Fanjanahan-tany
1. pissoa
(
23/04/2005 12:54)
Tamin'ny fanjanahan-tany ony,misy ireny fanorenana isan-karazany ireny. De nisy sambo tonga tao Tamatave, de nirahina ny lehilahy vitsivitsy avy any Tana haka entana tany Tamatave. Tonga tany dia noraisina ny entana dia tsy novohaina fa hoe entam-bazaha. De nololohavina de lasa indray nandeha tongotra nandeha tany Tana. Nony novoaina ilay izy tao Tana ... Inona ary no tao o?
Ho avy tsy ho ela ny valiny.
Ho avy tsy ho ela ny valiny.
répondu par dadabe le 16/05/2005 06:38
5. pissoa
(
24/04/2005 15:37)
johanr> Mazava ho azy ...
Ampiasao tsara aloha ny coco ry i dadabe fa tsy ... le izy mampihomehy fa hoe nololohaviny.
Ampiasao tsara aloha ny coco ry i dadabe fa tsy ... le izy mampihomehy fa hoe nololohaviny.
8. dadabe
(
25/04/2005 13:32)
frera a,raha vao miteny anie elah de mety ovaindrizareo an'ilay fika le loloavina e :roll:
11. saotra
(
25/04/2005 21:28)
Fa nga tsy hoe entambaza e? de entana be zany sa keli?
le entana fotsiny zany no tao fa ny abiny sisa adino any @ tanana??
le entana fotsiny zany no tao fa ny abiny sisa adino any @ tanana??
12. pissoa
(
26/04/2005 07:41)
saotra > entam-bazaha sady entana beeee
:-D :-D
mandrindra > trano re, toy ireny Universite ireny ... de nisy konko lala-masinina ra-tsy dio aho
Rehefa tonga eto manaraka aho omeko ny valiny raha tsy ...
:-D :-D
mandrindra > trano re, toy ireny Universite ireny ... de nisy konko lala-masinina ra-tsy dio aho
Rehefa tonga eto manaraka aho omeko ny valiny raha tsy ...
14. mandrindra
(
26/04/2005 13:54)
pissoa, azo taingenana ve ilay entambazaha :D
misy kodiarana ve ilay izy
misy kodiarana ve ilay izy
16. pissoa
(
26/04/2005 14:53)
azo tengenana ... sady misy tongony roa ... fa saingy, misy kodiarana ka tandremo sao mianjera eo an! :roll: :roll:
19. pissoa
(
26/04/2005 21:43)
eny hoa ry iartistika, angaha ny sipa misy kodiarana e!
zako aloha tsisy kodiarana e! sa ... le sipa mihodina reny fona ve de clendestin koa niditra tao amin'ny Port!
:-D :-D
zako aloha tsisy kodiarana e! sa ... le sipa mihodina reny fona ve de clendestin koa niditra tao amin'ny Port!
:-D :-D