Film Madagascar

21. Veloo ( 04/05/2005 20:36)
tsssssssss za tsy ande :evil: :evil:
=)) =)) =))
22. saotra ( 04/05/2005 21:19)
tsy manin na tsy ande aza enao ka
23. fijo ( 04/05/2005 21:56)
aza mandeha ary e
24. sonwin ( 05/05/2005 11:21)
veloo fa ahona kosa aza?
25. Veloo ( 05/05/2005 15:27)
kay nareo tsy misy mahay vazy2 =)) =)) =)) nefa raha hanihany mahay ery.. tratrako doly oooo za ande ka mandalo any @ cutie aloha hangataka famelahana raha mahazo mande na tsy =)) =)) :P
26. saotra ( 05/05/2005 19:18)
veloo> famelahana?
Cutie ah omeo ny felaka mipoka be ao veloo io @zay mande.
27. Veloo ( 05/05/2005 20:15)
tsssssss saotra ko... sendra ba diso ny oul de ay ery ny mi-critika :twisted: :twisted:
cutie a aza enona retsy izay lazaina an :-*
:lol: :lol:
28. cutie ( 05/05/2005 20:33)
hihihihi tapa tsinay za. :-D :-D :-D
Fa tsy azoko ty famelana ty veloo.
Ndao fa hoentinay sy sw cly :-* (l) nareo ro ae.
29. fijo ( 05/05/2005 22:12)
mahita soa ary e
30. dadabe ( 06/05/2005 09:10)
rey razako oo!
le titre an\'ilay size anie ka hoe film gasy e
de raha vao miditra ato reto zaza ireto de lasa mand-damour le resak tssss zaza ratsy taiza mitsy reto kleaza :twisted:
31. Veloo ( 06/05/2005 14:51)
cutie a mangataka autorisation any @ njy aloha zay aho vo mande retsy a zay ny dikany...
:wink: 8O
dadabe a njy ko anie ratsy taiza e =)) =)) =)) hiarahana io retsy a =)) =))
32. cutie ( 06/05/2005 19:50)
dadabe no nianaranay kou ratsy taiza kou :d
mahazo njy veloo fa tongava :-*
33. saotra ( 06/05/2005 20:33)
lveloo> lozanla mimeme de zay le izay. ary ela enjy ah miera vao mande!!!!!!!!!!!!!!!
zaza enjy be ah
34. sonwin ( 08/05/2005 10:52)
dadabe> ratsy taiza ahoana klé :-D :-D
cutie> isika tsara taiza be ka..notenina isika hoe mifankatiava tsara rankizy an (l) :-* :*
35. cutie ( 09/05/2005 04:46)
voalazanao cly sw (l) :-*
36. mamzelkely ( 09/05/2005 13:54)
:cry: ay kay tena amour be mitsy ny an sw sy cutie :cry: aleo amzay hanaja tena ka!!
37. cutie ( 09/05/2005 14:19)
tara be njy zany , zao vo hain-jy?? :wink:
38. Veloo ( 09/05/2005 15:14)
cutie =)) =))
39. mamzelkely ( 10/05/2005 07:15)
cutie< :oops: saika tsy nino ihany za fa ôtrany tsy tantiko le izy amzao!!! :wink:
40. Veloo ( 10/05/2005 17:06)
saotra a oay azafady adiniko ny namaly anjy.
Ka za anie zaza gasy e nampianarana mangataka aloha zay voa mande ka :-D :-D :-D
melsy saotra a :-* :-* :-*
cutie a melsy aky a ande za zany :{ :{ :{
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1804