mpihira rock vaovao

21. iartistika ( 04/05/2005 17:30)
ahoana tokotrany moa?? :roll:
22. sonwin ( 08/05/2005 11:00)
toa hoe hiaka-tsehatra leiry ato ho ato ka :)
23. iartistika ( 08/05/2005 14:59)
de aiza? atsam sa aiza?
24. Lynda ( 12/08/2005 07:15)
lery kosa aloha milay e,fa be fialonana fotsiny izay manaratsy, sady bogosy no tsara feo, laingany lesy izany ry Andry, fa iny mihitsy no tena maha ialahy an'ialahy,indrindra fa rehefa manao sous-vêtement, ny volo tsy bangoina no tena manendrika an'ialahy.
OK???????
25. fijo ( 15/08/2005 21:14)
iza indray izany ry zalahy an
26. fafa ( 16/08/2005 11:15)
Zà aloha mirevy azy ko e! milay sady bôgôsy na de somary kely ihany aza ny detantiny
27. fijo ( 16/08/2005 20:48)
izany ve tsy hanahirana le
28. fafa ( 19/08/2005 09:02)
fijo> hanahirana aôna kosa ary e!?
29. fijo ( 22/08/2005 21:10)
ka izy kely detanty izany ko
30. fafa ( 23/08/2005 07:56)
fijo> ka izay ko! fa ny hirany tiko na zany aza e!
31. fijo ( 23/08/2005 20:32)
ka le hirakoa anie no tena ilaina e
32. kdoo ( 24/08/2005 05:34)
mba o koran an'io tarika io aho fa apetrao ny q° nareo:wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0833