Ireo anarana Jesosy na Jesoa voalazan'ny baiboly

21. dadabe ( 29/04/2005 14:31)
:lol: :lol:
22. Mifenty ( 29/04/2005 16:00)
O lty radada ah,

Indramiko le tenin'ilay oul atsy ambadika atsy.

maivana be ilay adihevitra aroso satria zavatra efa nisy hatrizay ve dia mbola ametrahana fanontaniana ihany le.



hihihi "....fa tsy ho mpanaraka fotsiny"

>>sonwin ôtrany tsy miady am piésin'ny sasany le adihevitra mafana sy misy tsikera kle.
23. yonikafopl ( 29/04/2005 20:13)
mifenty sonwin tssssssssssssss alana aminareo ny maha pape virtoaly anareo fa tsy mendrika kleeeee

Ezra 2 - 2 Jesoa , mpisorona be izay niverina niaraka tamin'i Zerobabela.

Ezra 2-6 Jesoa , taranak'i Pahata - moaba

Nehemia 3-19 Jesoa, rain'i Ezera

Nehemia 11-25, Jesoa, eto indray dia anaran-tanana fa tsy anaran'olona akory.


Lioka 3- 23 sy 29, Jesosy, isan'ny razan'i Jesosy Kristy.

Kolosiana 4-11, Jesosy , izay natao hoe Josto, kristiana tao Roma.

Euhhhhhhhhhhhhhh mbola misy ve???


:-w
24. dadabe ( 30/04/2005 08:30)
yonika >BRAVOOOOOO mino aho fa vita hatreo ity
mifenty >de indramiko ihany koa le teny ao ambadika ao manbao hoe "mba avelao amizay le fifampitsikerana"hihihihi :D
25. Mifenty ( 30/04/2005 09:05)


mbola misy kou lty le oe Jesus Superstar ah,

sy le oe Jesus de Montréal

26. yonikafopl ( 30/04/2005 11:41)
ao anaty baiboly ve reo mifentty? :-w
27. Mifenty ( 30/04/2005 14:02)


ka lé sizé anie oe : Ireo anarana Jesosy na Jesoa voalazan'ny baiboly e

fa ireo ao anatin'ilay sokajy voalohany fa tsy anaty baiboly koriny

28. dadabe ( 01/05/2005 08:33)
ka efa hoe ao anaty baiboly ihany kou :roll:
29. annie ( 19/05/2005 07:20)
andraso aloha fa tsy azoko tsara ilay sujet
Mitovy anarana @ i Jesosy ve sa ny anaran\'i jesosy?
Toa mifangaro mantsy ilay valinteny hitako eto!
30. dadabe ( 19/05/2005 08:34)
annie>anarana jesosy ao anaty baiboly e,izany hoe :ohatra misy annie 4 ohatra eto @serasera ny
1-annie efa manambady any franbntsa (ohatra )
2-annie any mozambika
3-annie zazakely

ohatran;izay e
31. fijo ( 19/05/2005 22:24)
yonika za tsy mila ny fanavotan'izany ka.
32. dadabe ( 20/05/2005 15:42)
de inona zany zandry no ilain'ialahy ?:{
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1999