Ho an'izay te ho tonga, dia ny voalohan'ny volana May ,,,mi-organiser picnic gasy aho , ka izay ho avy dia ao Hauterive(Neuchâtel) eo akaikin'ny latenium no hanaovana azy ,amin'ny 12 ora atoandro io ..;Dia tongava maro an!! :miam: :miam:sy :lol:no ho hatao ao e!!Samia mitondra sakafo dia samy mifampizara rehefa tonga any !!!