Film Madagascar

1. kitjo ( 02/05/2005 15:27)
Tokony ho any @ sarimihetsika ity. Kanefa azo resahina eritreritra mandalo sy fiaraha-monina rehefa mitatra ny resaka.

Ahoana ny fahitanareo azy?

Tsy haiko any amin' izay misy anareo fa raha aty SIngapore dia tena bdb mihitsy ny promotion'ilay movie io.
ARy ny consulat mihitsy no tena miandraikitra azy.

Ny NESTLE no sponsor voalohany aty ary ny produits NESTLE rht aty dia misy publiciten' io movie io dol.
Ronono mandry, cornflakes, ....
Feno poster dol ny mpivarotra lehibe ary miravaka poster ny tanana.
Misy tombola ahazoana billet mankany Dago rehefa mividy ticket...

ARy mba oviana no mivoaka any Dago io?

Inona koa no mety ho lafy ratsiny? Amin' ilay hoe ' it's a jungle out there". Tsy ampitahotra ny olona hafa ve?sa ahoany ny akony @ tourisme?

Manakory ny any aminareo?
répondu par fijo le 11/05/2005 20:48
2. sonwin ( 02/05/2005 15:37)
Pub mande be ka..hivoaka any ami cinema tsy hoe ela. fa dessin animée ange ilay izy e.Mampalaza ny tanana daholo ireny
3. booboo ( 02/05/2005 16:22)
bah ! fara-faha sakabeny mba mahafantatra ny vazaha sasany hoe misy anaran-tany hoe Madagascar kay eto @ ity planète Terre ity !!!! :^) :^) :^)
4. kitjo ( 02/05/2005 16:25)
hi hi hi....izay aloha dia tena marina e.

Fa hono wa, i Steven Spielberg v mpandeha any Dago sa inona no nahatonga azy nanao an' io e?
5. cutie ( 02/05/2005 17:36)
za gaga fa tsy misy biby avy any mada akory hono ao , fa nanin aza no natao we madagascar ny titre.
Efa en pub aty aminay kou io. Refa avy mijery za milaza ny hevitro. :)
6. pitchou ( 02/05/2005 17:48)
d tsy mbola henoko aloha izao! betsaka koa manko ny film mikasika an'i mada efa nivoaka, indrindra fa asiana resaka zava-boary izay ka tsy haiko hoe iza @ireny le izy?
7. fijo ( 02/05/2005 20:43)
aty marseille aloha dia tsy mbola misy resaka ny amin'izy ity e.mino aho fa tsy hotara loatra izahay aty ka
8. Robert ( 02/05/2005 21:49)
Hoany izany mbola tsy mahafantatra:

http://www.madagascar-themovie.com

Za aloha mahita fa tsara ilay izy, tsy maintsy hoe hijery an'io any @ cinema....
9. booboo ( 03/05/2005 07:39)
ié !
10. sonwin ( 03/05/2005 09:29)
cutie> misy biby aty Mada tsara ao ka, maki ..jereo fa izy kely be maso be izay..hijery an'io cinema io isika sy indry an (l) :-*
11. mamzelkely ( 03/05/2005 10:30)
le bibi tonga eto mada no tsisy eto fa ny bibi misy ao am le tanana hatongavan dry zareo de bibi eto amtsika dôly, za alo na prochainement fotsiny aza no hitako d'efa tapa tsinay surtout le pingu bdb reny masosotsa kely!!! :-D
12. Veloo ( 03/05/2005 15:13)
cutie a efa ande @ ity volana may ity retsy a njy ve hijery? :wink:
13. saotra ( 03/05/2005 19:08)
za alou de hijery e. De hita eo zay tohiny.
T@ le pub vao nivoka de niantso doli ny kil hoe misy dessin anime momba any aminareo. Na ny ankizy aza vao maheno hoe avy any Madagascar za de tonga de we, misy film vao hivoka zay Madagascar ny titreny. Tena marina hoe lasa mitombo ny olona mahalala ny fisiany dago, aty aminay alo e, fa tsy fatako ny any ankafa.
14. cutie ( 03/05/2005 19:13)
za hijery ka .
sw :-* (l) handeha tsika ka.
15. Veloo ( 03/05/2005 20:19)
saotra a aiza zany aty aminareo zany kay? :lol: :{
cutie :lol: =)) =))
16. fijo ( 03/05/2005 22:10)
raiketo ny fotoana virtoaly ary e
17. saotra ( 04/05/2005 05:18)
veloo > any akaiky njy cutie any eh
18. sonwin ( 04/05/2005 07:30)
kay ve saotra aty aminay koa e mmhh veloo koa aneg tsy lavitra e, miara-mande zany tsika efatra mijery film madagascar, za sy cutie an :-* :* (l) dia saotra sy veloo koa afaka mifanao fotoana aminay
19. saotra ( 04/05/2005 16:41)
sonwin> okay ary e
20. cutie ( 04/05/2005 19:38)
manja zany ry reto
sw :-* (l)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3509