application Development
34. kinaoly ( 13/05/2005 15:39)
aristar> Ray Aman-Dreny :{
35. fijo ( 19/05/2005 21:04)
izay efa eo aloha no homena safidy fa tsy izay tsy mbola hafaka haneo ny heviny
36. haingo23 ( 24/05/2005 12:09)
Ny fanabeazana ny vehivavy no tena vahaolana voalohany indrindra. Ny zava-misy anie dia ny 90% manala zaza dia noho ny tsy fitandremana e (na tsy fahalalana), ny sasany indray dia iniana hatao mba hitazomana lehilahy ary rehefa midrikona ilay bandy dia esorina avy eo.
37. fijo ( 26/05/2005 23:17)
izay eo ihany ry kala fa eo koa ny maika tsy mahatanty rehefa terempanahy e
38. booboo ( 30/05/2005 13:41)
aristar> hihihihi
39. dadabe ( 30/05/2005 15:54)
hay ve efa lasa teny gasy izy ity e,
aborition???de ahoana le
40. sonwin ( 31/05/2005 14:37)
:)de ahona ry bedada ny hevitra eto a
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.223