LTP Moramanga

21. ari.malala ( 19/07/2005 07:15)
:) efa we tadidiko fôna wa njy! :-*
22. fijo ( 19/07/2005 20:09)
hay ve.ok ary e.tiako iny toerana iny ka
23. ari.malala ( 20/07/2005 06:02)
Ie, Moramanga njay milay ka! aôna le mandende any @ lalan'ny sinoa d mipetrapetraka eo @ pagode? :)
24. fijo ( 20/07/2005 21:11)
sady mirevy masikita ihany no mamely labilaby amin'io
25. akamatiana ( 25/07/2005 09:28)
azo midoroboka :-D:-D m/nga misy rah:roll:
26. fijo ( 25/07/2005 22:14)
ie misy revy malalaka be
27. akamatiana ( 02/08/2005 04:36)
fijo lah nga mpakeo , hummmmmmm:wink:
28. fijo ( 02/08/2005 04:52)
rehefa mandalo any dia eo ka
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.176