Ireo anarana Jesosy na Jesoa voalazan'ny baiboly

1. dadabe ( 27/04/2005 14:01)
Ity loha hevitra iray ity dia tsy mitovy @ilay ao ambadika ao fa hafa mihitsy,mba fantatrao ve fa misy olona ao anaty soratra masina ao mitondra ny anarana hoe Jesosy na Jesoa,dia mba mitenena hoe ianao raha mahita ,dia raha azo atao dia mba ampiaraho @versee ilay izy .Aleo izaho no hanomboka azy mialoha satria misy 7 izy ao de zay mahita milaza fa zah hilaza 1 ihany .

1-Jesosy ilay filohan'ny antoko faha-9 t@Mpisorona araka ny hita ao @ I-tantara-24:11
répondu par dadabe le 20/05/2005 15:42
2. sonwin ( 27/04/2005 15:53)
:roll:
3. dadabe ( 27/04/2005 16:17)
alefa lesy fa aza lozan'ialahy midonaka fotsiny a :D
4. routa ( 27/04/2005 17:23)
kolosiana 4:11>ary Jesosy izay atao hoe Josto;avy @ voafora ireo.Ireo hiany no mpiara-miasa amiko hampandroso ny fanjakan Andriamanitra sady tonga fampiononana ahy.
5. Narilala ( 27/04/2005 18:10)
Jesoa Barabasy koa misy
6. Veloo ( 27/04/2005 18:54)
:roll:
7. fijo ( 27/04/2005 20:10)
salama ve veloo an.hay ve maro ny rajesosy tao e.dia nanao inona aby ny sasany
8. yonikafopl ( 28/04/2005 06:41)
... ary ny anarany ataonao hoe JESOSY, Izy no lehibe ka atao hoe Zanaky ny Avo indrindra.Lioka 31b-32a
Fijo betsaka ny Jesosy ao, fa Ilay tonga hanavotra ahy sy ianao, Ilay nahafoy ny ainy hisolo ny fahotantsika, Izy no ilay lehibe indrindra. Dia Jesosy Kristy zanak'Andriamanitra velona.
9. dadabe ( 28/04/2005 07:55)
yonika >marina zany :-*
ity koa misy iray:Jesosy anakiray tamin'ny fianakavina Pahata Moaba ,ny taranany dia nisy niara-nilevina t@Mpanjaka Zerobabela zanak'i Jozadaka
Ezra 2 :6 sy Nehemia 7:11 no misy ilay tantara
routa >marina io
10. chipie1 ( 28/04/2005 10:16)
ary ny anarany atao oe "manoela" , raha tsy diso za toa ao zay 8)
11. dadabe ( 28/04/2005 10:30)
cutie>io lazaindry io le ao ambadikao fa le eto afa mihitsy
ity koa misy iray:Jesosy fianakaviana Levita,na filoha nifandimby t@andron'ny Mpanjaka Zerobabela sy Nehemia ary Ezra,ka voalaza niaraka t@fanorenana ny tempoly sy t@fanazavana ny lalana fahiny
Ezra 3:9
12. routa ( 28/04/2005 12:22)
II TANTARA toko 31:15>ity ndray Jesoa.
13. dadabe ( 28/04/2005 14:45)
ahan !misaotra an'i routa
14. routa ( 28/04/2005 15:32)
Nehemia toko 11:26>mbola Jesoa hiany koa io
dadabe>tsy misy fisaorana :D
15. Mifenty ( 28/04/2005 17:54)


o lty radada ah, otrany tsy misy afa-tsy ialahy sahady anie lty ny mpamorona sizé ato eh;

Sao de mba ho tratran'ny miaka midina eny Anosy lesy no iafarany ah;

ty sizé ty zao efa tatsy iany fa noforonina mba isehoan'ny anaran lah le.

O lty a.

_____
Ny hery tsy mahaleo ny fanahy.
16. Veloo ( 28/04/2005 20:46)
Ie wa ry Mifenty :lol: :lol:
Dadabe a atsoy aloha bebe so dia tsy hitanao ny solomaso... :lol:
17. dadabe ( 29/04/2005 12:26)
misaotra t@le remark >samy hafa be io size io ,ity dia anarana jesosy ao anaty baiboly (tsy ilay Kristy a)
fa le ao ambadika ao dia anarana iantsoana an'i Jesosy Ilay Tompo sy Mpamonjy
azonareo amizay ve ,ny tanjoko dia mba ho mpandalina baiboly isika fa tsy ho mpanaraka fotsiny :wink: misaotra
18. sonwin ( 29/04/2005 13:52)
ok leisy frera an! za leisy tsy mahay toko sy andininy izany dia ts hitako izay kozina ..toa ilay mifampitsikera ireny ihany no mampafana adi-hevitra klé :lol: :wink:
19. dadabe ( 29/04/2005 14:19)
hehehehe zay mety atao e
20. sonwin ( 29/04/2005 14:21)
ary elah ve efa miandry izay manoratra eto mihitsy e? vao misy iray manoratra dia iny ialahy avy ao aorina :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1385