Fanjanahan-tany
21. pissoa
(
27/04/2005 14:53)
nefa ... brety no tao, fa mety nisy sipa vazaha nitaingina. Izy samy izy iany reo ko!
23. pissoa
(
27/04/2005 20:09)
veloo> ka efa hoe tonga tany Tana vao nosokafana ny entana koa! izay vao fantatra de lazaina :lol: :lol:
24. sonwin
(
28/04/2005 12:19)
tsy brety zany ny tao, za aloha refa manokatra entana tsy mahita brety zany, zavatra hafa mitsy :wink:
34. mishou
(
07/05/2005 23:43)
ilay fanontaniana koa@ io mampieritreritra zavatra bedebe, de tsy azoko hoe fa maninona no borety no tao, fa tsy arako ilay hifandraisany
nareo rangah rehfa manome valiny de asiavo fanazavana fa tsy arakay mihitsyilay fifandraisany an :^) :^) :^)
nareo rangah rehfa manome valiny de asiavo fanazavana fa tsy arakay mihitsyilay fifandraisany an :^) :^) :^)
35. dadabe
(
08/05/2005 09:45)
ka zay anie le noteneniko andry e,zah indraindray tsy kopy mihitsy satria tsy milay na le fanontaniana,na le fanehoana azy @teny frantsay ,zao indray ny valiny tsy mamely tssss :(
37. pissoa
(
08/05/2005 16:11)
ilay izy ange tsy ankamantatra e! fa nampihomehy ahy fotsiny t@ notantaraina tamiko oe "borety" no tao ... raha tany tamatave no novohaina ny entana dia mba nifanosika tamin'ny brety, fa tany Tana ...
sonwin :?
sonwin :?
39. sasa
(
09/05/2005 08:01)
:@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@
efa ho 1 paquet ny boston laniko fa tena mbola tsy azo foana
efa ho 1 paquet ny boston laniko fa tena mbola tsy azo foana