LTP Moramanga

1. xxx ( 27/04/2005 23:17)
Houn waaaaaaa mba misy ankizy nianatra tao @ LTP moramanga ve ato eeee.
répondu par fijo le 02/08/2005 04:52
2. dadabe ( 28/04/2005 07:51)
tena zah tsy mbola teo r'ise a :(
3. xxx ( 28/04/2005 11:53)
dadabe, marina veee , tena otran'ny mitady ny mpiaramianatra talou zahay , fa tena mahatsiaro ny feeling niarahane e, asa ra mba ato kou ry zareo , hihiihihhihih
4. mishou ( 29/04/2005 17:26)
Za kalongany tsy handainga fa za tsy tany e fa raha hananihany de hotohizako ilay izy
ary hono waaaaaa e, mba iza wa i xxx fa tsy fantatro mihitsy e, mpanentana ato @ sera2 ve sa inn sa ahoana, sa manao ahona ny fipetrany e 8-) 8-)
5. dadabe ( 30/04/2005 09:01)
mpanao x izy, de tia film x,de ny akanjony XL,mpametraka plainte contre x,de zay ny momba azy :wink:
6. xxx ( 01/05/2005 22:19)
mishou i za ve , za le xxx e , hihihihhiii , de tsy le inn sady tsy innn fa mitady an'i innn fotsiny ka

dadabe , nannnnnnn diso enao mba xxx fotsiny za fa sadt tsy mpanap x no tsy tia film x hihihhhihiihi
7. fijo ( 02/05/2005 22:22)
fa x math no tena tadiaviny ka.x=6 ry dadabe an
8. xxx ( 03/05/2005 03:21)
fijo hahahhahahahhahaahaha, marina zany eeeeeeeee
9. xxx ( 11/07/2005 10:31)
:(:(:( tena tsy misy vee??
10. dadabe ( 11/07/2005 14:00)
XXX=666 UN POINT C TOUT IALAO FA HO RATSY LE
11. yonikafopl ( 11/07/2005 19:44)
za mahafantatra iray fa iza klou i xxx eee
12. fijo ( 11/07/2005 21:29)
yonika ko.x alohan'ny Y ko
13. yonikafopl ( 11/07/2005 21:59)
:)fijo hihihih ka ny ps kou efa miatomboka am Y nge eee, de mety hahafantatra azy za raha eo alohako eo xxx
14. dadabe ( 12/07/2005 02:17)
sao de mba ndry ihany aza le xx le :-w
humm LTP moramanga humm :-w
15. yonikafopl ( 12/07/2005 05:30)
bedada:) tsy za le xxx ka, za tsy mba miafina zany
16. fijo ( 12/07/2005 20:40)
yonika tsy X fa tia X fotsiny.hi hi i aza sosotra an
17. ari.malala ( 14/07/2005 08:50)
za zany tsy mpianatry ny LTP fa mpanao vokanst tany Moramùanga foana fts fahiny fahazaza ê! :)
18. fijo ( 14/07/2005 20:28)
izany ve.dia mamonjy eo antsapanana koa ve ny ariva.eo amin'ny lasantsy io an
19. ari.malala ( 15/07/2005 05:44)
ie, d le mamonjy godrogodro vao mafana @maraina @ 6 ery @ Cocacola :) mhhh! :miam::miam::miam::miam:tsara an sady ohatrany misy coco zay le izy:miam::miam::miam:tsara ê! zay zao hoany ndray @ 23/07 zao!
20. fijo ( 18/07/2005 20:12)
kay,mba tsarovy aho rehefa lafatra any ndry e.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1458