mpihira rock vaovao

1. xxx ( 19/04/2005 13:28)
ahoana ry reto no fahitanareo lé hirah ? mahavoa kosa a!
répondu par kdoo le 24/08/2005 05:34
2. sonwin ( 19/04/2005 15:35)
milay leiry ka
3. iartistika ( 19/04/2005 15:53)
leiry no milay!..
4. xxx ( 20/04/2005 07:33)
Milay ihany alou lery e ! fa zao : raha sendra misy mahalala na naman'i Andry nareo de mba teneno ampahatsorana i Lery fa ny fihetsiky lery ohatran'ny vavivavy nefa i Lery manao rock, mila fihetsika kofboay zany, mila henjakenjana zany. manjary lasa rockm-bavy.
ZAy
5. iartistika ( 20/04/2005 07:59)
tô iny koa le mpanao sary tao am mbs raha tsy diso ny tenanay!
6. sonwin ( 20/04/2005 08:20)
xxx> ka iny no maha-izy azy fa ts koi izay fihetsiny any
iartistika> ie ileiry mitsy iny
7. sonwin ( 20/04/2005 08:22)
xxx> ka iny no maha-izy azy fa ts koi izay fihetsiny any
iartistika> ie ileiry mitsy iny
8. iartistika ( 20/04/2005 16:19)
sonwin>ary rahoviana lery no hiaka-tsehatra irery??
9. sonwin ( 20/04/2005 16:21)
iartistika> ato ho ato , ao Antsahamanitra, ilazana ve ela sa? :wink:
10. iartistika ( 20/04/2005 16:23)
mba meo tôpy ary eh! :wink:
11. sonwin ( 21/04/2005 14:26)
tena tsy hiaka-tsehatra hono leiry fa hiakatra tohatra eo Mahamasina e
12. iartistika ( 21/04/2005 18:04)
eo am totobaton'ny môpera ve??
13. sopeta ( 22/04/2005 07:17)
za ry reto tena mankafia an'zareo a!
ra manana ny program spectacle zareo na momba an'azy d mba meo e! efa manambady ve iny e! :roll: :roll:
14. sonwin ( 22/04/2005 10:59)
programa ve? ho henonao tsy ho ela ka..ny momba azy indray ts haiko ka...ts aleonao ve za e :wink:
15. mamzelkely ( 22/04/2005 12:03)
sonwin< fa aôna mikarakara hetsika miaraka amdry zareo ko nga enao?? :-w
16. sonwin ( 22/04/2005 13:27)
ka mpikarakara hetsika ange ny asako e :lol:
17. sonwin ( 22/04/2005 13:29)
ka mpikarakara hetsika ange ny asako e :lol:
18. iartistika ( 22/04/2005 16:37)
le hetsika iray zay no mety tena talentan'io frera io! :* :* ,le hoatran'io :-D :-D
19. sopeta ( 04/05/2005 08:38)
ndao nareo e! mba omeo zavatra matotra moa e!

:D
20. sonwin ( 04/05/2005 14:31)
tairo ny matotra aza e..ahona ilay mpihira rock iny e?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2675