Bug biz'oroka

1. aristar ( 28/04/2005 21:18)
Tsy mandeha intsony ny "Hampitombo tahiry" ao @ biz'oroka tao ahorina kelin'ny nifandra monina ny takelaka.
Tsy misy dokam-barotra intsony eto @ sera² ve ny antony ? Rehefa izany tokony esorina ilay lien na link (rohy :( )
répondu par iartistika le 08/05/2005 19:26
2. iartistika ( 29/04/2005 07:41)
Ary noheveriko fa ny ahy irery no tsy mandeha le mandefa biz'oroka!! :cry:
3. hery ( 29/04/2005 07:50)
iartistika> zavatra roa tsy mitovy :-)
Ilay hampitombo tahiry no tsy mandeha fa tsy ilay hoe mandefa bizoroka

aristar> eo ampijerena azy aho io.
4. hery ( 29/04/2005 08:04)
Vita ny fanitsiana.

Efa mandeha indray ny fampitomboana tahiry biz'oroka.
5. rurik ( 29/04/2005 08:29)
hery an izaho koa dia toi'artistika te hanome biz'oroka aho fa tsy mety.taloha anefa nety fa izao . :roll: :roll:
6. rurik ( 30/04/2005 09:41)
:roll: :roll: :roll: :roll: mbola tsy mande ry hery an!
7. hery ( 30/04/2005 10:13)
:lol: fetsifetsy eo... zah nanome bizoroka anao teo nandeha. dia hahazo bizoroka bedabe eo? Sao dia tsy manana tahiry intsony kosa aloha?
TSy haiko hoe inona no tsy mampandeha ny bizorokanao :-)
8. rurik ( 30/04/2005 20:05)
hery marina fa tsy mety e!klikeko ilay hoe hanome biz'oroka fa tsy misy ninoninona eo asa na ahoana na ahoana fa saika hanome biz'oroka anao aho fa tsy mety . i artistika ary ny anao ve efa mety sa ahoana?
9. iartistika ( 01/05/2005 10:18)
hery> tena tsy mety marina anie le biz'oroka eh!
10. hery ( 02/05/2005 12:50)
OK averiko jerena indray.

Jereo aloha sao lany ny tahiry an.
Raha mbola misy tahiry dia teneno ahy hoe inona no ataonareo mahatonga azy tsy handeha.
11. iartistika ( 08/05/2005 19:26)
Mandeha tsara izy zao ka!misaotra betsaka oh!!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.35